PALO CHIPS

PALO CHIPS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PALO CHIPS, Industrial Company, Alakamisy, Betafo, Antsirabe.

Mankasitraka indrindra Arione Joy   mankafy sy manjifa ny vokatra izay vokarinay 🙏
29/10/2024

Mankasitraka indrindra Arione Joy mankafy sy manjifa ny vokatra izay vokarinay 🙏

Salama daholo e
Mamelà ahy ianareo mba hidoka kely an'ity chips ity fa tena otrany matsiro kosa a 🥰👌 PALO CHIPS no anarany, vokatra Malagasy mazava hoazy
Misy karazana maro izy ty fao samia mijery izay tsiro mety mety aminy ao @ pejin'zareo ao sady mba manadrana ary e👇👇
https://www.facebook.com/profile.php?id=61561046503387&mibextid=ZbWKwL

Iza Ary te hanandrana chips ??🤗Misy "scéance dégustation" ataon'ny PALO CHIPS eny amin'ny ShopLiantsoa Antsirabe , Shopl...
26/10/2024

Iza Ary te hanandrana chips ??🤗
Misy "scéance dégustation" ataon'ny PALO CHIPS eny amin'ny ShopLiantsoa Antsirabe , Shopliantsoa Mahazo Sy shopliantsoa Analamahintsy anio hatramin'ny rahampitso 😋

Fa amin'izao marina hoa zahay ato amin'ny ekipa rehefa mahita  loko mena dia ohatran'ny manina PALO CHIPS steak zany foa...
19/10/2024

Fa amin'izao marina hoa zahay ato amin'ny ekipa rehefa mahita loko mena dia ohatran'ny manina PALO CHIPS steak zany foana e?🙃🤔😋🤣
Asa oe nareo koa vé mba toa anay ?

Weekend Zao no andro ,
Rehefa Ilay makamaka aina ao an-trano na mivoaka mitsangatsangana ,afaka asiana tsiro PALO CHIPS kely 😋😋

🇲🇬

Ho anareo izay mikarakara événements toy: anniversaire, conférence, voyage,...Andao fa afaka miantoka tskitsaky ho anare...
17/10/2024

Ho anareo izay mikarakara événements toy: anniversaire, conférence, voyage,...
Andao fa afaka miantoka tskitsaky ho anareo anie PALO CHIPS e😀🥳😋

Andao anjifa ny vita Malagasy e🇲🇬

🩷 PALO CHIPS soutient Octobre Rose organisée par Novity Madagascar le 12 octobre 2024 ! 🎀Cette année, Palo Chips s'engag...
13/10/2024

🩷 PALO CHIPS soutient Octobre Rose organisée par Novity Madagascar le 12 octobre 2024 ! 🎀

Cette année, Palo Chips s'engage aux côtés de Novity pour la lutte contre le cancer du sein à l'occasion d'Octobre Rose. Nous sommes fiers de faire partie de cet événement important et de contribuer à sensibiliser et soutenir cette cause qui nous tient à cœur.

Ensemble, nous pouvons faire la différence. Merci à tous pour votre soutien et votre engagement 🩷

Andao ividy PALO CHIPS eny amin'ny ShopLiantsoa 🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗
09/10/2024

Andao ividy PALO CHIPS eny amin'ny ShopLiantsoa 🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗🤗

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Miharivol...
05/10/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Miharivola Raholimanana, Rijanirina Rakotoarimanana, Rian'Ala Randriatsalama, Sitraka Rasolofoniaina II

Fitsidihana nataon'ny OIT  international du travail tao amin'ny usine ny PALO CHIPS Alakamisy Betafo
29/09/2024

Fitsidihana nataon'ny OIT international du travail tao amin'ny usine ny PALO CHIPS Alakamisy Betafo

Miezaka manakaiky anareo hatrany izahay 😀Tsy ho ela dia ho hitantsika ary afaka ho jifaina manerana ny ShopLiantsoa  reh...
24/09/2024

Miezaka manakaiky anareo hatrany izahay 😀
Tsy ho ela dia ho hitantsika ary afaka ho jifaina manerana ny ShopLiantsoa rehetra ny vokatra vita Malagasy PALO CHIPS 🥔🍠🍟

Aho
ho an'ny rehetra🇲🇬

20/09/2024

Nous serons là 😍

17/09/2024

Aleo aloha mba asiana feedback kely e😀😀😀
Raha ato nareo Dia manasa anareo andefa hafatra mihafina fa hisy fanomezana kely ho anareo ato 😍

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Sitraka R...
17/09/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Sitraka Rasolofoniaina II, Mahavalisoa Elisily Némèse Isafidintsoa Ravoninjatovo Ratsarazaka ♥️

Address

Alakamisy, Betafo
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PALO CHIPS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share