28/11/2022
π©πΌβππ©πΌβπ§'Aiza ho aiza ianao izao amin'ny fanamboarana ny trano nofinofinao? Na efa akaiky hifarana ary ny taona dia mbola tsy tara raha izao no manao ny plan trano.π°πΈ
π‘ποΈ Sao dia mety aminao ary ity villa moderne ity ? Afaka manao plan vaovao ihany koa mba ahazoana ilay tena mifanaraka amin'ny safidinao. πποΈ
π·πΌββππΌββ Ny sarany manao plan trano eto aminay moa dia 250 000ar/niveau hatrany. π€π₯³
π²π Antsoy aingana ary ny laharana 0344378676 na midira mp avy hatrany. π