04/05/2026
📏 GUIDE DES TAILLES 📏
Pour choisir la taille parfaite, référez-vous à vos mensurations :
✔️ Tour de poitrine
✔️ Tour de taille
✔️ Tour de hanches
Comparez ensuite avec notre tableau pour trouver votre taille idéale (XS à ###L selon les standards internationaux ).
💡 Astuce : si vous hésitez entre deux tailles, prenez la plus grande pour plus de confort !
📏 TOROLÀLANA AMIN’NY Taille rehefa hividy akanjo 📏
Mba tsy ho diso taille dia:
✔️ Refeso ny tratra
✔️ Refeso ny andilana
✔️ Refeso ny valahana
Ampitahao amin’ny tabilao ny refinao hahitana ny habe sahaza (XS hatramin’ny ###L alohany hanao commande).
💡 Torohevitra : raha misalasala eo anelanelan’ny habe roa ianao, fidio ilay lehibe kokoa mba hahazoana aina kokoa.