Ouvrage metallique Ambinina

Ouvrage metallique Ambinina Manao ny Ouvrage metallique , sy confection metallique rehetra à domicille, soudeur qualifier no sady malaky fiasa

👨‍🔧🚧🚧Izahay dia manao ny asa rehetra mahakasika  ny vy eo amin'ny trano  🏡🏢 , À DOMICILE, raha toa ka anamboatra na hana...
24/04/2021

👨‍🔧🚧🚧Izahay dia manao ny asa rehetra mahakasika ny vy eo amin'ny trano 🏡🏢 , À DOMICILE, raha toa ka anamboatra na hanatsara varavarankely ianao, vavahady, aro fanina, tohatra, trano kely anaovana kiosque kely ireny, fatana, atramin'ireo majinika indrindra ohatra Fatana,Sns...dia aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana fa vonona ny hanome fahafahampo ho anao izahay ary asa amin'ny kalitao ambony indrindra . Contact: 034 76 690 22 , Toerana TOAMASINA " vous satisfaire ou mourir"

Address

Tamatavy Sy Ny Manodidina
Toamasina

Opening Hours

Monday 06:00 - 17:00
Tuesday 06:00 - 17:00
Wednesday 06:00 - 17:00
Thursday 06:00 - 17:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 18:00

Telephone

+261347669022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ouvrage metallique Ambinina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share