01/09/2025
Miarahaba antsika rehetra oo🤗
Ity n page officiel anay, ko manasa anao hametraka fanotaniana Raha misy tianao ho fantatra mahakasika ny asanay✨
Ity n'y laharana ahazoana anay
038 89 094 09
038 66 161 01
034 70 738 54
Misaotra mialoha tompoko!