Gasy CLIM

Gasy CLIM CLIMATISATION
Installation - Maintenance - Dépannage

Faly miarahaba anareo nahatratra ny taona vaovao izahay ato amin'ny GasiClim🎉
01/01/2026

Faly miarahaba anareo nahatratra ny taona vaovao izahay ato amin'ny GasiClim🎉

11/11/2025

Salama e!👋
🚨Efa fotoana indray izao anaovana recharge gaz clim auto satria ny orana hoavy ,ny andro mafana!

✅Aza misalasala ary miantso na miditra MP aminay!

GasyClim
Dépannage -Maintenance climatisation
📞0342907530

Salama e!👋     🎉Misesisesy mihintsy ny  fety tato hoato "ASA RAHA MANITRA  🇲🇬" ilay fety manaraka ho avy eo!?   🚨Ny eto ...
20/06/2025

Salama e!👋

🎉Misesisesy mihintsy ny fety tato hoato
"ASA RAHA MANITRA 🇲🇬" ilay fety manaraka ho avy eo!?

🚨Ny eto amin'ny GasyCLIM tonga dia manitra be, satria asina fihenam-bidy 💥26% amin'ny service rehetra misy ato aminay!

✅ Déplacement koa Mbola gratuit ho an'ny eto Antananarivo!

⏳Tolotra manan-kery, androany Zoma 20 jona hatramin’ny 05 jolay 2025!

"🇲🇬 MADAGASIKARA TSY MAINTSY CLIMATISÉ"😁😎

GASYCLIM
➡️Climatisation automobile/ Habitation
➡️Installation-Dépannage-Recharge GAZ
📞034 29 075 30

Salama e!👋🎁 PROMOTION FÊTE DES PÈRES Izahay eto amin'ny GasyCLIM dia manolotra fihenam-bidy 💥20%  ho an'ny Ray rehetra i...
13/06/2025

Salama e!👋

🎁 PROMOTION FÊTE DES PÈRES

Izahay eto amin'ny GasyCLIM dia manolotra fihenam-bidy 💥20% ho an'ny Ray rehetra izay manao RECHARGE GAZ Clim-auto ❄️🚗

✅ Déplacement gratuit ho an'ny eto Antananarivo !

⏳ Tolotra manan-kery hatramin’ny 16 Jona!

GASYCLIM
➡️Climatisation automobile/ Habitation
➡️Installation-Dépannage-Recharge GAZ
📞034 29 075 30

Salama e!👋🚨📢Ho fanomezana fahafaham-po antsika dia asiana ity offre ty jusqu'à Pentecôte !✅ Recharge gaz clim ho an'ny f...
09/05/2025

Salama e!👋

🚨📢Ho fanomezana fahafaham-po antsika dia asiana ity offre ty jusqu'à Pentecôte !

✅ Recharge gaz clim ho an'ny fiara rehetra!
✅ Déplacement gratuit ho an'ny eto Antananarivo
✅Avec GARANTIE

Antsoy malaky ary ny 034 29 075 30

gasyCLIM
Confort et innovation à chaque saison !

Salama e!👋Betsaka no mametraka ity fanotanina ityhoe" MANKARARY VE NY CLIM❄️⁉️"➡️ TSIA NY VALINY✅Tsy makarary ny CLIM ra...
27/02/2025

Salama e!👋

Betsaka no mametraka ity fanotanina ity
hoe" MANKARARY VE NY CLIM❄️⁉️"

➡️ TSIA NY VALINY
✅Tsy makarary ny CLIM raha toa ka madio ny filtre habitacle ny fiaranao !

🚨Noho izany indrindra no anaovanay fourniture sy remplacement ny FILTRE HABITACLE ny fiara rehefa manao recharge gaz !

📞Antsoy ary ny 034 29 075 30 na midira MP anaovana ny Rendez-vous anao!

🛑TSAROVY FA NY FAHASALAMANA NO VOALOHAN- KARENA !

Salama e!👋 Efa akaiky moa le St Valentin?!🚨Mba hanamariana izany dia misy  offre atolotray ampitiavana be ho anareo!➡️OF...
09/02/2025

Salama e!👋
Efa akaiky moa le St Valentin?!
🚨Mba hanamariana izany dia misy offre atolotray ampitiavana be ho anareo!

➡️OFFRE SPÉCIALE SAINT VALENTIN RECHARGE CLIM-AUTO ❄️

✅VOITURE LÉGÈRE SEULEMENT À 110 000Ar
Autre voiture dépend du type.

✅ZERO FRAIS DE DÉPLACEMENT

📞Antsoy malaky amin'ny 034 29 075 30 GASYCLIM, fa amin'ity semaine ity ny offre no manankery!

Dia samy ho salama Valentin sy Valentine !😁

Salama e!👋MIVADIBADIKA NY TOETR'ANDRO🌞🌧️, betsaka indray izao no mikizitina  ao anaty fiara ao amin'ny fampidinana  sy f...
29/01/2025

Salama e!👋

MIVADIBADIKA NY TOETR'ANDRO🌞🌧️, betsaka indray izao no mikizitina ao anaty fiara ao amin'ny fampidinana sy fampiakarana fitaratra !!
Vahaolana ➡️ MAMPIASÀ CLIM✅

Antsoy amin'ny 034 29 075 30 GASYCLIM anao ny entretien sy recharge gaz ny CLIM ny fiaranao!

BONNE ANNÉE 2025 👋Izahay eto amin'ny GasyClim dia mirary taona feno fifaliana sy fahombiazana ho antsika rehetra!!GasyCL...
01/01/2025

BONNE ANNÉE 2025 👋
Izahay eto amin'ny GasyClim dia mirary taona feno fifaliana sy fahombiazana ho antsika rehetra!!

GasyCLIM
Installation-Depannage-Entretien CLIMATISEUR
Recharge gaz-Depannage CLIM AUTO

Salama e ! 👋 Tratry ny Krismasy daholo tompoko🎄Izahay eto am GasyCLIM dia Mirary fety sambatra ho antsika rehetra !Mitoh...
25/12/2024

Salama e ! 👋 Tratry ny Krismasy daholo tompoko🎄

Izahay eto am GasyCLIM dia Mirary fety sambatra ho antsika rehetra !

Mitohy fona ny recharge clim auto na eo ary ny fety 😊

GasyCLIM "Confort et innovation à chaque saison"
Diagnostic / Dépannage /Recharge Gaz Clim Auto
034 29 075 30

Salama e ! 👋🚨Mbola mitohy ny RECHARGE GAZ CLIMATISEUR AUTOMOBILE✅ZERO Frais de déplacement ✅AVEC Anti-fuiteRahoviana ny ...
02/12/2024

Salama e ! 👋
🚨Mbola mitohy ny RECHARGE GAZ CLIMATISEUR AUTOMOBILE
✅ZERO Frais de déplacement
✅AVEC Anti-fuite

Rahoviana ny fotoana sy toerana mety aminao?
Antsoy ary ny 📞034 29 075 30 na Midira MP hanaovana ny RDV anao!

GASYCLIM
Confort et innovation à chaque saison!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342907530

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy CLIM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasy CLIM:

Share