Eeeh, ndao amin'izay sao tara

Eeeh, ndao amin'izay sao tara "Aoka izay ny nofinao, mifohaza dia mandehana tanteraho."

02/03/2026

CONNAISSAINCE/HISTORIQUE/GEOGRAPHIE
1-ISRAEL
2-IRAN
3-USA
Toute l'HistoireToute l'Histoire

AUTRES OPPORTINITES A SAISIR/ VITE
23/02/2026

AUTRES OPPORTINITES A SAISIR/ VITE

📚📣Ho anao ilay tia mamaky boky sy maniry ny ho lasa Ambasadaoro 𝗡𝗼𝘂𝘃𝗲𝗮𝘂𝘅 𝗛𝗼𝗿𝗶𝘇𝗼𝗻𝘀, efa misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny tranonkala https://fr.usembassy.gov/fr/les-ambassadeurs-nouveaux-horizons-nh/

Vakio tsara hatramin'ny farany ireo masontsivana sy toromarika rehetra mahakasika izany ary fenoy ny antontan-taratasy "Google Form" mialohan'ny 20 Martsa ho avy izao.

ℹ Ny Ambasadaoro Nouveaux Horizons (NH) dia manolo-tena hampiroborobo, amin’ny alalan’ny boky NH, ny soatoavina momba ny famakiana boky sy ny fianarana, ary ny fahombiazana. Miasa an-tsitrapo ireo voafantina hampahafantatra sy hampiroborobo ny boky avoakan’ny Nouveaux Horizons eo amin'ny fiarahamonina misy azy.
---
📚📣 Now officially open!
Would you like to become a 𝗡𝗼𝘂𝘃𝗲𝗮𝘂𝘅 𝗛𝗼𝗿𝗶𝘇𝗼𝗻𝘀 Ambassador?

ℹ A 𝗡𝗼𝘂𝘃𝗲𝗮𝘂𝘅 𝗛𝗼𝗿𝗶𝘇𝗼𝗻𝘀 (NH) Ambassador commits to promoting, through NH books, the values of reading, learning, and success. He or she volunteers to promote Nouveaux Horizons publications within their community.

Visit the NH website to review the eligibility requirements and application details, then apply online using our Google Forms: https://fr.usembassy.gov/fr/les-ambassadeurs-nouveaux-horizons-nh/

⏱ Application deadline: March 20, 2026.

https://youtu.be/IvNam96D54cCyclone GEZANI : Il traversera la région haut plateau ce soir et demain et devrait toucher  ...
10/02/2026

https://youtu.be/IvNam96D54c
Cyclone GEZANI : Il traversera la région haut plateau ce soir et demain et devrait toucher le canal du Mozambique demain soir.

▶ Le centre de GEZANI se situait à 89 km à l'est de Toamasina à 15 h, heure locale. Il s'est intensifié en une forte tempête cyclonique, avec des vents soutenus atteignant 185 km/h et des rafales jusqu'à 260 km/h près de son centre. Il se déplace vers l'ouest avec des vents soutenus de 18 km/h. Il devrait toucher terre aujourd'hui à 18 h dans le district de Toamasina II.

🚨 Afin d'éviter le passage en alerte rouge cette nuit, l'alerte cyclonique est modifiée comme suit :

📕📕 Alerte rouge : Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga et Betsiboka ;

📒📒 Alerte jaune : Ambatosoa, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky, Menabe, Mandritsara et Befandriana Avara ;

⚪⚪ Pas de ménace : Andapa et Antalaha

▶ La tempête traversera la région centrale cette nuit et demain, et devrait sortir du canal du Mozambique, entre Maintirano et Morondava, demain soir, selon le centre de prévisions météorologiques. Les nuages ​​qui la précèdent commencent déjà à toucher la partie centre-est de l'île.

Soyez prudents et restez en sécurité. Que Dieu nous protège

[ 🌀 CYCLONE TROPICAL INTENSE- GEZANI 🌀 ]Bonsoir. 👉GEZANI a atteint le stade de 🌀cyclone tropical intense et s'apprête a ...
10/02/2026

[ 🌀 CYCLONE TROPICAL INTENSE- GEZANI 🌀 ]
Bonsoir.
👉GEZANI a atteint le stade de 🌀cyclone tropical intense et s'apprête a toucher la côte Est de Madagascar. 🌫
📌Le cyclone se trouve actuellement à environ 75 km à l’est de Toamasina (Tamatave).
☝️La ville devrait subir un impact direct, avec le passage attendu de la zone la plus violente du cyclone (le mur de l’œil) ce mardi en fin de journée, et durant la nuit.⛈️
➡️Cet épisode pourrait compter parmi les impacts directs les plus sévères jamais observés depuis le debut de l’ère satellitaire sur la région de Tamatave. 🤷
⚠️En effet, l'intensité de GEZANI se rapprochant de celle du cyclone GERALDA de février 1994!..⚠️
➡️Les rafales pourraient atteindre les 260km/h ou plus!🤔
👉 Après son passage sur les terres malgaches, GEZANI devrait s’affaiblir progressivement, avant d’émerger à nouveau dans le canal du Mozambique mercredi.🌊
☝️De là, une nouvelle intensification jusqu'au stade de cyclone tropical est attendue avec peut-être un 2ème impact sur le Mozambique. ⬅️
Crédit : Météo France Réunion, EUMETSAT, ZOOM-EARTH, WINDY, MCU
Salama.
👉Tonga amin'ny 🌀ny rivodoza tropikaly mahery vaika i GEZANI ary miomana ny hamely ny morontsiraka atsinanan'i Madagasikara. 🌫
📌Ny rivodoza dia any amin'ny 75 km atsinanan'i Toamasina (Tamatave) amin'izao fotoana izao.
☝️Mety hiharan'ny fiatraikany mivantana ny tanàna, miaraka amin'ny fandalovan'ny faritra mahery vaika indrindra amin'ny rivodoza (ny rindrin'ny maso) amin'ny talata amin'ny faran'ny andro sy amin'ny alina. 🤷
⚠️Vokany, ny hamafin'ny GEZANI dia manakaiky ny rivodoza GERALDA tamin'ny Febroary 1994!..⚠️
➡️Mety hahatratra 260km/ora na mihoatra ny tafiotra! Alarobia.🌊
☝️Miha-mitombo ny heriny amin'ny rivodoza tropikaly izay mety hisy fiatraikany faharoa amin'i Mozambika. ⬅️
Aoka samy ho mailo sy hitandrina. Samy ho tahin'ANDRIAMANITRA daholo

🧠💡 QUIZ TIME ! Gagnez 2 000 Ariary 💰Soyez le premier à donner la bonne réponse en commentaire et repartez avec la récomp...
09/02/2026

🧠💡 QUIZ TIME ! Gagnez 2 000 Ariary 💰
Soyez le premier à donner la bonne réponse en commentaire et repartez avec la récompense !

👉 Défi :
Calculer les réactions aux appuis de la poutre représentée sur la figure ci-dessous.
⚠️ N’oubliez pas de convertir tous les résultats en Newtons (N).

Bonne chance à tous ! 🔥📐

🧠💡 QUIZ TIME! Win 2 000 Ariary 💰 Be the first to drop the correct answer in the comments and take the prize! 👉 Challenge: Calculate the support reactions of the beam shown in the figure below. ⚠️ Don’t forget to convert all results into Newtons (N). Good luck! 🔥

Note : La reponse doit etre une manuscrite scannée/ The answer must be a scanned handwritten document.📐

EEEE, AZA TARA MIHINTSY OOOO.    COMMERCIAL𝐔𝐧𝐞 𝐨𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭𝐮𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐜𝐚𝐫𝐫𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐬𝐭𝐢𝐦𝐮𝐥𝐚𝐧𝐭𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐭𝐭𝐞𝐧𝐝 !Vous êtes organisé(e), ...
08/02/2026

EEEE, AZA TARA MIHINTSY OOOO.
COMMERCIAL
𝐔𝐧𝐞 𝐨𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭𝐮𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐜𝐚𝐫𝐫𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐬𝐭𝐢𝐦𝐮𝐥𝐚𝐧𝐭𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐭𝐭𝐞𝐧𝐝 !

Vous êtes organisé(e), passionné(e) par le relationnel et avez le sens du détail ? Rejoignez TeknetGroup en tant qu’Assistant(e) Commercial(e) et contribuez à notre croissance !

🎯 𝐕𝐨𝐬 𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧𝐬 :

• Soutenir l’équipe commerciale dans ses tâches administratives et la gestion des dossiers clients.
• Assurer le suivi des offres en back office et participer à la satisfaction et à la fidélisation de notre clientèle.
• Coordonner les activités commerciales avec rigueur et efficacité.

🔎 𝐋𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐟𝐢𝐥 𝐪𝐮𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐫𝐞𝐜𝐡𝐞𝐫𝐜𝐡𝐨𝐧𝐬 :

• Diplômé(e) d’études supérieures en commerce ou gestion.
• Expérience professionnelle significative en vente.
• Maîtrise du français (l’anglais est un plus) et des outils informatiques (Pack Office).
• Connaissances des produits/services en sécurité et nouvelles technologies (un atout).

💡 𝐐𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞𝐥𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐩𝐩𝐫𝐞́𝐜𝐢𝐞́𝐞𝐬 :

• Excellent sens commercial et aisance relationnelle.
• Aptitude à la négociation, esprit d’équipe, capacité d’écoute.
• Dynamisme, rigueur, curiosité et méthodologie.

📩 𝐏𝐨𝐮𝐫 𝐩𝐨𝐬𝐭𝐮𝐥𝐞𝐫
👉Envoyez votre dossier de candidature (lettre de motivation + CV avec prétentions salariales et références) à : [email protected]

Voir moins

UNICEF Free Online Courses with Free Certificates 2024Apply now: https://tinyurl.com/4bxmy6meBenefits:• All the courses ...
06/02/2026

UNICEF Free Online Courses with Free Certificates 2024
Apply now: https://tinyurl.com/4bxmy6me
Benefits:
• All the courses are free.
• There are no registration charges for the UNICEF online courses.
• You will get a UNICEF free online certificate at the end of the courses.
• UNICEF training is self-paced, so you can manage them in accordance with your time.
• Opportunity to learn new skills and gain knowledge from the comforts of your home.
• The free certificates by UNICEF serve as formal recognition of the achievement of learners.
• Furthermore, you can showcase your certificate on your social feed as well as share it on your CV.
For more internships and scholarships, visit:
https://www.opportunitiescircle.com/?utm_source=facebook...

*“Miasa ao amin’ny boulangerie ity lehilahy iray! Indray andro rehefa nody izy dia nanontany azy ny vadiny. Ramatoa: ‘Fa...
02/02/2026

*“Miasa ao amin’ny boulangerie ity lehilahy iray! Indray andro rehefa nody izy dia nanontany azy ny vadiny.
Ramatoa: ‘Fa maninona tsy mitondra m**o mody mihitsy?’ 🤨

Tezitra mafy ity ramana satria izy reraka vao miditra ny trano arahana question indray ka namaly oe :

Ny anadahinao miasa ao morgue, efa niverina niaraka tamin’ny cadavre? ☠️

Ny Dadanao ao amin'ny Toyota, efa niverina niaraka ? 🚙

Ny rahavavinao ao , efa nisy ve niverina fiaramanidina? ✈️

Mba mandihy ihany fa aza dia manao fanontaniana adala isan'andro a🙏 😅

Mirary Volana FEBROARY feno fahombiazana ho anao 💛”*

https://youtu.be/aIFis9KYCDo
30/01/2026

https://youtu.be/aIFis9KYCDo

Verse 1Even in the valley where silence reigns,I am not afraid, Jesus keeps me in peace.Keep moving forward, keep moving on,Those who trust in Jesus have no ...

30/01/2026

Fomba tsotra nefa tena ilaina ho fiarovana ny solo-saina na (Ordinateur).
1) Midira ao amin'ny CMD na commande executé dia ampidiro ny hoe : wmic bios get serial number
2) Mankanesa ao amin'ny parametre de windows, activeo ny compte microsoft ary ataovy mode activé ihany koa ny oe Localiser mon appareil
Fanamarihana : Tehirizo tsara ilay serial number azonao

30/01/2026

Fiofanana maimaim-poana! Mikasa ny hisantatra ity taona vaovao 2026 ity amin'ny fianarana teny anglisy ve ianao?
👉 Misokatra indray ireto fiofanana maimaim-poana ireto, sady ampitain-davitra, no azonao arahina amin'ny fandaharam-potoana izay mety aminao na ilay antsoina hoe Massive Open Online Course (MOOC).
👉 Manana hatramin'ny 23 Martsa ianao hisoratana anarana sy hanokafana ny kaonty fanarahana ilay fiofanana
👉 Manana hatramin'ny 30 Martsa ianao hamitana izay fiofanana nosafidianao (na iray na izy rehetra) amin'ny fandaraham-potoana izay mety aminao.
Ireto avy ireo fiofanana misokatra:
✅ English for Business and Entrepreneurship - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fandraharahana sy serasera
✅ English for Tourism Professionals - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fizahantany
✅ English for Career Development - Hianarana ireo fomba fanomanana antontan-taratasy fangatahana asa sy fiatrehana ny adina am-bava (interview) manoloana mpampiasa mampiasa ny teny anglisy.
✍️ Raha vonona ianao dia misoràta anarana dieny izao ao amin'ny tranonkala https://www.openenglishprograms.org/MOOC ary atomboy avy hatrany ny fanarahana ny fiofanana.
💡Jereo ity torolalana ity manazava ny fomba fisoratana anarana:
https://www.facebook.com/usembassy.madagascar/videos/891103686429892

Address

Tana
Tananarivokely
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eeeh, ndao amin'izay sao tara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share