14/04/2026
PSG SA LIVERPOOL NO HO TAFAVOAKA ANIO ALINA?
Aza adino fa hanomboka hafinaritra ny baolina kitra manomboka eto an: LDC efa
mamarana ny ampahefa-dalana, ny "championnat" rehetra efa ady farany daholo ary
afaka 2 volana dia efa "Mondiales".
Tsy voatery mividy "batterie" ngeza be fa na kelikely aza fa kalitao avo lenta dia efa
milamina ny 5 taona ho avy.
Raha hampiasa RITAR GEL 55Ah dia efa mahavita TV 26~32" tsara miaraka amin'ny
"décodeur".
Mihafohy ny andro rehefa ririnina ka tsara atao lehibe ny "panneau solaire": 200W mono
farany kely.
Misy RITAR GEL eto Antsirabe: 492.000 ariary.
Afaka mandefa na aiza na aiza misy anao.