Tartine Madagascar

Tartine Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tartine Madagascar, Industrial Company, Andohatapenaka, Antananarivo.

Tsy mahazaka chocolat😥 ianao? Misy ny tsiro voanio  (Coco) 😁Tsy tianao ny fofona voanio? Dia io ny tsiro  vanille manome...
11/08/2026

Tsy mahazaka chocolat😥 ianao? Misy ny tsiro voanio (Coco) 😁
Tsy tianao ny fofona voanio? Dia io ny tsiro vanille manome toky 🥰
Vanille😋 , Coco🥥 , Chocolat 🍫
Iza amin'ireo ary ilay tsiro tena tianao? Lazao anay ao anaty commentaire 😉

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo 😉🥰
05/08/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo 😉🥰

Salama eeeh!😊Elaela isika tsy nanao jeux  fa  andao hampiasa saina sy hampiasa  maso kely indray🥰Misy mini croissant ire...
30/07/2026

Salama eeeh!😊
Elaela isika tsy nanao jeux fa andao hampiasa saina sy hampiasa maso kely indray🥰
Misy mini croissant ireo ary misy vokatra iray hafa koa miafina ao.
Hitanareo ve? 🧐
🤔Lazao anay ao anaty commentaire ary ilay izy raha fatratrareo hoe inona.😉

28/07/2026
⛱️Satria efa maro ianareo no lasa nanao fialantsasatra.😄Dia indro ary misy "IDEE GOUTER" aroso anareo : MADELEINE sy THÉ...
23/07/2026

⛱️Satria efa maro ianareo no lasa nanao fialantsasatra.
😄Dia indro ary misy "IDEE GOUTER" aroso anareo : MADELEINE sy THÉ GLACÉ fait maison🧋.
😉Mazava ho azy fa afaka atao mafana ihany koa ilay "thé" ho anareo izay mbola amin'ny toerana mangatsika rehetra.

📍Retrouvez les produits Tartine Madagascar auprès des revendeurs ci-dessous.🛒Choisissez le point de vente de votre choix...
17/07/2026

📍Retrouvez les produits Tartine Madagascar auprès des revendeurs ci-dessous.
🛒Choisissez le point de vente de votre choix et retrouvez toute la gamme Tartine
------------------------------------------------------------------------------------------
📍 Hitanao eny amin'ireo mpaninjara voatanisa eto ambany ny vokatra Tartine Madagascar.
🛒Fidio ary ary ny toeram-pivarotana mety aminao hahitanao ny vokatra Tartine tianao.

😎Ny 13 JOLAY hatramin'ny 26 JOLAY dia misy fihenam-bidy ny PAIN AU CHOCOLAT  ao amin'ny  Carrefour - Jumbo - Score ary  ...
14/07/2026

😎Ny 13 JOLAY hatramin'ny 26 JOLAY dia misy fihenam-bidy ny PAIN AU CHOCOLAT ao amin'ny Carrefour - Jumbo - Score ary Supermaki 🥰
🫵Ianao sisa no handrasana fa aza tara ooh 😁

🥰😉 Andao asiana tsiky kely vao maraina indray ary eh!🤔Raha ianareo no manome anarana ny viennoiserie an'i Tartine tsirai...
10/07/2026

🥰😉 Andao asiana tsiky kely vao maraina indray ary eh!

🤔Raha ianareo no manome anarana ny viennoiserie an'i Tartine tsirairay dia inona no anarana amin'ny teny malagasy nomenareo?

😌Ohatra hoe palmier izao hatao hoe : "M**O MIODONA" 😉🤣

De anareo amin'izay manohy azy ao anaty commentaire 🫡 Alefa aah!

Address

Andohatapenaka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tartine Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share