24/02/2026
🤍 Voahangy avy amin'ny tany … fa tsy avy amin'ny ranomasina 👌
Rehefa mahita ity vokatra tsaramaso lehibe ity ianao, dia mahatsapa fa hita maso ny kalitao alohan’ny hanandrana azy.
Loko fotsy mamirapiratra, voa mitovy habe, ary fahadiovana maneho ny fikarakarana ataon’ny mpamboly sy ny fahitsian’ny safidy hatramin’ny fijinjana voalohany ka hatramin’ny famonosana.
1- Kabarô.
2- Kalitao avo avy amin'ny tanin'i Madagasikara,
3- fambolena tamin'ny taom-pambolena 2025,
4- triage sy voadio tsara,
5- fonosina 25 kg,
6- fara-faharatsiny 5 taonina.
📍Toerana: Toamsina
Ho an’ny baiko sy fanontaniana, mifandraisa aminay amin’ireto antsipiriany manaraka ireto:
acts with the loudest voice 🥇 : 034 04 688 64 📲.
: [email protected]
------------------------------------------------------------------------------------
A pearl from the land of … not from the sea 👌
When you see this large bean product, you realize that quality is visible before it is tasted.
Bright white color, uniform grains, and purity that reflect the farmer’s care and the precision of selection from the very first harvest to packaging.
1- Kabarô.
2- High quality from the land of Madagascar,
3- Cultivated in the 2025 growing season,
4- Carefully sorted and well cleaned,
5- Packed in 25 kg bags,
6- Minimum quantity: 5 tons.
📍Location: Toamsina
For orders and inquiries, please contact us through the following details:
acts with the loudest voice 🥇
: 034 04 688 64 📲
: [email protected]