12/06/2026
⚡ Andao hiaina ny Asaramanitra sy ny Coupe du Monde 2026 miaraka amin’i ANKA !
Manomboka ny 15 Jona ka hatramin’ny 30 Jona 2026, miandry anao izahay any Ambahikily, Ankililoaka, Anakao ary Mangily amin’ireo hetsika sy lalao isan-karazany karakarain'i ANKA. 🎉
🎁 Misy ihany koa ny Tombola ahafahanao mahazo loka lehibe :
📺 TV écran plat + abonnement Canal+
🎟️ Manaova raccordement na mividiana crédit 10 000 Ar dia mahazo tapakila tombola avy hatrany.
📅 Ny 01 Jolay 2026 no hanaovana ny fisarihana.
📍 Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona ny birao ANKA akaiky anao.