05/02/2025
đTaona vaovao, vokatra vaovao.
Miezaka manome ny soa sy ny tsara hatrany izahay Zarangovo Madagascar, ka ireto Ă ry ny masaka.
Vokatra telo no atolotray anareo anio:
â
Ny eZ-R15+ izay régulateur MPPT 15A be izao izay manao gestion de charge intélligente izay izahay Zarangovo Madagascar ihany no manana azy, izy io dia mikoja ny batterie anao mba haharitra raha mampiasa azy ianao.
â
Ny eZ-180Pb+ izay kit solaire ahafahanao mampiasa đștĂ©lĂ© hatramin'ny 24 Pouces ary misy jiro đĄLED 3, ary prise USB 5V 5A ihany koa. Maharitra adiny 10 tsy misy masoandro izy io raha ohatra ka hijery tĂ©lĂ© âșïžmandra-maraina ohatra.
â
Ny eZ-120Li dia mitovy amin'ny eZ-180Pb+ ihany saingy izy mampiasa batterie lithium fotsiny, ny mahatsara izany dia feno ao anatin'ny adiny âïž2H ny batterie ary maharitra đ
10 taona ny batterie ao anatiny.
đNy eZ-R15+ sy ny eZ-120Li dia afaka hichargenaođ» ordinateur portable avy hatrany ihany koa ka tsy hilĂ na convertisseur mamadika ho 220V izay mety handany ny batterie anao raha tsy mila mampiasa fitaovana mavesatra ianao.
đŹAza misalasala Ă ry manantona anay ao amin'ny hafatra miafina.