26/04/2026
Hafa mihintsy ♥️🙏
Sabotsy miavaka 🔥🔥🔥 Tena OOOOOK!!!
Fampiofanana mikasika ny vehivavy sy ny Hay tarika hitondra Azy ireo amin'ny tontolon'ny fandraharahana.
n'a GO_VIAVY Tan-tsoroka teknika miavaka natokan'ny DIRIDSP Hô an'ny VEHIVAVY ka ireo Fivondronan'ny Fikambanam-behivavy Katolika Eto Madagasikara (FFBKEM) no nahazo Azy tamin'ny fankalazana ny Andro maneran-tany Hô an'ny vehivavy Katolika teto Miarinarivo!!!
Nifantoka, navitrika ary Tena Liana tamin'ny fampiofanana izy ireo Ary antenaina hitondra angovo geza be Hô Azy ireo eo amin'ny fiarahamonina, n'y fikambanany s'y hanamora ny fidiran'izy ireo amin'ny tontolon'ny fandraharahana.
Misaotra feno ny vehivavy Katolika miisa 350 Tonga nanatrika n'y fampiofanana tao amin'ny Cathédrale Miarinarivo ❤️❤️❤️
Misokatra amin'ny fiarahamiasa Maro lafy izahay ho fampiroboroboana n'y fandraharahana Hô an'ny tantsaha, n'y tanora Ary n'y vehivavy ☺️☺️☺️
Vehivavy miabo, vehivavy mpitarika , vehivavy mpandraharaha OOOOOOK!!!