19/07/2026
Ny dokambarotra tsara indrindra dia tsy izay lazainay momba anay, fa izay lazain'ny mpanjifanay momba anay. π
Mankasitraka indrindra an'i Mme Lova Elisah izahay noho ny fahatokisana sy ny fizarana tamin'ny fampiasana ny Ts'art loko
Ts'art Entreprise β Ny kalitao no miteny, ny mpanjifa no manamarina. π‘