11/01/2026
Rehefa faran'ny herin'andro avy rerakin'ny rotoroton'ny fiainana andavan'andro dia misy ny misafidy ny haka aina ao an-trano ,misy kosa ireo misafidy ny hiala voly miaraka amin'ny ankohonana
Ary ny anareo inona no mety aminareo ? 😊
Na izany aza tsy adino foana ny Iced tea Clarit'o 🍀🍹
Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra oh 🙂