10/10/2023
Salama daholy oh đ€
Hamelabelatra kely ny resaka âisolation thermiqueâ isika androany, efa noresahana kely tany aloha ihany moa izany fa anio dia ho azavaina kely.
Voalohany dia miankina tanteraka aminâny tempĂ©rature extĂ©rieur, ny volume anâilay espace, ary ny âconductivitĂ© thermique âλâ ny matĂ©riaux tsirairay no ny hahafahana manao calcul sy dimensionenement. Ireo no ahafahana manao ny isolation ny efitra iray.
Ahoana no hahafantarana fa isolant ny matériaux iray?
Rehefa ambony ny fampitanâny âmatĂ©riauxâ iray ny hafanana na hatsiaka dia azo lazaina fa tsy isolant izany ilay matĂ©riaux.
Hita ao anatinâny sary fanehoana fa ny âbĂ©tonâ ohatra dia tena mampita izany hafanana na hatsiaka (ambony ny conductivitĂ© thermique) izany ka rehefa mafana ny andro dia mafana ao antrano ary rehefa mangatsika ny andro dia mangatsiaka koa ao antrano (raha trano vita aminâny bĂ©ton manontolo).
Ny brique indray dia azo lazaina hoe âmatĂ©riaux sĂ©mi conducteurâ, izany hoe mampita izy fa tsy tena mampita be.
Inona avy ny matériaux afaka ampiasaina mba hahafahana tena mitazona ny hafanana @ confort ny olona iray?
Misy karazany maro izy ireo
- MatiÚres minéraux : Laine de verre, Laine de roche, Verre cellulaire...
- MatiÚres biosourcés : Lin, Chanvre, Bois, mouton LiÚge, Paille, Plume...
Afaka atao ao anatiny na ivelanâny trano moa ny isolation ny bĂątiment, arakaraky ny zava-misy.
Marihina fa tsy miankina aminâny matĂ©riaux irery anefa ny ahafana manana izay "confort" izay ao anaty efitra iray izay, satria rehefa tena tsy vitanâny matĂ©riaux intsony ny mitazona ny hafanana na ny hatsiaka avy any ivelany dia tsy maintsy mampiasa âsystĂšme de chauffageâ rehefa mangatsiaka ny andro ary âsystĂšme de climatisationâ rehefa mafana ny andro.
Fehiny, inona avy izany no ahafahana mitazona ny température ny efitra iray mba ho ao anaty confort foana rehefa ao anatiny:
Voalohany : miankina tanteraka aminâny tempĂ©rature extĂ©rieurs.
Faharoa : dia ny resaka matériaux sy ny épaisseur ny mur extérieur ary volume ny espace.
Fahatelo : dia ny systĂšme de chauffage na systĂšme de climatisation.
Izay indray ny fizarana nataon'ny MDG BTP androany fa mirary soa antsika rehetra.