PIM Madagascar

PIM Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PIM Madagascar, Mining Company, Lot 10/3 Ambanilalana Antananarivo, Antananarivo.

Achat pierre industrielle
👉Majunga 👉 toliara
👉 Antsirabe -TANA👉Ambositra
💙Expotatuer 💙
☎️WhatsApp+261 37 77 481 88📞
💌e-mail [email protected]

Salama tompoko, mirary alahady mahafinaritra bé ho antsika rehetra ❤️ Mbola rempotra bé izahay ka lianatsiny tompoko ami...
29/03/2026

Salama tompoko, mirary alahady mahafinaritra bé ho antsika rehetra ❤️
Mbola rempotra bé izahay ka lianatsiny tompoko aminy tsy famaliana mp tsika rehetra 😍

PIM-MADAGASCAR 🌎
22/03/2026

PIM-MADAGASCAR 🌎

13/03/2026
11/03/2026

PIM Madagascar 🇲🇬

10/03/2026

SALAMA DAHOLO O!!
ETOANA IZAHAY DIA MISAOTRA AN'NY MPAMATSY VATO REHETRA ❤️
MISAOTRA HO ANTSIKA AVY ATY AMINY FARITRA ANTSIMON'NY NOSY,SINY FARITRA SOFIA,ENY FARITRA EO ANALAMANGA TSY HADINO,FARITRA VAKINAKARATRA IZAY TENA MIARA MIASA AMINAY ANKAIKY.
MISOKATRA NY FIARAHA MIASA TSIKA REHETRA.
+261 37 77 481 88
MIALATSINY AMINY TSY FAMALIANA INDRAINDRAY FA TENA BE ATAO BE DIA TSY VOAVALY INDRAINDRAY FA IALANA TSINY TOMPOKO 🥰
MANKASITRAKA INDRINDRA FA MIRARY SOA E!

SALAMA TOMPOKO !!ITY PROGRAMME TSIKA MANARAKA.ACHAT LA SOCIÉTÉ PIM MADAGASCAR 🌎 ☎️WHATSAPP+261 37 77 481 88💌E-mail pierr...
02/03/2026

SALAMA TOMPOKO !!
ITY PROGRAMME TSIKA MANARAKA.
ACHAT LA SOCIÉTÉ PIM MADAGASCAR 🌎
☎️WHATSAPP+261 37 77 481 88
💌E-mail [email protected]
🌐www.pim-mg.com
🌎 PIM MADAGASCAR MINERALS 🌎





SALAMA TOMPOKO 🥰 Mankasitraka indrindra tompoko,Mirary soa ho antsika rehetra ❤️Taminy fiaraha miasa Amin-tsika 🫶 Indrin...
27/02/2026

SALAMA TOMPOKO 🥰
Mankasitraka indrindra tompoko,
Mirary soa ho antsika rehetra ❤️
Taminy fiaraha miasa Amin-tsika 🫶
Indrindra fa nareo tany faritra (Ambatondrazaka)
PIM Madagascar 🇲🇬

Mankasitraka indrindra ho antsika rehetra izay niara niasa taminay na,na avy eto aminy faritra  Analamanga ,na avy any a...
26/02/2026

Mankasitraka indrindra ho antsika rehetra izay niara niasa taminay na,na avy eto aminy faritra Analamanga ,na avy any amin'ny faritra samy hafa. .❤️
Tena mbola rempotra bé,fa mandefa entana ho any Antsirabe.
🤝Achat, pierre industrielle.
Livraison Antsirabe.
👉WhatsApp+261 37 77 481 88
👉Miankatona aloha ny achat 28/02/26
Fa aminy herinandro indray mandray entana.
🔥Misokatra indray volana mars🫶✅
👉achat le 06/03/26
Ho antsika manana entana afaka miantso
+261 37 77 481 88
🌎 PIM MADAGASCAR 🌎


Salama tompoko mankasitraka indrindra tompoko o.Mila ity vato ity izahay.3 tonne qualité toy izao aminy sary izao.prix n...
23/02/2026

Salama tompoko mankasitraka indrindra tompoko o.
Mila ity vato ity izahay.
3 tonne
qualité toy izao aminy sary izao.
prix négociable tsara .
WhatsApp sary + toerana misy.
( conditions tsy Mila mandeha lavitra entana tana antsirabe ihany.)
Avec papier complet 😍
WhatsApp+261 37 77 481 88


📸Sary nindrana 📸

Address

Lot 10/3 Ambanilalana Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PIM Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category