TSARA LOKO Mahajanga

  • Home
  • TSARA LOKO Mahajanga

TSARA LOKO Mahajanga Fabrication et vente de peintures 🖌️🎨 pour bâtiment 🏠- Travaux de construction et réhabilitation - Travaux de peinture👷

💖Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny asa💖Hisaorana ihany koa ireo mpiara miasa rehetra👷⚒️Aza misalasala manantona anay ...
22/05/2026

💖Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny asa💖

Hisaorana ihany koa ireo mpiara miasa rehetra👷⚒️

Aza misalasala manantona anay raha handoko trano fa gratuit ny fanaovanay devis 📝

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

18/05/2026

Efa kely sisa dia vita ny asa👷⚒️

Tsy maintsy atao tsara ny finition😁

Rehefa faly ny client dia faly izahay💖

08/05/2026

🎨🚧 Efa manomboka miova endrika indray ny trano lokoina…
Asa mandeha, loko mipetraka tsara, finition koa torak'izany 👌✨

💯 Ny tanjona dia asa madio sy vokatra tsara 🏠🌈

🖌️ "Tsaraloko, manangana sy manatsara"🖌️

05/05/2026

Manomboka asa fandokoana vaovao indray isika izao👷‍♂️⚒️

Aza misalasala miantso anay na mandefa mp ny pejy📩

Gratuit ny fanaovanay devis❗❗❗

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

✨ N**E • CALME • MODERNE ✨Loko malefaka, vibe milamina 😌 Beige, rose, vert, bleu doux… ➡️ Mampitony ➡️ Madio ➡️ Élég...
24/04/2026

✨ N**E • CALME • MODERNE ✨
Loko malefaka, vibe milamina 😌 Beige, rose, vert, bleu doux…

➡️ Mampitony
➡️ Madio
➡️ Élégant

💡 Mampiasa ny sainao ny loko atao ho an'ny tranonao?
Ento fotsiny ny sary (na ao anaty téléphone 📱, na sary trano, na modèle tianao)

➡️ Amboarinay eny an-toerana ilay couleur ho anao 🎨👌

💡 Ataovy cosy & moderne ny efitranonao amin’ny Tsaraloko

📍 Mahajanga – Village Touristique 📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77
🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Manamboatra loko araka izay tadiavinao izahay🥰Na 1kg na 1,5kg na 2kg dia efa mahazo😁Tongava manjifa ❤️🧡💚💙💛📍 Mahajanga – ...
21/04/2026

Manamboatra loko araka izay tadiavinao izahay🥰

Na 1kg na 1,5kg na 2kg dia efa mahazo😁

Tongava manjifa ❤️🧡💚💙💛

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Loko mandeha par kg🥰Afaka amboarina araka ny itiavanao azy🥰Afaka jerenao sur place ihany koa ny fanamboarana izany😁📍 Mah...
17/04/2026

Loko mandeha par kg🥰

Afaka amboarina araka ny itiavanao azy🥰

Afaka jerenao sur place ihany koa ny fanamboarana izany😁

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Anareo ny safidy ! ❤️🧡💛💚💙Afaka jerenao sur place ny fanamboarana ilay loko tadiavinao🥰Mahajanga – Village Touristique📞 0...
07/04/2026

Anareo ny safidy ! ❤️🧡💛💚💙

Afaka jerenao sur place ny fanamboarana ilay loko tadiavinao🥰

Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Izahay ato amin'ny Tsara loko dia mirary fety sambatra ho anareo ✨💖
05/04/2026

Izahay ato amin'ny Tsara loko dia mirary fety sambatra ho anareo ✨💖

🎨🏡 Tsotra, fa manintona!Ny loko tsara no manova ny endriky ny trano iray 👌Safidio ny kalitao, safidio ny Tsaraloko ✨📍 Ma...
02/04/2026

🎨🏡 Tsotra, fa manintona!

Ny loko tsara no manova ny endriky ny trano iray 👌
Safidio ny kalitao, safidio ny Tsaraloko ✨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Aza adino fa sady mivarotra loko izahay no manao asa fandokoana an ! 🥰 ❤️🧡💛 Mahajanga – Village Touristique💛💚💙📞 034 76 6...
31/03/2026

Aza adino fa sady mivarotra loko izahay no manao asa fandokoana an ! 🥰

❤️🧡💛 Mahajanga – Village Touristique

💛💚💙📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Address

Lot 0105A0191 Mangarivotra Route Vers Village Touristique Mahajanga

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261347667540

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA LOKO Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TSARA LOKO Mahajanga:

  • Want your business to be the top-listed Engineering Company?

Share