Nosy Maitso - Toamasina

Nosy Maitso - Toamasina Mivarotra fatana etanol sy solika etanol

16/04/2026

🔥Fatana ethanol double feu🔥
⌛mitsitsy fotoana kokoa
✅azo antoka
🍃miaro ny tontolo iainana

⁉Ary ianao, inona no tianao kokoa? Simple feu sa double feu?
🛒Manatonà ny Nosy Maitso, Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy

🎉Fety ny P***a miavaka miaraka amin'ny fatana Ethanol.🔥Ankafizo ny fety, mampiasà fatana Ethanol!🛒Raha mbola tsy manana ...
02/04/2026

🎉Fety ny P***a miavaka miaraka amin'ny fatana Ethanol.

🔥Ankafizo ny fety, mampiasà fatana Ethanol!

🛒Raha mbola tsy manana ianao dia aza misalasala, manatonà ny kioska:
👉 Nosy Maitso Toamasina - Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy
💚Mirary fety sambatra e!

‼Ndao hiona amin'ireo mpanjifan'ny Nosy Maitso‼🙋‍♀️Eto indray dia ny retour avy amin’i Tine no ndeha ho jerentsika, anis...
26/03/2026

‼Ndao hiona amin'ireo mpanjifan'ny Nosy Maitso‼

🙋‍♀️Eto indray dia ny retour avy amin’i Tine no ndeha ho jerentsika, anisan’ireo mpanjifan’ny Nosy Maitso ihany koa izy, tena tiany ny mampiasa ny fatana Ethanol noho izy azo antoka sy haigam-piasa!

⁉Ndao ary hanjifa fatana ao amin’ny :
👉 Nosy Maitso, Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy Toamasina

20/03/2026

📌Tsy misokatra ny Nosy Maitso Toamasina my androany 20 Mars fa miverina misokatra kosa ny Asabotsy 21 Mars.
📍Afaka manatona ny revendeurs kosa anefa isika mpanjifa:
🛒- Aina soa- FIP
🛒- Tanamborozano
🛒- Anjoma
Mandrampihaona indray e!!!

‼️Barils plastiques 250l‼️📍Manatonà ny Nosy Maitso Toamasina raha mahaliana anao, contact 034 52 291 02.📅Manomboka ny 12...
12/03/2026

‼️Barils plastiques 250l‼️
📍Manatonà ny Nosy Maitso Toamasina raha mahaliana anao,
contact 034 52 291 02.
📅Manomboka ny 12 Mars 2026
🏷150.000ar ny iray (01)

⁉Ohatrinona ny fatana?📌Simple feu: 7️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar📌Double feu:1️⃣4️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar⁉Aiza no misy fatana sy Ethanol? O...
28/01/2026

⁉Ohatrinona ny fatana?
📌Simple feu: 7️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar
📌Double feu:1️⃣4️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar

⁉Aiza no misy fatana sy Ethanol? Ohatrinona ny Ethanol?
📌Nosy Maitso Antsirabe| Immeuble Volavita Ampihaviana | 5️⃣.6️⃣0️⃣0️⃣ar
📞034 80 778 04
📌Nosy Maitso Antananarivo| Sooatel Hotel Ankasina 67ha | 6️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ar
📞034 92 903 80
📌Nosy Maitso Toamasina| Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy | 5️⃣.8️⃣0️⃣0️⃣ar
📞038 15 424 18

Tongavà mitsidika sy manjifa e!!

🎉Atomboy amin'ny fitsitsiana solika kokoa ny taona vaovao e!!‼️✨FIKAFIKA KELY ITSITSIANA ETHANOL✨‼️1️⃣Raha vao mitaingin...
06/01/2026

🎉Atomboy amin'ny fitsitsiana solika kokoa ny taona vaovao e!!

‼️✨FIKAFIKA KELY ITSITSIANA ETHANOL✨‼️
1️⃣Raha vao mitaingina ny vilany dia atao "MAX" ny afo (raha sakafo mafimafy no andrahoina)
2️⃣Rehefa mangotraka dia ovaina "ECO" ny afo mandrapaharidritra ny rony.
3️⃣Vonoina ny afo rehefa masaka ny sakafo.

Manampy anao amin'ny fitsitsiana fotona sy solika indray ireo fikafika kely ireo.
Manasa anao hanandrana e!

🎄Arahabaina nahatratry ny Krismasy!!💚Mirary Noely miavaka ho antsika rehetra.
24/12/2025

🎄Arahabaina nahatratry ny Krismasy!!
💚Mirary Noely miavaka ho antsika rehetra.

📅Fety ny andro ary toy izao indray ny fotoana fisokafan'ny kioska Nosy Maitso Toamasina:📌androany 24 Décembre: misokatra...
24/12/2025

📅Fety ny andro ary toy izao indray ny fotoana fisokafan'ny kioska Nosy Maitso Toamasina:
📌androany 24 Décembre: misokatra ny tontolo andro
📌25 Décembre: tsy misokatra ny tontolo andro
📌26 Décembre: misokatra ny tontolo andro
📌27 Décembre: fermeture excéptionnelle (inventaire)
📌Miverina misokatra indray ny 29 Décembre.

🔥Hafa mihitsy izany mahandro amin'ny fatana Ethanol izany:🕛mitsitsy fotoana✨madio: tsy misy fofona sy tsy manetroka✅azo ...
15/12/2025

🔥Hafa mihitsy izany mahandro amin'ny fatana Ethanol izany:
🕛mitsitsy fotoana
✨madio: tsy misy fofona sy tsy manetroka
✅azo antoka: tsy mipoaka
Afaka jifaina eny amin'ireo kioska Nosy Maiso:
📌Antsirabe| Immeuble Volavita Ampihaviana
📞034 80 778 04
📌Antananarivo| Batiment Sooatel Hotel Ankasina 67ha
📞038 50 003 81
📌Toamasina| Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy
📞038 15 424 18

28/11/2025

📣EEEEHHHH OOOOOOO📣
📌7️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ Ar indray izao ny *simple feu*
📌1️⃣4️⃣9️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ Ar kosa ny *double feu*

Manatona malaky ny kioska Nosy Maitso:
📌Antsirabe| Immeuble Volavita Ampihaviana
📞034 80 778 04
📌Antananarivo| Batiment Sooatel Hotel
📞038 50 003 81
📌Toamasina| Ankirihiry Sud akaiky ny Vazaha Gasy
📞038 15 424 18

📣Taomy ny namana, mahazoa kadoa📣
✅Mangalà ''code'' ato amin'ny Nosy Maitso.
✅Zarao amin'ny namana na havana te hividy Fatana Ethanol ilay code.
✅Mahazoa ethanol 2l maimaimpoana, ianao mividy fatana kosa mahazo ethanol 1l maimaimpoana.

🔥'Ndao ilalao ee

‼️✨FIKAFIKA KELY ITSITSIANA ETHANOL✨‼️1️⃣ Alefa tsikelikely ny Ethanol: raha vary 2,5 kapoaka no andrahoinao dia ethanol...
18/11/2025

‼️✨FIKAFIKA KELY ITSITSIANA ETHANOL✨‼️

1️⃣ Alefa tsikelikely ny Ethanol: raha vary 2,5 kapoaka no andrahoinao dia ethanol 250ml no arotsakao anaty fitoeran-tsolika (mbola misy ambiny izay fatra izay)
2️⃣ Aza andrasana lany tanteraka ny Ethanol vao tapohina.
3️⃣ Rehefa itanao fa miova volom-boasary ny lokon'ny afo ka tsy mafana tsara intsony ny afo dia mila tapohina izay ny solika.

✅Araho hatrany ny pejy ahafahanao manaraka fikafika kely sy ny vaovao hafa mahakasika ny fatana ethanol e!

Address

Ex PMU Ankirihiry
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nosy Maitso - Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nosy Maitso - Toamasina:

Share

Category