Lazan'i Betsileo Foibe

Lazan'i Betsileo Foibe Production et vente de vins et eaux de vie Lazan'i Betsileo.

18/07/2023

Vao hoe Lazan'i Betsileo dia inona/iza no ao an-tsainao voalohany?

Venez visiter notre lieu de vente à Anjoma
12/07/2023

Venez visiter notre lieu de vente à Anjoma

🍷 Lazan'i Betsileo Fianarantsoa🍷         Misy divay maro azo isafidinana sady mora no tsara ato aminay.   ❌1500 Ar monja...
12/07/2023

🍷 Lazan'i Betsileo Fianarantsoa🍷
Misy divay maro azo isafidinana sady mora no tsara ato aminay.
❌1500 Ar monja dia efa afahanao misotro divay Lazan'i Betsileo.
📍Karazana divay misy📍rouge,blanc,gris,rose,rouge prestige,blanc spécial,mousseux ,blanc moelleux ,rouge doux,apéritifs(au coco/letchis/tapia)
Misy ihany koa ny:
📌eau de vie de vin
📌liqueur à l'orange
📌liqueur à la mandarine

Manasa antsika hanaraka ny pejy.
12/07/2023

Manasa antsika hanaraka ny pejy.

🔅Lazan'i Betsileo Fianarantsoa🔅Ety Anjoma no ahitanao ny Trano fivarotana divay Lazan'i Betsileo.          Anelanelan'ny...
12/07/2023

🔅Lazan'i Betsileo Fianarantsoa🔅
Ety Anjoma no ahitanao ny Trano fivarotana divay Lazan'i Betsileo.
Anelanelan'ny AFAFI Anjoma sy ny Assurance Havana ary ny Baobab Madagascar.
Raha avy any Isaha dia aty an-kavanan-dalana,ary an-kavian-dalana kosa raha avy aty amin'ny Anjoma no midina.
Misy karazana divay maro isakarazany ato aminay,amin'ny vidiny mirary hatrany.
Manasa anao ary ho tonga hanjifa ny divay vokarina eto Fianarantsoa.
❗❗❗"Tano ny antegna fa ny an'olo ra tsa homeny"
'ibetsileo

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261340328646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lazan'i Betsileo Foibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share