06/04/2026
E.J TECH IGCM : Ny fahaiza-manao Malagasy eo amin'ny fanorenana!
Mpanampy anao amin’ny fanatanterahana ny vinanao izahay. Na fanorenana trano, na herinaratra, na fametrahana fantson-drano (plomberie), dia vonona hanome vokatra manara-penitra sy matihanina ho anao izahay eto Antananarivo sy manerana an'i Madagasgar.
Ny herinay: Kalitao - Fahamarinana - Fahaiza-manao Malagasy.