Rhum artisanal Revy

Rhum artisanal Revy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum artisanal Revy, Industrial Company, Antananarivo.

Grossiste Rhum local revy
Vente en gros et en détails
Conatc :0342514443
Lieux ambodin’isotry
(Aigle noir )

17/10/2025
Salama daholo eh Misy vokatra vaovao indray ity an Rhum Arrangé Revy maro karazany hisafidianana Disponibile Gingembre c...
02/10/2025

Salama daholo eh
Misy vokatra vaovao indray ity an
Rhum Arrangé Revy maro karazany hisafidianana
Disponibile
Gingembre cola 🫚
Jujube moknazy
Gingembre citron🍋
Vanille cannelle
Prix 20000ar
70cl

Ny Toaka gasy pure mahery moa toujours misy fona fona
+48degre
Prix de gros mora 4000ar litre
+10Litre

Manao livraison eto tana sy Mandefa aminy faritra rehetra ✅🚚
Lieux ambodin’isotry
Contacte 0342514443 ☎️

01/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Xantho Rakotomalala, Francia Rak Lauren Lauren, Anita Portos, Therry Andhri

iza daholo no mbola tsy nanjifa anito TG pure amle mandona be ity 🔥Qualité miavaka hatrany Prix de gros mora Mandefasa m...
01/09/2025

iza daholo no mbola tsy nanjifa anito TG pure amle mandona be ity 🔥
Qualité miavaka hatrany
Prix de gros mora
Mandefasa mp raha mbola hivarotra en gros koa ianao
Tena tsara ho any olona mbola handona arrangé ihany koa izy ity
Lieux ambodin’isotry
Manao livraison eto tana sy Mandefa aminy faritra rehetra 🚚✅

Salama jiaby Ato aminay ihany no ahitanao ity TG pure plus 45degre ity Amle tsy hitanao any ankafa ✅Mandona be sady azo ...
07/08/2025

Salama jiaby
Ato aminay ihany no ahitanao ity TG pure plus 45degre ity
Amle tsy hitanao any ankafa ✅
Mandona be sady azo alona arrangé tsara
Prix de gros 4000ar litre
En détails 4500ar
Raha mbola hivarotra ianao dia Midira mp avy hatrany
Toerana ambodin’isotry akaikiny aigle noir
Contacte :0342514443

Salama daholo oh Arrivage TG pure Misy avy any atsimo dia misy ihany koa ny cachete avy any tamatave aminy ilay mandona ...
22/07/2025

Salama daholo oh
Arrivage TG pure
Misy avy any atsimo dia misy ihany koa ny cachete avy any tamatave aminy ilay mandona be

Prix de gros mora ihany nefa tsara
Manao livraison sy Mandefa aminy faritra rehetra ✅🚚
Tel :0342514443

  aminy N’y rhum artisanal Revy ihany no ahita anireto TG tena tsara sady mahery ireto Plus 45degre Vente en gros et dét...
18/07/2025

aminy N’y rhum artisanal Revy ihany no ahita anireto TG tena tsara sady mahery ireto
Plus 45degre

Vente en gros et détails
Izay mbola hivarotra dia omena aminy prix farakizay mora afahanareo mpanjifa mivarotra azy tsara ✅

Mety tsara aminy olona mbola handona arrangé ihany koa izy ity

Manao livraison sy Mandefa aminy faritra rehetra izahay 🚚✅
Contacte :0342514443
Lieux ambodin’isotry akaikiny (aigle noir )

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum artisanal Revy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share