20/03/2025
🔴Booster votre carrière professionnelle
____𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗘𝗧𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗕𝗔𝗧𝗜𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗦𝗣𝗘𝗖𝗜𝗔𝗟 𝗦𝗔𝗠𝗘𝗗𝗜____
⭕💢 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗦𝗢𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗢 💢⭕
🦺 "𝗠𝗘𝗧𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗕𝗔𝗧𝗜𝗠𝗘𝗡𝗧" 🦺
📌 Ny fanazavana rehetra dia amin'ny teny malagasy mazava tsara avokoa 📌
🛑💢🛑 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗡𝗢 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗩𝗢𝗔𝗙𝗘𝗛𝗬 𝗔𝗢𝗥𝗜𝗡𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 🛑💢🛑
🔵 LECTURE PLAN ( Mamaky plan)
🔵 AVANT MÉTRÉ
🔵 SOUS DÉTAILS DE PRIX (𝗦𝗗𝗣)
🔵 DEVIS QUANTITATIF ET ESTIMATIF
🔵 CALCUL NOMENCLATURES DES MATÉRIAUX
🔵 PLANNING D'EXÉCUTION DÉTAILLÉ
🔵 PLANNING D'APPROVISIONNEMENT AVEC ÉCHÉANCE DE PAIEMENT
🛑💢 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬 𝗔𝗭𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗢𝗜𝗙𝗔𝗡𝗔 💢🛑
☑️Ahazoana "Attestation de fin de formation"
☑️ Ianao ihany dia afaka manao calcul ny fandaniana (coût) amin'ny fanorenana trano.
Ohatra hoe ny :
📍- Fitaovana ho ampiasaina (Matériaux)
📍- Karama ny mpiasa
📍- Ny fotoana mety ahavitana ny asa
☑️ Afaka manangana entreprise de construction koa na manao Sous-traitant @ entreprise lehibe satria efa mahay mi-calcul ny vola sy ny fotoana tsy maintsy ho lany amin'ny asa izay hoatao.
☑️ Mazava ho azy zany fa Ianao ihany dia afaka manao calcul ny vola tsy maintsy ho laninao rehefa anangana ny tranonao.
🔥 𝗞𝗢𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔 𝗥𝗘𝗦𝗘𝗥𝗩𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗜𝗘𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗢 𝗙𝗔 20 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔 𝗥𝗔𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 🔥
⭕ NB: Formation présentiel ⭕
Durée : 4 Samedi (🕐13h à 16h🕓)
📆Date : 05, 12, 19, 26 𝗔𝗩𝗥𝗜𝗟 2025
𝗙𝗥𝗔𝗜𝗦 𝗗𝗘 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 : 💰 50 000 Ar 💰 fotsiny mandritra ny 4 séances
🏷️Toerana : LA HAUTE VILLE AMBAVAHADIMITAFO 🏷️
Réservation : avance 10 000 Ar
𝗜𝗡𝗦𝗖𝗥𝗜𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡 📱📲 +261 34 43 538 11
+261 38 19 746 56
+261 33 97 618 09
+261 37 26 204 81