Vita Tôle Officiel

Vita Tôle Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vita Tôle Officiel, Construction Company, Ambohimangakely, Ambohimahitsy.

🏠 Tôle kalitao avo ho an’ny trano mafy orina
💰 Vidiny tena mirary
🚚 Livraison manerana an’i province
📍 Ikianja Ambohimangakely
📲 034 51 806 76 | WhatsApp: 034 16 319 94

28/05/2026

🍫Tsara ilay maraina vaovao 🍇
MAMIKELY DAHOLO ILAY FITIAVANTSIKA AN’NY MAMAN AO 🍯

💐🎉 JEU FÊTE DES MÈRES 🎉💐💖 “Pourquoi tu aimes ta maman ?”Ho fankalazana ny Fête des Mères, Usine Vita Tole dia manasa ana...
27/05/2026

💐🎉 JEU FÊTE DES MÈRES 🎉💐
💖 “Pourquoi tu aimes ta maman ?”
Ho fankalazana ny Fête des Mères, Usine Vita Tole dia manasa anao handray anjara amin’ity jeu tsotra nefa feno fitiavana ity 💝
👉 Asa atao:
✨ Manorata ao amin’ny commentaire: “Tiako i maman satria…” + antony iray avy ao am-po
✨ Tag tous tes amis
✨ Partager ny publication amin’ny mur sy groupe 10 (construction / fanorenana)
✨ Follow ny Page Usine Vita Tole
🏆 🎁 Récompense:
Hisy TIRAGE AU SORT amin’ireo mpandray anjara rehetra 🎉
💰 Loka: 20 000 Ar × 5 olona (mpandresy 5)
⏰ Faran’ny jeu & tirage:
📅 Zoma amin’ny 4 ora hariva (16h00)
🩷Ny commentaire rehetra dia ho voadinika

🎉 Bonne chance à tous !
💐 Misaora an’i maman amin’ny fo feno fitiavana🩷 Izy ilay mitia tsy miatsaravelatsihy🩷

🩷Ho antsika rehetra mivoha ara-dalàna ny   Vita Tôle Officiel  Rahampitso , ary mandray commande à distance ho anareo re...
26/05/2026

🩷Ho antsika rehetra mivoha ara-dalàna ny Vita Tôle Officiel Rahampitso , ary mandray commande à distance ho anareo rehetra any amin’ny 🩷

📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp

Directe -

💛💛Maraina vaovao ôh 💛💛 👌Vita soa iny ny fety fa ndao amin'izay hitady vola 💸🎀Vao maraina aloha dia cadeau mamibe ho anar...
26/05/2026

💛💛Maraina vaovao ôh 💛💛

👌Vita soa iny ny fety fa ndao amin'izay hitady vola 💸

🎀Vao maraina aloha dia cadeau mamibe ho anareo be point indrindra telo voalohany 🍓

✅1-20000Ar
✅2-10000Ar
✅3-5000Ar

😊 Manomboka eto dia depart zéro indray ny fanenjehana point izay omen'ny FB ka amin'ny herin'ny androany no mivaly indray izay be point indrindra 💛

❤️❤️❤️ Fankasitrahana avy Amin'ny fo no atolotra anareo rehetra manohana foana ny Vita Tôle Officiel ❤️❤️❤️

💎Raha ianao no misafidy dia inona no couleur tianao? 🟢Vert  🔴Rouge Basque  ⚫Gris  🔵Bleu 💎AZA ADINO ARY FA EFA MANOMBOKA ...
25/05/2026

💎Raha ianao no misafidy dia inona no couleur tianao?
🟢Vert 🔴Rouge Basque ⚫Gris
🔵Bleu
💎AZA ADINO ARY FA EFA MANOMBOKA NY PRIX DE PROMOTION FÊTE DES MÈRES ETO AMIN'NY Vita Tôle Officiel ✅

📌Vonona hiasa am-pitiavana sy haingana ho anao izahay 👌

🤙Antsoy avy Hantrany Ireto Laharana Ireto mba hahazaonao misitraka izany w👌

📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp

USINE VITA TÔLE OFFICIEL IKIANJA-AMBOHIMANGAKELY

💛 Mankasitraka hantrany anareo orin'asa mametraka fitokisana Amin 'ny   Vita Tôle Officiel  💛💙Mbola eto izahay Vonona ha...
25/05/2026

💛 Mankasitraka hantrany anareo orin'asa mametraka fitokisana Amin 'ny Vita Tôle Officiel 💛

💙Mbola eto izahay Vonona hanome fahafaham-po ho anareo Mpanjifa Rehetra tsy hankanavaka 💙

📌Sur mesure
📌Haute Qualitée
📌 Epaisseur reél
📌 Livraison manerana Ny Nosy

✅ Tôle Galvabac
✅ Tuile
✅ Pannes C
✅ Accessores completes

📞034 51 806 76 Mr Mihaja
📞034 16 319 94 Whatsapp
📞034 07 905 75 Whatsapp

Toerana misy Ny usine


25/05/2026

💛Aza variana fa efa mandeha Ny Partage maximum Ann 💛

🌺Bonjour Tsindrio ny Lien dia maka gouté kely aloha dia abonnéo ny Pejy 🌺https://www.facebook.com/share/p/1Q2HLj1LAr/
25/05/2026

🌺Bonjour Tsindrio ny Lien dia maka gouté kely aloha dia abonnéo ny Pejy 🌺https://www.facebook.com/share/p/1Q2HLj1LAr/

🩷🩷Bonjour🩷 , ho aiza daholo isika androany ,ao maka gouté kely aloha , izay mimentionné amis🌺 10 voalohany sy 🌺10 farany mahazo 1000 Ar avy🌸🌸🌸

23/05/2026

🎀🎀 Felicitations indray Rÿanah Joselliä
Manouh Minouh Lydia Fandresena mahazo 20000Ar avy Amin'ny Partage maximum ❤️

🌺🌺🌺Mbola afaka manatratra tanjona tsara isika🌺🌺🌺 Te-hahazo fond de depart 100000Ar ve ianao ? 👌OLONA 3 BE IZAO NO HISITR...
22/05/2026

🌺🌺🌺Mbola afaka manatratra tanjona tsara isika🌺🌺🌺
Te-hahazo fond de depart 100000Ar ve ianao ?
👌OLONA 3 BE IZAO NO HISITRAKA NY FANOMEZANA KA SAO IANAO NO HO TSARA VINTANA AMIN’IZANY 🩷🩷🩷

💛MENTIONEO NY NAMANAO REHETRA
💚ATAOVY NY PARTAGE MAXIMUM
💜MAZOTOA MANAO REACTION
🌺🌺SOKAFY ITY LIEN ITY DIA ARAHO NY CONDITION 🌼🌼🌼

https://www.facebook.com/share/p/17k3dmWef2/

🎀🎀 GIVEAWAY BE HO ANAREO ITY ANN 🎀🎀

📣Tapaka ary ny hevitray ekipan'ny Vita Tôle Officiel fa hizara fond de depart ho anareo abonneé 📣

☝️Vakio tsara ary ny condition antsika ❤️
❤️Olona telo be izao no hahazo 100000 Ar avy ❤️
❤️Raha fenonareo 15 K hatramin'ny faran'ity Volana May ity ❤️
❤️ Abonneéo Ny pejy
❤️Mentioneo Tous Les amis hi-abonnée ny pejy
❤️Partageo Amin 'ny mur anao sy Groupe 10 misy anao ity lalao ity

💫💫TIRAGE AU SORT NO HISONTOMANA IREO ABONNEÉ TELO MAHAZO 100000ar 💫💫

💯💯 ARARAOTY AINGANA FA SAO IANAO NO HO ISAN'NY IRAY HAHAZO FOND DE DEPART AMIN'NY FARAN'ITY VOLANA ITY 💯💯


21/05/2026

👌Misy tena miasa ianareo, hatramin’izao ve ranga tsy mitsahatra mahazo notification izahay amin’ny partage 🥰

Address

Ambohimangakely
Ambohimahitsy
PROVINCESDE

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vita Tôle Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share