27/03/2023
π₯ BATICOM IVATO π₯
π’ Ho antsika mponina ety Ivato sy ny manodidina, BATICOM IVATO dia tranombarotra ahitanao ireo fitaovana sy kojakoja rehetra ilaina amin'ny fanaovana trano na asa madinika na asa vaventy. π·π§βπΎπ§βπ§ππͺπ οΈπ π‘π§±π½π‘ποΈπ£
πEto ampitan'ny sary Masina Ivato eo akaikin'ny Fokotany no misy azy.
βοΈAntsoy ny laharana: 034.13.693.58. raha mila fanazavana fanampiny
π¦ Araho tsy tapaka ny pejy Facebook "Baticom IVATO" ary asio j'aime π, Misaotra tompoko π