Baticom IVATO

Baticom IVATO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Baticom IVATO, Antananarivo.

πŸ”₯ BATICOM IVATO πŸ”₯🟒 Ho antsika mponina ety Ivato sy ny manodidina, BATICOM IVATO dia tranombarotra ahitanao ireo fitaovan...
27/03/2023

πŸ”₯ BATICOM IVATO πŸ”₯

🟒 Ho antsika mponina ety Ivato sy ny manodidina, BATICOM IVATO dia tranombarotra ahitanao ireo fitaovana sy kojakoja rehetra ilaina amin'ny fanaovana trano na asa madinika na asa vaventy. πŸ‘·πŸ§‘β€πŸŒΎπŸ§‘β€πŸ”§πŸ›’πŸͺšπŸ› οΈπŸ πŸ’‘🧱🚽🏑🏘️🏣

πŸ“ŒEto ampitan'ny sary Masina Ivato eo akaikin'ny Fokotany no misy azy.

☎️Antsoy ny laharana: 034.13.693.58. raha mila fanazavana fanampiny

🟦 Araho tsy tapaka ny pejy Facebook "Baticom IVATO" ary asio j'aime πŸ‘, Misaotra tompoko πŸ˜‰

πŸ‘‰BATICOM IVATO dia toerana fivarotana fitaovana sy kojakoja rehetra entina manao trano toy ny simenitra, vy, loko, tuyau...
26/03/2023

πŸ‘‰BATICOM IVATO dia toerana fivarotana fitaovana sy kojakoja rehetra entina manao trano toy ny simenitra, vy, loko, tuyau...πŸ‘·πŸ§‘β€πŸ”§πŸ§‘β€πŸŒΎπŸ πŸ› οΈπŸͺšπŸͺ›
πŸ‘‰ Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma (7h30-17h) ary ny Asabotsy (7h30-15h)⏰
πŸ‘‰ Antsoy ny laharana: 034.13.693.58. raha mila fanazavana fanampiny.

πŸ‘‰ Araho tsy tapaka ny pejy πŸ˜‰

Address

Antananarivo

Telephone

+261341369358

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baticom IVATO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share