MC et Animateur Mael's

MC et Animateur Mael's Mamix Eliot 504

Aza matahotra ihanareo fa efa nampianariny Sylvester Stallone iady irery aho ๐Ÿ‘‹ Efa miaraka tsika zao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌHo taranaka ๐Ÿ‘Š
06/10/2025

Aza matahotra ihanareo fa efa nampianariny Sylvester Stallone iady irery aho ๐Ÿ‘‹

Efa miaraka tsika zao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ho taranaka ๐Ÿ‘Š

Mpitondra tenin'ny filoha ๐Ÿ‘ŠCopie-......Ny bikany lo de manjaMpitondra tenin fanjaNy bikany tena hafa mintsyNy kibony tsi...
02/10/2025

Mpitondra tenin'ny filoha ๐Ÿ‘Š

Copie-......

Ny bikany lo de manja
Mpitondra tenin fanja
Ny bikany tena hafa mintsy
Ny kibony tsisy sรดsisy
Ny volony tena aminazy
Tsy mila an ilay plaquage
Avy hatrany aho de tara
Efa lerany zao
Amaray ny fotoana
Ny tolona mandeha foana
Ka aoka ndri hivoaka ny trano
Tadremo mihintsy
Fa za mantsy Vao hianatra, hitondra mini bisy ๐Ÿฅฑ
__________________________________________
MC et Animateur Mael's

๐Ÿš€ Gemini IA โ€“ AI avy aminโ€™i Google DeepMindNy Gemini dia AI mahay mamorona sary ๐ŸŽจ, mamaly resaka ๐Ÿ’ฌ, ary mampifangaro sar...
15/09/2025

๐Ÿš€ Gemini IA โ€“ AI avy aminโ€™i Google DeepMind

Ny Gemini dia AI mahay mamorona sary ๐ŸŽจ, mamaly resaka ๐Ÿ’ฌ, ary mampifangaro sary sy lahatsoratra ๐Ÿ–ผ๏ธโœ๏ธ.

๐Ÿ—“๏ธ Nanomboka: 2023
โœจ Version nohatsaraina: 2024 (Gemini 1.5)

๐Ÿ’ก Fitaovana matanjaka ho anโ€™ny famoronana, fanabeazana, ary fialamboly.

Mbola maro eto Madagasikara no tsy mahalala azyโ€ฆ
๐Ÿ™Zarao aminโ€™ny namanao ๐Ÿ‘ซ!

Araho ny pejy MC et Animateur Mael's

๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ถ ๐‘ฐ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ต๐’€1: MAKAO @ CHROME2: RECHERCHEO WOE Gemini3: IZAY GEMINI VOALOHANY EO NO IDIRANA4: IMPORTENA  IZY LE SARY AM...
11/09/2025

๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ถ ๐‘ฐ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ต๐’€

1: MAKAO @ CHROME
2: RECHERCHEO WOE Gemini
3: IZAY GEMINI VOALOHANY EO NO IDIRANA
4: IMPORTENA IZY LE SARY AMBOARINA
5:LE TEXTE (IZAY TINAO) PROMPT APESAINA
6:๐— ๐—•๐—” ๐—”๐—ง๐—”๐—ข๐—ฉ๐—ฌ ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—™๐—œ๐—ก๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐— ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ee

io zao nenah io , Alefaso 's nenareo efa mahay Alfonso ๐Ÿ’ฅ

โœฆGemini ๐Ÿ’ฅแด˜ส€แดแดแด˜แด› ๐Ÿ‘‡A photorealistic cinematic image of a man (picture attached) sitting casually on the shoulder of a gian...
10/09/2025

โœฆGemini ๐Ÿ’ฅ

แด˜ส€แดแดแด˜แด› ๐Ÿ‘‡

A photorealistic cinematic image of a man (picture attached) sitting casually on the shoulder of a giant mecha styled after Ravana.The man wears a blue hoody jacket with the words "Mael'sโ€ faded ripped gray jeans, and black Vans sneakers. His pose is relaxed: one hand resting at his side, the other holding a glowing blue thai sword crackling with blue sparks, resting across her shoulder. His legs dangle freely at the edge.
The mecha, inspired by classic Ravana designs, glowing eyes, and highly detailed mechanical panels.
The background shows a futuristic cityscape during a golden morning hour, with soft shadows and atmospheric lighting. The buildings in the distance are blurred for depth of field. The scene is shot from a high-angle perspective to emphasize the massive scale difference between the woman and the Ravana.
Aspect ratio: 2:3, photorealistic, cinematic film-quality scene. ..

Tuto fanaovana azy ๐Ÿ˜1-miditra chrome na google2-Mi recherche hoe๐Ÿ‘‰๐Ÿป Gemini de ze mipoitra voalohany no izy3- copieo le te...
09/09/2025

Tuto fanaovana azy ๐Ÿ˜

1-miditra chrome na google
2-Mi recherche hoe๐Ÿ‘‰๐Ÿป Gemini de ze mipoitra voalohany no izy
3- copieo le texte ao amin'ny coms de ataovy eo ambanin'ilay le sary atao๐Ÿ˜ญ vita d atoroy namana rehefa mahay

โ€ŽNy alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra eto Madagasikara รฉclipse lunaire totale  ๐ŸŒ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ€Žโ€Ž๐Ÿ”ญ ...
03/09/2025

โ€ŽNy alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra eto Madagasikara รฉclipse lunaire totale ๐ŸŒ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ”ญ Ora eto Madagasikara (heure locale - EAT) :
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ’ Fanombohanโ€™ny phase pรฉnombrale : 18h28
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ“ Fanombohanโ€™ny phase partielle : 19h27
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ‘ Fanombohanโ€™ny totalitรฉ : 20h31
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ”ด Maximum : 21h11 โ†’ hiseho mena manjelanjelatra ny Volana (โ€œLune de sangโ€)
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ• Fiafaranโ€™ny totalitรฉ : 21h52
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ” Fiafaranโ€™ny phase partielle : 22h56
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒ˜ Fiafaranโ€™ny phase pรฉnombrale : 23h55
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ‘‰ Ny totalitรฉ dia haharitra eo aminโ€™ny 82 minutes !
โ€Ž
โ€Žโœจ Torohevitra hahafahana mijery tsara :
โ€Ž- Tsy mila fitaovana manokana, ny maso ihany dia ampy ๐Ÿคฉ
โ€Ž- Mitadiava toerana malalaka tsy misy jiro be loatra ๐ŸŒŒ
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“… Tsarovy tsara ny daty : 7 septambra 2025
โ€ŽSeho tsy fahita firy ho anโ€™ny rehetra โ€“ hahita ny Lune de sang. Aza adino ity fotoana miavaka ity! ๐ŸŒ 
Amin'ny 31 Desambra 2028 indray vao hisy รฉclipse lunaire hita eto Madagasikara ๐Ÿ˜Š.
โ€Ž
โ€ŽMirary soa hatrany ๐Ÿ˜Š
Naritiana Dona

MC et Animateur Mael's

Address

Tanambe
Amparafaravola
504

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MC et Animateur Mael's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share