SIB - Mahajanga, depuis 1947

SIB - Mahajanga, depuis 1947 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SIB - Mahajanga, depuis 1947, Commercial & Industrial, Antanimasaja, Majunga.

Industrie depuis 1947, dans le domaine de la savonnerie, huilerie et de la rizerie, en respect de l'environnement et promoteur du projet terre d accueil faune et flore sauvages...

🎓 Androany dia faly izahay nandray ireo mpianatra avy any Antananarivo sy ireo encadreurs, tao anatin’ny voyage d'Ă©tudes...
12/06/2026

🎓 Androany dia faly izahay nandray ireo mpianatra avy any Antananarivo sy ireo encadreurs, tao anatin’ny voyage d'Ă©tudes na diany ara-pianarana.

🏭 Nitsidika ny orinasa SIB, ny atrikasa famokarana menaka manitra ary ny Parc ADNB izy ireo. Nahafahan’izy ireo nahita akaiky ny asa sy ny hetsika ataonay izany, sady niaina traikefa nahaliana sy nahasoa.

📖 Nampiditra ity fitsidihana ity tao anatin’ny fandaharam-pianarany ireo mpianatra mba hampifandray ny teoria sy ny fampiharana. Izany dia nanampy azy ireo hanitatra ny fahalalany sy hahita fomba fijery vaovao.

đŸ€ Mankasitraka indrindra ny fitsidihan’izy ireo sy ny fahalianany izahay. Mirary fahombiazana sy fahatratrarana ny tanjony amin’ny fianarana ho azy ireo!
Institut Supérieur des Métiers de Madagascar (IS2M)

__________________________________________________________________

🎓 Aujourd'hui, nous avons eu le plaisir d'accueillir des universitaires de Tananarive, ainsi que leurs encadreurs, dans le cadre de leur voyage d'Ă©tudes.

🏭 Ils ont visitĂ© notre usine SIB, notre atelier d'huiles essentielles et le Parc ADNB. Cette visite leur a permis de dĂ©couvrir nos activitĂ©s de prĂšs et de vivre une expĂ©rience enrichissante.

📖 Les universitaires ont souhaitĂ© intĂ©grer cette visite Ă  leur programme pour combiner thĂ©orie et pratique. Ils ont ainsi pu approfondir leurs connaissances et dĂ©couvrir de nouvelles perspectives.

đŸ€ Nous les remercions de leur visite et de leur intĂ©rĂȘt. Nous leur souhaitons tout le meilleur pour la suite de leurs Ă©tudes !

ADNB at SIB Mahajanga

Fanehoana ny baoritra na ny emballage ny savony SIB đŸ§Œ.Ny savony SIB no madio, tsotra ary manintona. Il est conçu pour vo...
10/06/2026

Fanehoana ny baoritra na ny emballage ny savony SIB đŸ§Œ.

Ny savony SIB no madio, tsotra ary manintona. Il est conçu pour vous offrir la propreté et l'hygiÚne dont vous avez besoin chaque jour.
__________________________________________________________________

PrĂ©sentation du carton ou emballage du savon SIB đŸ§Œ.

Le savon SIB est simple, propre et attrayant. Le savon SIB est conçu pour vous offrir la qualité et l'hygiÚne dont vous avez besoin au quotidien.


Savony Coquillage 🐚Namana tsy misaraka aminao mandritra ny fialan-tsasatra! â˜€ïžđŸŒŽAtaovy ao anaty valizinao izy ary ento mi...
08/06/2026

Savony Coquillage 🐚

Namana tsy misaraka aminao mandritra ny fialan-tsasatra! â˜€ïžđŸŒŽ

Ataovy ao anaty valizinao izy ary ento miaraka aminao na aiza na aiza halehanao. Mety indrindra ho an’ny hoditra mora simba, manadio moramora sady mamela fahadiovana sy Malefaka tsara mandritra ny andro.

Any amoron-dranomasina, na any an-trano na eny an-dalana, aza adino ny mitondra ny Savony Akorandriaka miaraka aminao.



_____________________________________________________________

🐚 **Savon Coquillage**

Votre compagnon idĂ©al pour les vacances! đŸŒŽâ˜€ïž

Glissez-le dans votre valise et emportez partout avec vous la douceur dont votre peau a besoin. ParticuliÚrement adapté aux peaux sensibles, il nettoie délicatement tout en laissant une agréable sensation de fraßcheur.

Que ce soit Ă  la plage, en voyage ou Ă  la maison, ne partez pas sans votre Savon Coquillage !



_____________________________________________________

Fanamby isan’andro izy ity. 🙂Inona tokoa moa no tena vahaolana amin’ireto akanjon-jazakely maloto saika isan’andro ireto...
04/06/2026

Fanamby isan’andro izy ity. 🙂

Inona tokoa moa no tena vahaolana amin’ireto akanjon-jazakely maloto saika isan’andro ireto?
Ho lany vetivety ihany ny savony raha izao no mitohy, Fa soa ihany fa misy ny Savony SIB 😉

Mahavita manala loto tsara, maharitra ampiasaina, ary namana azo itokisana ho an’ny asa fanasan-damba isan’andro.

Te haneho fisaorana anareo rehetra izahay tonga nitsidika ny valan-javaboary ADNB izahay sy ny Usine SIB! Mankasitraka i...
02/06/2026

Te haneho fisaorana anareo rehetra izahay tonga nitsidika ny valan-javaboary ADNB izahay sy ny Usine SIB!

Mankasitraka indrindra ireo fianakaviana, namana, sekoly, fikambanana ary vondrona rehetra izay nandalo sy nizara fotoana nahafinaritra teto aminay nandritra ity volana ity. 😊

Misaotra manokana an'i :

Rija
Club Fongotra (Lycée Lovasoa M/nga
Melissa
Larissa
Rial
Odinst
Henintsoa
Philippe
Francia
Peace Club
Mme Tina
Sekoly Alahady (Shekina Glory)
ESBTP Bevalala
Claire
Soraya
Samonta School (M/ga)
Claudie
IST
Mme Holy
IESTIME
IUTAM
Notre Dame de Lourde Itasy
Lycée Privée TSINJO
Ballniste
Michel
Mme Clara
Eglise Adventiste Androsoa
Mme Tina
Faida
Genida
Eric
Housseni
CEG Andriba
Jacky
FJKM Ambalavola
CollÚge Privée COCOON
Light Shcool
Association TSIKY
Lycée Catholique St JPII (Tàna)
ISMATEC
UPH TĂ na
Lycée Manarapenitra Amborovy
Lydie
ADES
LTGI St Michel Ambapribe
LP Nirina Amborovy
Club d'Anglais
Fangeul
Lycée Adventiste Ambatoboeny
Association Antenaigny
Franc
Mme Tina
Lilenky
Annis
Nasolo
Mathie
Association des Étudiants
Le Soleil Mahajamba
Nasandratra
Anita
EBM TĂ na
LTP Ambatoboeny
Jeune Adventiste
LP Les Hirondelles Bongolava
Les Oisillions
Lycée Saint Joseph (Madirovalo)
Valisoa
Sabrina

Mandra-pihaona indray, ary misaotra indrindra!đŸ€—

_________________________________________________________________

Le mois de mai s’achùve, et nous tenons à vous dire un grand merci !

Merci à toutes les personnes qui ont choisi de visiter le parc durant ce mois de mai : familles, amis, écoles, associations et groupes de passage.

Votre présence, votre bonne humeur et les moments partagés donnent vie à ce lieu et nous encouragent à continuer à vous offrir la meilleure expérience possible.

Un grand merci Ă  :

Rija
Club Fongotra (Lycée Lovasoa M/nga
Melissa
Larissa
Rial
Odinst
Henintsoa
Philippe
Francia
Peace Club
Mme Tina
Sekoly Alahady (Shekina Glory)
ESBTP Bevalala
Claire
Soraya
Samonta School (M/ga)
Claudie
IST
Mme Holy
IESTIME
IUTAM
Notre Dame de Lourde Itasy
Lycée Privée TSINJO
Ballniste
Michel
Mme Clara
Eglise Adventiste Androsoa
Mme Tina
Faida
Genida
Eric
Housseni
CEG Andriba
Jacky
FJKM Ambalavola
CollÚge Privée COCOON
Light Shcool
Association TSIKY
Lycée Catholique St JPII (Tàna)
ISMATEC
UPH TĂ na
Lycée Manarapenitra Amborovy
Lydie
ADES
LTGI St Michel Ambapribe
LP Nirina Amborovy
Club d'Anglais
Fangeul
Lycée Adventiste Ambatoboeny
Association Antenaigny
Franc
Mme Tina
Lilenky
Annis
Nasolo
Mathie
Association des Étudiants
Le Soleil Mahajamba
Nasandratra
Anita
EBM TĂ na
LTP Ambatoboeny
Jeune Adventiste
LP Les Hirondelles Bongolava
Les Oisillions
Lycée Saint Joseph (Madirovalo)
Valisoa
Sabrina

Nous avons Ă©tĂ© heureux de vous accueillir et nous serons toujours ravis de vous recevoir Ă  nouveau pour de nouvelles aventures en pleine nature. 🌳☀

À trùs bientît!

avec ADNB at SIB Mahajanga

Mirary fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra izay manaraka ny pejy ny SIB ato izahay. Anio dia andro iray hankala...
31/05/2026

Mirary fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra izay manaraka ny pejy ny SIB ato izahay.
Anio dia andro iray hankalazana anareo reny, noho ny fitiavana sy ny fahafoizan-tena ataonareo isan’andro.
Misaotra anareo amin’ny fikarakarana sy ny fanadiovana ny tokantrano, ary amin’ny fanomezana hafanana sy fahadiovana ao an-trano isan’andro đŸ«§đŸĄ
Ianareo no tena fo sy hazavana ao an-tokantrano 💐
Mirary andro feno fitiavana, hafaliana ary fotoana mamy miaraka amin’ny fianakaviana ho anareo rehetra 🌾
____________________________________________________________________
Bonne fĂȘte Ă  toutes les mamans de notre communautĂ©.
Aujourd’hui, nous cĂ©lĂ©brons votre amour, votre dĂ©vouement et tous ces petits gestes du quotidien qui rendent chaque maison plus douce et chaleureuse.
Merci pour votre attention, votre force et cette envie de toujours prendre soin de votre foyer et de votre famille, jour aprĂšs jour đŸ«§đŸĄ
À toutes les mamans, merci d’ĂȘtre au cƓur de nos vies.
Que cette journĂ©e soit remplie d’amour, de bonheur et de beaux moments en famille 🌾

Toy ny fitsidihana hatramin'izay dia nandritra ny fitsidihana ny orinasa SIB sy ny fandalovana tao amin’ny parc dia nahi...
28/05/2026

Toy ny fitsidihana hatramin'izay dia nandritra ny fitsidihana ny orinasa SIB sy ny fandalovana tao amin’ny parc dia nahita sy nianatra zavatra maro ireo mpianatra, sady niaina traikefa vaovao tsy fahita isan’andro.

Ny mpianatra avy ao amin'ny LycĂ©e PrivĂ© MIHASOA, mahafaly foana ny mahita ny fahavononan’izy ireo hianatra sy hahalala bebe kokoađŸ€—

Misaotra ny encadreurs tamin'ny fahatokisana sy ny nitondrana azy ireo taty aminayđŸ™đŸŒindraindray, zava-baovao tsotra dia mety hampitsiry nofy sy talenta lehibe ho an’ny mpianatra iray, mankasitraka

_________________________________________________________________________

Comme Ă  chaque visite, les Ă©lĂšves ont pu dĂ©couvrir et apprendre beaucoup de choses Ă  travers la visite de l’usine SIB et l’immersion dans le parc, tout en vivant une expĂ©rience diffĂ©rente du quotidien.

Les Ă©lĂšves du LycĂ©e PrivĂ© MIHASOA nous impressionnent toujours par leur motivation Ă  apprendre et leur curiositĂ© đŸ€—

Un grand merci aux encadreurs pour leur confiance et pour avoir amenĂ© les Ă©lĂšves chez nous đŸ™đŸŒ Parfois, une simple dĂ©couverte peut faire naĂźtre de grands rĂȘves et rĂ©vĂ©ler de vĂ©ritables talents chez un Ă©lĂšve. Nous leur en sommes reconnaissants


28/05/2026

Quand Majunga accueille Julien Lepers : Retour sur un séjour inoubliable dans le BoenyDu 09 au 13 mai 2026, Majunga a vibré au rythme d'une visite événement. L'

📅 Rendez-vous ce 27 Mai au parc ADNB ! đŸ„łUne journĂ©e parfaite pour se retrouver, respirer le grand air et profiter d’un m...
25/05/2026

📅 Rendez-vous ce 27 Mai au parc ADNB ! đŸ„ł

Une journĂ©e parfaite pour se retrouver, respirer le grand air et profiter d’un moment de dĂ©tente en famille ou entre amis .
Le parc vous ouvre ses portes dĂšs demain, alors prĂ©parez votre pique-nique et venez passer une belle journĂ©e avec nous đŸ€—

📍Parc ADNB – Mahajanga
Le Parc est ouvert, On vous attend nombreux ! 🎉


_al-Adha

Ireto ny vidiny an-tsinjarany sy carton ny savony SIB, @ karazany izay tadiavinao 🙂
22/05/2026

Ireto ny vidiny an-tsinjarany sy carton ny savony SIB, @ karazany izay tadiavinao 🙂

Address

Antanimasaja
Majunga
401

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00

Telephone

00261320716562

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SIB - Mahajanga, depuis 1947 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SIB - Mahajanga, depuis 1947:

Share