Kintana Energy

Kintana Energy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kintana Energy, Energy Company, Lot II Y 49, 1er Etage, Villa Ashirwaad, Ampasanimalo, Antananarivo.

At Kintana — Malagasy for stars — we power businesses and entire rural regions with reliable, 100% renewable solar solutions built to last, so they shine brighter.

12/02/2026

⚡Avy tamin’ny fampiasana motera Diesel niova ho amin’ny fampiasana angovo azo avy amin’ny herin’ny ma*oandro ao Mahavelona.

Vaovao tsara ho an’ireo mpandraharaha ifotony!

Mr. Bruno dia nanova ny fampiasany moteur Diesel fitotom-bary ho amin’ny machine electrique izay vatsian’ny angovo azo avy amin’ny herin’ny ma*oandro avy amin’ny orinasa Kintana.

Ny fioavana nentin’izany dia:
✅ Tsy misy saran-tsolika aloha intsony
✅ Mahalana ny fanaovana entretiens
✅ Manana herinaratra mateza sy azo antoka
✅ Mitombo sy azo antoka koakoa ny vola miditra

Ny angovo madio sy mora ampiasain’ny rehetra dia manampy ny fandraharahana hitombo ary mampatanjaka ny fikambanana sy ny tananà.

Nanomboka ny taona 2022, Ny park solaire an’ny Kintana ao Mahavelona dia nanome herinaratra stable ho olona maherin’ny 1 000 monina ao.

Amin’ny alalan’ny programme momba ny fomakarana hananay, izahay dia manome tanana ireo mpandraharaha ifotony amin’ny alalan’ny fanomezana fitaovana elekitirika moderna.

Izany tolotra izany dia manankery ao Mahavelona, Maha*olo ary Ambalanirana — Koa manatona ary ireo tompon’andraikitra eny ifotony raha te hahalala misimisy koakao ianao.

🎥 Jereo ary ny horonan-tsary mitantara ny tantaran’i Mr Bruno ka ho hitanao ny fihasamihafana entin’ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny herin’ny ma*oandro!

*olo

09/02/2026

⚡Ahoana moa raha ny fananao herinaratra no mampitombo avo roa heny ny vola azonao? Fantaro ary i Mme Fifaliana avy ao Maha*olo.

Nanomboka ny volana Novembra 2024, Ny Kintana dia mamokatra angovo azo avy amin’ny herin’ny ma*oandro ho an’ireo tokontrano mihotran’ny 2 000 isa ao Maha*olo.

Mme Fifaliana dia mpanjaitra iray ao an-toerana, Ny fampiasany milina fanjairana electrika (machine à coudre électrique) dia nampitombo avo roa eny ny vola miditra aminy ka nahafahany namita zaitra 10 isanandro raha toa ka 5 tany ampiandohana. Mahazo a*o maro, mitombo ny vola miditra ary mamokatra koakoa izy.

💡Maha ainga-piasa | 🌱 Mampidi-bola betsaka | ❤️ Hoavy tsaratsara koakoa

🎥 Jereo ary ny fiovan’ny fiainana sy fandrahaharana azo avy amin’ny fampiasana herinaritra maharitra sy mateza.

*olo

04/02/2026

✨ Fantaro ny Kintana ✨

Nanomboka ny taona 2021, dia nitondra herinaratra maharitra sy mahomby ho an’ny toerana sy orinasa maro teto Madagasikara izahay.

Tamin’ny alalan’ny toby famokarana herinaratra (parc solaire) ho an’ny tanana, ary fitaovana hafa sahaza ho an’ireo tsena sy tokantrano samihafa mila angovo azo havaozina, izay mamaha olana ka manome herinaratra azo antsoka sy sahaza ho an’ny tsirairay.

Noho ny fisian’ireo ekipa eny ifotony, injiniera mavitrika sy mpanarama*o akaiky isanandro, Ny Kintana dia manampy anao:

⚡️ Ataovy azo antoka ny asa aman-drarahanao (activite anao) tsisy fanelingelenana

🌱 Manampy ny sekoly, tobim-pahasalamana ary ny fikambanana

☀️ Fanana angovo madio, maharitra ary mateza

Address

Lot II Y 49, 1er Etage, Villa Ashirwaad, Ampasanimalo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kintana Energy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category