Jirama Coms

Jirama Coms Jiro sy Rano Malagasy

11/02/2026

Dia ahoana ry vahoaka ? Aiza ho aiza no tapaka jiro aloha hiomehezana 😂😂

Mipetsopetsona be Tântine nefa ny zava-misy ato aminay ary tsy misy zava-patany pongany akory. Tena hoe c’est qui DJ ?
10/02/2026

Mipetsopetsona be Tântine nefa ny zava-misy ato aminay ary tsy misy zava-patany pongany akory. Tena hoe c’est qui DJ ?

🟥 CLEMENCE RAHARINIRINA : MANENTANA NY VAHOAKA MBA IZAY VAOVAO ATO AMIN'NY

Nanao antso avo sy nanentana ny vahoaka malagasy ny Lehiben'ny Faritra Analamanga ClĂŠmence Raharinirina mba tsy hino hino izay rehetra vaovao miparitaka ato amin'ny facebook .

10/02/2026

Aoka hazava, na ho eny andalambe hatramin’ny razambeanareo ary, dia tsy maintsy hisy ny délestage 🥲🧑‍🦯

08/02/2026

Somary jeu de lumière kely ilay jiro fa aza manahy, aty ampiasana ny zazakelinay mba milalao

Lazaivo fa izay pory indray no nahatonga an’izao e… kindidre
07/02/2026

Lazaivo fa izay pory indray no nahatonga an’izao e… kindidre

07/02/2026

Tsy misy jiro ho an’Behoririka sy ny manodidina, antony ? Mpangalatra compteur ry Changong menakavy, teboka

06/02/2026

Tonga dia ireny zoky 3 ireny lo atao manazava an’ireo izay tsy misy jiro weekend ty

Misaotra tompoko

06/02/2026

Zoma ny andro dia kamo izahay hiasa fa mba manana zon’olombelona hirevy ohatran’ny anadahan-dreninareo

Mivovoza eo

Dia lazaivo fa laozanay manabe fananana indray, fa na mitsangana aza ny poteau tompoko dia tapahanay pory ny jiro rehefa...
05/02/2026

Dia lazaivo fa laozanay manabe fananana indray, fa na mitsangana aza ny poteau tompoko dia tapahanay pory ny jiro rehefa izay no tinay, afaka rombotra boby

Io tsy hoe tsy faly ianareo dia tsy ho tapahanay e ! Oadray oa lele, ny tetikasa tsy maintsy atao, rehefa tsy faly pory ...
05/02/2026

Io tsy hoe tsy faly ianareo dia tsy ho tapahanay e ! Oadray oa lele, ny tetikasa tsy maintsy atao, rehefa tsy faly pory dia velomy amin’ny vovoka pory

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jirama Coms posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category