Aritoky Pisciculteur

Aritoky Pisciculteur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aritoky Pisciculteur, Commercial & Industrial, Miarinarivo.

Ndao ampiditra trondro eh😉Vidiny tsy miova,kalitao tsy miovaMp na 034 84 100 21 /034 77 152 30
03/01/2026

Ndao ampiditra trondro eh😉

Vidiny tsy miova,kalitao tsy miova

Mp na 034 84 100 21 /034 77 152 30

Iza avy ilay mbola tsy nahazo oh😊betsaka izy ato2cm hatramn 10cm no misy ato aminay👌200ar hatramn 1000ar, tsy miova ny v...
23/12/2025

Iza avy ilay mbola tsy nahazo oh😊
betsaka izy ato

2cm hatramn 10cm no misy ato aminay👌

200ar hatramn 1000ar, tsy miova ny vidiny😊

Tel: 034 77 152 30/034 84 100 21

Miarinarivo Itasy

Ho an'izay mila oh...😊Livrerna rapitso👌1600 isa amin'ilay 2cm200 isa amin'ilay 4cmalefaso ary eh...
14/12/2025

Ho an'izay mila oh...😊

Livrerna rapitso👌

1600 isa amin'ilay 2cm
200 isa amin'ilay 4cm

alefaso ary eh...

A L'INSTANT😉Rapitso ny rendez-vous👍👌Ho anao izay anaterana rapitso dia alefaso ny commande😊tel : 034 77 152 30
12/12/2025

A L'INSTANT😉

Rapitso ny rendez-vous👍👌

Ho anao izay anaterana rapitso dia alefaso ny commande😊

tel : 034 77 152 30

Misy zana-trondro 3cm efa vonona ato sao misy mila dispo rapitso marainaTel : 034 77 152 30
09/12/2025

Misy zana-trondro 3cm efa vonona ato sao misy mila dispo rapitso maraina

Tel : 034 77 152 30

Livraison Anio👌😊Misaotra anareo nahatoky anay🥰😘Mbola misy hatrany ny zana-trondro👍Tel:034 77 152 30
06/12/2025

Livraison Anio👌😊

Misaotra anareo nahatoky anay🥰😘

Mbola misy hatrany ny zana-trondro👍

Tel:034 77 152 30

Eeeee!!!🗣️Misy livraison Tana amn sabotsy izao!!😊😊Tafiditra ao anatin'izany Soamahamanina,Arivonimamo,Imeritsiatosika,Am...
02/12/2025

Eeeee!!!🗣️

Misy livraison Tana amn sabotsy izao!!😊😊

Tafiditra ao anatin'izany Soamahamanina,Arivonimamo,Imeritsiatosika,Ambatomirahavavy,sns....

Iza avy ireo anaterana zana-trondro oh🙄😊

tel: 034 77 152 30

prix :200ar hatramn 500ar

Asa be vao mahazo zana-trondro💪💪Vao maraina dia lena hatreny ambalahana💪💪Fa atao satria tiana sy hoe efa io ilay asa😊💪💪🥰...
29/11/2025

Asa be vao mahazo zana-trondro💪💪

Vao maraina dia lena hatreny ambalahana💪💪

Fa atao satria tiana sy hoe efa io ilay asa😊💪💪🥰

Rehefa tianao sy hajainao ny asa ataonao dia ahomby izany👌🥰🥰

💪🥰❤️
28/11/2025

💪🥰❤️

"Ny hazo no vanon-ko lakana,ny tany naniriany no tsara"Ireto no reni-trondro nahazahoana vokatra 💪🥰
28/11/2025

"Ny hazo no vanon-ko lakana,ny tany naniriany no tsara"

Ireto no reni-trondro nahazahoana vokatra 💪🥰

Address

Miarinarivo
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aritoky Pisciculteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share