Diridsp Miarinarivo

Diridsp Miarinarivo Direction Inter-Régionale de l'industrialisation et du développement du secteur privé ITASY-BONGOLAVA-MELAKY

Miarahaba ny Ray rehetra.Miranga hatrany ary Hô tarihin'ny Fanahy Masina 🥰🥰🥰
21/06/2026

Miarahaba ny Ray rehetra.Miranga hatrany ary Hô tarihin'ny Fanahy Masina 🥰🥰🥰

07/06/2026

Ilazana isika manaraka ny Pejy fa manomboka eto dia DIRIDSP Miarinarivo ny anarana Ho entina 🥰.

🎊Fitaleavana Iraisam-paritra misahana ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana n'y sehatra Tsy miankina Miarinarivo misandrahaka amin'ny Faritra Telo : Itasy-Bongolava-Melaky🎊

Ratsa Mangaika ny aty amin'ny Faritra.

Araho Tsy tapaka fa maro ny Vaovao 💪💪💪




Hafa mihintsy ♥️🙏Sabotsy miavaka 🔥🔥🔥 Tena OOOOOK!!!Fampiofanana mikasika ny vehivavy sy ny Hay tarika hitondra Azy ireo ...
26/04/2026

Hafa mihintsy ♥️🙏

Sabotsy miavaka 🔥🔥🔥 Tena OOOOOK!!!

Fampiofanana mikasika ny vehivavy sy ny Hay tarika hitondra Azy ireo amin'ny tontolon'ny fandraharahana.
n'a GO_VIAVY Tan-tsoroka teknika miavaka natokan'ny DIRIDSP Hô an'ny VEHIVAVY ka ireo Fivondronan'ny Fikambanam-behivavy Katolika Eto Madagasikara (FFBKEM) no nahazo Azy tamin'ny fankalazana ny Andro maneran-tany Hô an'ny vehivavy Katolika teto Miarinarivo!!!

Nifantoka, navitrika ary Tena Liana tamin'ny fampiofanana izy ireo Ary antenaina hitondra angovo geza be Hô Azy ireo eo amin'ny fiarahamonina, n'y fikambanany s'y hanamora ny fidiran'izy ireo amin'ny tontolon'ny fandraharahana.

Misaotra feno ny vehivavy Katolika miisa 350 Tonga nanatrika n'y fampiofanana tao amin'ny Cathédrale Miarinarivo ❤️❤️❤️

Misokatra amin'ny fiarahamiasa Maro lafy izahay ho fampiroboroboana n'y fandraharahana Hô an'ny tantsaha, n'y tanora Ary n'y vehivavy ☺️☺️☺️

Vehivavy miabo, vehivavy mpitarika , vehivavy mpandraharaha OOOOOOK!!!


  💪💪💪  🔥🔥🔥  "Tanora miabo sy tia karokaroka, Tsara fototra amin'ny fandraharahana any aoriana"Misaotra Distrikan'Arivoni...
24/04/2026

💪💪💪
🔥🔥🔥



"Tanora miabo sy tia karokaroka, Tsara fototra amin'ny fandraharahana any aoriana"

Misaotra Distrikan'Arivonimamo🙏
Misaotra Commune Urbaine Arivonimamo🙏
Misaotra ONIFRA Arivonimamo♥️♥️♥️

Tanora ao amin'ny ONIFRA miabo Nama aaa

SOA ny VARAVARANA MISOKATRA HO AN'NY FANDRAHARAHANA (2eme édition) Tao Arivonimamo ity.

Mpianatra maherin' ny 150 no nandray anjara mavitrika nandritry ny JPOE (Journée Porte Ouverte sur l'entrepreneuriat) ity.

Liana amin'ny tontolon'ny fandraharahana n'y Tanora 💪💪💪
Napetraka ny fototra : miainga avy amin'ny toe tsaina miabo n'y fidirana amin'ny asa fandraharahana 💪 🔥

Nomena Azy ireo ny fanalahidy hananana s'y hitazomana Ilay toe tsaina 🥰🥰🥰

Nampafahatarina Azy ireo ny tontolo s'y ireo mpiantsehatra amin'ny fandraharahana
Hisaorana manokana ny DIRTA sy N'y DRJS nifanampy taminay 🙏🙏🙏

Misaotra ireo Tsara sitrapo rehetra nifanampy 🔥🔥🙏🙏🙏

Tanora miabo,tanora tafa, tanora oooooooook 💪💪💪 TANORA MPANDRAHARAHA

Misaotra n'y ekipa Jerosalema 🙏🙏🙏

Misaotra 🙏Misaotra 🙏Misaotra 🙏  💪💪💪🔥🔥🔥Niofana mikasika ny Fenitra sy n'y Kalitao ireto Orinasa Kaoperativa miisa 22 iret...
23/04/2026

Misaotra 🙏
Misaotra 🙏
Misaotra 🙏

💪💪💪🔥🔥🔥

Niofana mikasika ny Fenitra sy n'y Kalitao ireto Orinasa Kaoperativa miisa 22 ireto amin'ny alalan'ny GO COOP, Ilay Tan-tsoroka teknika miavaka ataon'ny Fitaleavana iraisam-paritra misahana ny fampiroboroboana ny indostria sy fampivelarana n'y sehatra Tsy miankina Itasy apa-matihanina Azy ireo.

Afa-po tamin'ny fampiofanana Ary Tena Liana n'y mpikambana rehetra Tonga tamin'ity GO Coop volana Aprily ity.

Manetsa be Mbola.ho avy
🔥🔥🔥🔥

Akory Oooo 😊😊😊  💪💪💪Efa nahazo someso??? Ity Ary ny solon'ny fampahafantarana annn 😉Ilazana ny Orinasa Kaoperativa rehetr...
10/04/2026

Akory Oooo 😊😊😊

💪💪💪

Efa nahazo someso???
Ity Ary ny solon'ny fampahafantarana annn 😉

Ilazana ny Orinasa Kaoperativa rehetra eto amin'ny Faritra Itasy fa ny GO COOP volana Aprily dia Atao ny Alakamisy 23 Aprily izao ao amin'ny CCI Ampaisokely Distrikan'ny Miarinarivo manomboka amin'ny 09ora Maraina.

Mbola Tsy nanatrika GO COOP mihintsy? Ooooh 😲😲😲😲

Tsy maninona fa izahay tsy Tonga Namana Vao mavomavo annn 💕

Lohahevitra fampiofanana?

Be ny Vaovao ka tongava maro eee



🔥 Kaoperativa matihanina, antokin'ny fampiroboroboana ny fandraharahana eny ifotony🔥

Salanitra eee 👋👋👋Hainao ve?Misy ny fanentanana Atao amin'ny mpianatra amin'ny Lisea mikasika ny Toe-tsaina Miabo sy tia ...
09/04/2026

Salanitra eee 👋👋👋

Hainao ve?
Misy ny fanentanana Atao amin'ny mpianatra amin'ny Lisea mikasika ny Toe-tsaina Miabo sy tia karokaroka afahan'ny manomana ny Ho avy mamiratra?

Tsy ho tanora Miandry tolorana fa mamorona asa any aoriana!!! Izay no tanjona

Izy ity dia tohana ara teknika ataon'ny Fitaleavam-paritra misahana ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana n'y sehatra Tsy miankina Itasy amin'ny alalan'ny Programme na !!!

Atomboka dieny eny amin'ny Lisea Ilay Toe-tsaina miabo hirosoana moramora kokoa amin'ny fandraharahana 💪 🔥 ❤️

Misaotra ny Lisea Ampaisokely tamin'ny fiarahamiasa.Mpianatra 250 nahazo erizika miabo.

Nda andeha Ho an'ny Arivonimamo Indray hanetsiketsika ny fandraharahana 💪 Efa betsaka no Miandry Azy ity la indro Ary ny...
03/04/2026

Nda andeha Ho an'ny Arivonimamo Indray hanetsiketsika ny fandraharahana 💪

Efa betsaka no Miandry Azy ity la indro Ary ny fotoana

VARAVARANA MISOKATRA HO AN'NY FANDRAHARAHANA
👉Daty : zoma 24 Aprily 2026
👉Toerana: ONIVERSITE RAVELOJAONA
👉Ora: 09h30- 15h

🔥Liana amin'ny resaka fandraharahana ?
🔥Te hahafantatra bebe kokoa mikasika ny tontolon'ny fandraharahana ?
🔥Te hahazo fampiofanana mikasika ny toe tsaina mpandraharaha?

Nda fantarina Ary eeee...

TONGAVA NAMA a,

-

Volana Aprily sahady 💪💪💪Atombohy amin'ny fitrandrahana ny SOA hatrany ny volana Vaovao,Ireto Indray ny Vaovao Ary, manas...
01/04/2026

Volana Aprily sahady 💪💪💪

Atombohy amin'ny fitrandrahana ny SOA hatrany ny volana Vaovao,

Ireto Indray ny Vaovao Ary, manasa anao amaky Tsara ireto takela ireto.



Ny valala Tsy mandry indroa ambavahady an 😉

GOOOOO!!!!

Manasa anao Ho avy s'y anoratra anarana amin'ny hafatra miafina 😉Faranantsika amin'ny fahaiza-manao amin'ny fanodinana v...
21/03/2026

Manasa anao Ho avy s'y anoratra anarana amin'ny hafatra miafina 😉

Faranantsika amin'ny fahaiza-manao amin'ny fanodinana voankazo ny volana Martsa ao amin'ny CCI n'y Alarobia 25 martsa manomboka amin'ny 09ora.

Misy SOA fanararaotra Maro ao.
Yôôô
Any mihaona ,❤️



Manamafy traikefa Vaovao ho an'ny amin'ny fampandrosoana ny fandraharahana 💪

Address

Miarinarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diridsp Miarinarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share