AROTANY-Topo-Géomètre Expert

  • Home
  • AROTANY-Topo-Géomètre Expert

AROTANY-Topo-Géomètre Expert Avec nous, votre terrain est entre des bonne mains
Expertise, respect de délai et satisfaction client garantie.

🚨 FOIRE TRANO 2026 🚨✨ Mbola tsy tara! Raha rahampitso ianao vao afaka mitsidika, dia tongava fa vonona handray anao izah...
25/07/2026

🚨 FOIRE TRANO 2026 🚨

✨ Mbola tsy tara! Raha rahampitso ianao vao afaka mitsidika, dia tongava fa vonona handray anao izahay.

😊 Ekipa feno tsiky, sariaka ary matihanina no hiandry anao ao amin'ny Stand AROTANY & Armande IMMO, Stand n°14 sy 15, ao amin'ny Stade Barea Mahamasina.

🏡 Mitadiava vahaolana momba ny:
✅ Fananan-tany (Foncier)
✅ Topographie
✅ Fampiasam-bola amin'ny immobilier
✅ Torohevitra sy tolotra manokana

📍 Toerana: Stand n°14 sy 15 – Stade Barea Mahamasina

Tongava maro fa faly izahay hiarahaba sy hanome vahaolana mifanaraka amin'ny filànao! 🙌

🏡 FOIRE TRANO 2026 – JOUR 1 SUR 4Stade Barea Mahamasina
23/07/2026

🏡 FOIRE TRANO 2026 – JOUR 1 SUR 4
Stade Barea Mahamasina

🎉 AROTANY CABINET DE GÉOMÈTRE EXPERT sera présent à la FOIRE TRANO 2026 ! 🎉📍 Retrouvez-nous du 23 au 26 Juillet 2026 au ...
22/07/2026

🎉 AROTANY CABINET DE GÉOMÈTRE EXPERT sera présent à la FOIRE TRANO 2026 ! 🎉

📍 Retrouvez-nous du 23 au 26 Juillet 2026 au Stade Barea Mahamasina. STANDE 14 et 15.

Vous avez un projet de :
🏡 Achat ou vente de terrain ?
📐 Délimitation de terrain ?
🗺️ Levé topographique et implantation ?
🚁 Photogrammétrie par drone ?
📑 Régularisation foncière ?
📡 Location de matériels topographiques ?

Notre équipe de Géomètres Experts sera à votre disposition pour vous conseiller et vous proposer des solutions adaptées à vos besoins.

✨ Profitez de cette occasion pour échanger avec nos spécialistes, découvrir nos services et bénéficier de conseils personnalisés pour la réussite de vos projets fonciers et topographiques.

👉 Nous vous attendons nombreux sur notre stand !

📐 La précision au service de vos projets.

07/05/2026
Isan'ireo mpanohana ny journée mondiale des Géomètres ny cabinet de Géomètre Expert Arotany.🗓️ 21 mars 2026📍Terrain de b...
20/03/2026

Isan'ireo mpanohana ny journée mondiale des Géomètres ny cabinet de Géomètre Expert Arotany.
🗓️ 21 mars 2026
📍Terrain de basket Topo Anosy
🕣 08 h 30 mn

Tongava maro
Tsy misy vidim-pidirana

TSARA HO FANTATRARaha manana olana amin'ny mpandrefy tany na fandrefesan-tany ianao dia azonao atao tsara ny manatona ny...
02/02/2026

TSARA HO FANTATRA
Raha manana olana amin'ny mpandrefy tany na fandrefesan-tany ianao dia azonao atao tsara ny manatona ny Ordre des Géomètre Expert de Madagascar.

Miarahaba o! Aza misalasala ihany koa manatona anay mivantana ety Andrefan'Ambohijanahary Lot III G 84 ambonin'ny SMMEC ☺️

📚✨ Formation interne au sein de notre cabinetAujourd’hui, nous avons organisé une formation sur le Code du travail à l’a...
20/01/2026

📚✨ Formation interne au sein de notre cabinet

Aujourd’hui, nous avons organisé une formation sur le Code du travail à l’attention de nos salariés 👩‍💼👨‍💼.

Cette session avait pour objectif de
✅Comprendre les droits et obligations du travailleur et de l’employeur ⚖️,
✅Renforcer la discipline et le professionnalisme au travail
✅Favorisant un climat sain et une bonne communication interne

Un engagement fort pour protéger l’image et la réputation professionnelle de notre cabinet 🌟🏢.

Ensemble, construisons un environnement de travail responsable et harmonieux 💼💙

❤❤❤Androany maraina, noho ny fahatratrarana ny taona vaovao, dia nanolotra fanomezana ho anay mpitantana ny Cabinet de G...
19/01/2026

❤❤❤Androany maraina, noho ny fahatratrarana ny taona vaovao, dia nanolotra fanomezana ho anay mpitantana ny Cabinet de Géomètre Expert AROTANY ny mpiasa ato amin’ny Cabinet. Hafaliana lehibe ho anay ny nandray izany, satria tsapa tanteraka ny fitiavana sy ny firaisankina nasehon’izy ireo. Mankasitraka sy mirary soa ho an’ny rehetra amin’ity taona vaovao ity izahay.❤❤❤
''FITIAVANA TSY MISY FEPETRA''

🚨 OPPORTUNITÉ À SAISIR – STATION TOTALE LEICA TCRP 1203 R300 🚨🔍 Précision. Fiabilité. Performance.Nous mettons en vente ...
13/01/2026

🚨 OPPORTUNITÉ À SAISIR – STATION TOTALE LEICA TCRP 1203 R300 🚨

🔍 Précision. Fiabilité. Performance.
Nous mettons en vente une Station Totale Leica TCRP 1203 R300, en très bon état, idéale pour les levés topographiques, implantations de précision et contrôles d’ouvrages.

✅ Garantie : 3 mois
✅ Certificat d’étalonnage officiel Leica Geosystems inclus

📦 Livrée avec un pack complet :
• Prisme + Canne
• Trépied
• Chargeur & batteries
• Carte CompactFlash 256 MB
• Radio RX1210T
• RX1250Tc

⚙️ Un équipement professionnel prêt à l’emploi, reconnu pour sa haute précision et sa robustesse sur le terrain.

📍 Disponible immédiatement
💰 Prix attractif – à ne pas manquer !

📞 Contactez-nous dès maintenant :
📲 Appel : 038 46 191 66
💬 WhatsApp : 034 16 064 35
📩 Message privé accepté

👉 Intéressé(e) ? Laissez un commentaire ou partagez cette publication à un collègue topographe !
📢 Premier arrivé, premier servi !







✨ TENY FISAORANA ✨Ny Cabinet de Géomètre-Expert AROTANY dia manolotra fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra...
31/12/2025

✨ TENY FISAORANA ✨

Ny Cabinet de Géomètre-Expert AROTANY dia manolotra fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra izay nametraka ny fitokisanareo taminay nandritra ny taona 2025.

Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanatsara hatrany ny kalitaon’ny asa, hanaja ny fenitra ara-teknika sy ara-dalàna, ary hanolotra vahaolana matihanina mifanaraka amin’ny filanareo.

🔭 Ho an’ny taona 2026, dia vonona tanteraka izahay hanohy sy hanatsara kokoa ny tolotra omenay, amin’ny fanoloranay ny tsara indrindra avy amin’ny fahaiza-manao, ny traikefa ary ny fahitsiana.

🙏 Misaotra indrindra tompoko tamin’ny fitokisana, ary manantena fiaraha-miasa maharitra sy mahomby hatrany.

📐 Fahitsiana • Fahatokisana • Matihanina

Address

IPA 98 Ankadilalana Bemasoandro

102

Telephone

+261340752658

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AROTANY-Topo-Géomètre Expert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AROTANY-Topo-Géomètre Expert:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Engineering Company?

Share