Nanoé - Electrification décentralisée

Nanoé - Electrification décentralisée Entreprise franco-malgache à impact durable proposant des solutions d’électrification solaire en zones rurales exploitées par des entrepreneurs locaux

🎓𝐀𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́, 𝐦𝐚𝐠𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲Fa magnino ?- Mba hifagnaraka amin’ny zav...
21/05/2026

🎓𝐀𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́, 𝐦𝐚𝐠𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲

Fa magnino ?
- Mba hifagnaraka amin’ny zava-misy an-toeragna
- Mba ho tafiditry malaky agnaty tanàgna
- Mba hiantoka installation tegna tsara kalitao

Izegny no antony agnaovanay formation aroe samy hafa :

👉 Formation enquêteurs : ahazo tsara ny tegna filàgn'olo, hagnano contrat, ary hagnomagna ny fidiragna an-tanàna.

👉 Formation installateurs : hanangagna nano-réseaux sy hiantoko ny fampidiragna jiro azo antoko tsara ho an’ny tokantragno.

Ity fomba fiasa ity dia magnamafy ny spécialisation ho an'ny tsiaraikaraiky ary miantoko fa mandeha tsara ny asa jiaby, manomboka amin’ny prospection ka hatramin’ny installation, mba hampalaky sady hahatonga ny angovo solaire ho mora azon’ny mponigny.



-------------

🎓 𝐂𝐡𝐞𝐳 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́, 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐢𝐧𝐧𝐨𝐯𝐨𝐧𝐬 𝐞𝐭 𝐭𝐞𝐬𝐭𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧

Pourquoi ?
- S’adapter aux réalités locales
- S’implanter rapidement dans un village
- Garantir une haute qualité d’installation

Pour cela, deux formations différentes :
👉 Formation enquêteurs : comprendre les besoins, contractualiser et préparer l’implantation dans les villages.
👉 Formation installateurs : déployer les nano‑réseaux et assurer un raccordement fiable des foyers.

Ce dispositif renforce la spécialisation des compétences et assure une chaîne opérationnelle complète, de la prospection à l’installation, afin d’accélérer et fiabiliser le déploiement de l’accès à l’énergie solaire.



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐈𝐧𝐣𝐞𝐧𝐢𝐞𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞𝐫 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐣𝐚 (𝐂𝐃𝐈) !Tea handray anjara amy tetikasa misy fiantraikany a...
07/05/2026

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐈𝐧𝐣𝐞𝐧𝐢𝐞𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞𝐫 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐣𝐚 (𝐂𝐃𝐈) !

Tea handray anjara amy tetikasa misy fiantraikany ara-tsôsialy sy ara-tontolo iainana eto Madagasikara ? Midira amin’i Nanoé bakao mandray anjara amy fametrahana vahaolana vaovao ho an’ny fanomezana herinaratra ambanivohitra aty avaratra.

Raha handefa fangatahana :
Alefaso amin’ity adiresy ity ny CV sy taratasy fanentanana : [email protected]

Fandraisana kandidà alohan’ny 07 Jiona 2026

👉 Hita ambany ao ny antsipiriany rehetra momba ny asa.



-------------

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞 𝐮𝐧.𝐞 𝐈𝐧𝐠𝐞́𝐧𝐢𝐞𝐮𝐫.𝐞 𝐂𝐡𝐞𝐟.𝐟𝐞 𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞𝐫 𝐚̀ 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐣𝐚 (𝐂𝐃𝐈) !

Envie de participer à un projet à fort impact social et environnemental à Madagascar ? Rejoignez Nanoé et contribuez au déploiement de solutions innovantes d’électrification rurale dans le nord du pays.

Pour candidater :
Envoyez votre CV et lettre de motivation à : [email protected]

Candidatures avant le 07 juin 2026

👉 Toutes les informations dans la fiche de poste ci-dessous.



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐢𝐚𝐥 (𝐀𝐓𝐂)📍 VohémarMitady olona mazoto sy vonona izahay hanampy amin’ny fam...
30/04/2026

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐢𝐚𝐥 (𝐀𝐓𝐂)
📍 Vohémar

Mitady olona mazoto sy vonona izahay hanampy amin’ny fampandrosoana ny asa eny ifotony sy hanatsara ny fahazoana herinaratra eny ambanivohitra, amin’ny alalan’ny tambazotra herinaratra masoandro (nano-réseaux).

Asa eny ifotony, isan-karazany, ary misy fiantraikany mivantana amin’ny fahazoana angovo.

📩 Raha liana dia :
Alefaso ny CV sy taratasy fangatahana amin’ny : [email protected]

📅 Daty farany : alohan’ny 15 Mey 2026

Misaotra amin’ny fizarana 🙌



-------------

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐢𝐚𝐥 (𝐀𝐓𝐂)
📍 Vohémar

Nous recherchons un profil motivé pour développer notre activité sur le terrain et contribuer à l’accès à l’électricité en zone rurale grâce à nos nano-réseaux solaires.

Un poste terrain, polyvalent, avec un impact direct sur l’accès à l’énergie.

📩 Pour candidater :
Envoyez votre CV et lettre de motivation à : [email protected]

📅 Date limite : avant le 15 mai 2026

Merci de partager autour de vous 🙌



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

📚 𝐀𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐚𝐧𝐨 𝐄𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐞𝐧𝐞𝐮𝐫𝐬 – 𝟗 & 𝟏𝟎 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥𝐲Tanatin’ny aroe andra, nivory tamin’ny masoivohontsika jiaby ireo ...
21/04/2026

📚 𝐀𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐚𝐧𝐨 𝐄𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐞𝐧𝐞𝐮𝐫𝐬 – 𝟗 & 𝟏𝟎 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥𝐲

Tanatin’ny aroe andra, nivory tamin’ny masoivohontsika jiaby ireo mpivarotro eny hifotony (commerciaux terrain), tamin’ny atrikasa manokana ho an’ireo Nano Entrepreneurs.

Andra aroa nifaneraserana, nampifandraisana ny fomba fiasa, ary nanohizana ny fandrosoana miaraka.

🤝 Tsy atrikasa fo tamin’izegny, fa fotoana maventy nanamafisana ny fihavanana, nanomezana voninahitra ny ekipa, ary nampandrosoana miaraka ny asa atao.

Misaotra ny ekipa jiaby tamin’ny fikelezan’aina sy ny fandraisana andraikitra.



-------------

📚 𝐖𝐨𝐫𝐤𝐬𝐡𝐨𝐩 𝐍𝐚𝐧𝐨 𝐄𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐞𝐧𝐞𝐮𝐫𝐬 - 𝟗 & 𝟏𝟎 𝐚𝐯𝐫𝐢𝐥

Pendant 2 jours, l’ensemble de nos commerciaux terrain s’est réuni au sein de nos agences pour un workshop dédié à nos Nano Entrepreneurs.

Deux jours pour se retrouver, s’aligner et continuer à progresser ensemble.

🤝 Plus qu’un workshop, un temps fort pour renforcer la cohésion, valoriser les équipes et faire avancer collectivement nos pratiques.

Merci à toutes les équipes pour leur engagement.



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐞𝐜𝐡𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲📍 Ambanja / Ambilobe / Diego-SuarezMitady olona mazoto sy vonona hia...
20/04/2026

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐞𝐜𝐡𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲
📍 Ambanja / Ambilobe / Diego-Suarez

Mitady olona mazoto sy vonona hiasa izahay, hanampy amin’ny fametrahana, fikojakojana ary fanatsarana ny rafitra herinaratra avy amin’ny masoandro, ao anatin’ny tetikasa fampidirana herinaratra eny ambanivohitra.

Nanomboka tamin’ny taona 2017, Nanoé dia efa nahafahan’olona mihoatra ny 12 000 tokantrano nahazo herinaratra, tamin’ny alalan’ny rafitra vaovao antsoina hoe nano-réseaux solaires.

👉 Asa eny ifotony, tena mivaingana, ary misy fiantraikany mivantana amin’ny fahazoan’ny olona herinaratra ilay izy.

📩 Raha te hirotsaka :
Alefaso ny CV sy taratasy fangatahana amin'ny:
[email protected]
Farany fandefasana : alohan’ny 30 mey 2026

Misaotra mizara 🙌



-------------

🔎 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐞́ 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞 – 𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐭𝐞𝐜𝐡𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞
📍 Ambanja / Ambilobe / Diego-Suarez

Nous recherchons un profil motivé pour intervenir sur l’installation, la maintenance et l’amélioration de nos systèmes solaires, au cœur de nos projets d’électrification rurale.

Depuis 2017, Nanoé a déjà permis l’accès à l’électricité à plus de 12 000 foyers grâce à un modèle innovant de nano-réseaux solaires

👉 Un poste terrain, concret, avec un impact direct sur l’accès à l’énergie.

📩 Pour candidater :
Envoyez votre CV et lettre de motivation : [email protected]
Date limite : avant le 30 mai 2026

Merci de partager autour de vous 🙌



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

📸 𝑺𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒐 𝒉𝒂𝒅𝒊𝒏𝒐 !Ny 4 Avrily 2026, nanao fanokafana Site AgriWatt izahay tao Antanantanana ...
10/04/2026

📸 𝑺𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒐 𝒉𝒂𝒅𝒊𝒏𝒐 !

Ny 4 Avrily 2026, nanao fanokafana Site AgriWatt izahay tao Antanantanana 🌱

Ao anatin’ny programa Energica, ity toerana ity dia natokana hanohanana ny fambolena eny ifotony, miaraka amin’ny milina fitotoam-bary sy milina fitototana katsaka, vary, poivre, cacao, café…mba ho lasa lafarina, izay mandeha amin’ny herinaratra avy amin’ny masoandro Nanoé !

Dingana tsara iray hanohanana ny toekarena eny an-toerana sy hanampiana ny fiarahamonina !

Ny fandaharam-potoana : lalao fahaiza-manao, baolina kitra, tombola, fizarana fanomezana… ary indrindra feno tsiky sy hafaliana 😊

Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara tamin’ity hetsika ity !



-------------

📸 𝑹𝒆𝒕𝒐𝒖𝒓 𝒆𝒏 𝒊𝒎𝒂𝒈𝒆𝒔 𝒔𝒖𝒓 𝒖𝒏𝒆 𝒋𝒐𝒖𝒓𝒏𝒆́𝒆 𝒊𝒏𝒐𝒖𝒃𝒍𝒊𝒂𝒃𝒍𝒆 !

Le 4 avril 2026, nous avons célébré l’inauguration officielle d’AgriWatt à Antanantanana, après plusieurs mois de fonctionnement. 🌱

Dans le cadre du programme Energica, ce site est dédié au développement agricole local, avec une décortiqueuse à riz et un moulin à farine alimentés par l’énergie solaire Nanoé !

Une belle étape pour soutenir l’activité économique locale et accompagner les communautés !

Au programme : jeux d’adresse, football , tombola, distribution de goodies… et surtout beaucoup de sourires et de bonne humeur 😊

Merci à toutes celles et ceux qui ont participé à cet événement !



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

⚡ 𝑭𝒊𝒍𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒊𝒈𝒏𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒌𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒌𝒐𝒂.Amin'ny Nanoé, zahay mino fa tsy mijanogno amin’ny installation ...
03/04/2026

⚡ 𝑭𝒊𝒍𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒊𝒈𝒏𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒌𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒌𝒐𝒂.

Amin'ny Nanoé, zahay mino fa tsy mijanogno amin’ny installation fo ny tolotro tsara.

Zegny mahatonga zahay hijanogno ankila sady ho vognono ho an-dro mpanjifa :

🔧 Fagnamboaragna raisinay an-tagnana tsisy olagna
⏱️ Fandraisagna andraikitry malaky ataon’ny matihanigny
🏠 Fagnampiagna mivantagna agny an-tragnonao
👋 Fandraisagna agny amin’ny agence marikitry anao

Tsotra tanjognonay : ny mpanjifa tsiaraikaraiky mampiasa herinaratra-nany tsisy ahiahy, miaraka amin’ny tolotro maharitry sady azo antoko.

Miaraka amin’i Nanoé, anao mankafy herinaratra. Zahay mikarakara lambiny.



-------------

⚡ 𝑳𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒒𝒖𝒊𝒍𝒍𝒊𝒕𝒆́ 𝒅’𝒆𝒔𝒑𝒓𝒊𝒕, 𝒄̧𝒂 𝒄𝒐𝒎𝒑𝒕𝒆 𝒂𝒖𝒕𝒂𝒏𝒕 𝒒𝒖𝒆 𝒍’𝒆́𝒍𝒆𝒄𝒕𝒓𝒊𝒄𝒊𝒕𝒆́.

Chez Nanoé, on pense qu’un bon service ne s’arrête pas au branchement.

C’est pour ça qu’on reste disponibles et proches de nos clients :
🔧 Dépannage pris en charge sans prise de tête
⏱️ Intervention rapide par des pros
🏠 Assistance directement chez vous
👋 Accueil dans l’agence la plus proche

Notre but est simple : que chaque client vive son énergie sans stress, avec un service durable et fiable.

Avec Nanoé, vous profitez de l’électricité. Nous, on s’occupe du reste.



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗴𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗔𝗴𝗿𝗶𝗪𝗮𝘁𝘁 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 – 𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟰 𝗔𝘃𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 !Ao agnatin’ny programa Energica, hankalaza ny fisokafan'...
30/03/2026

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗴𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗔𝗴𝗿𝗶𝗪𝗮𝘁𝘁 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 – 𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟰 𝗔𝘃𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 !

Ao agnatin’ny programa Energica, hankalaza ny fisokafan'ny AgriWatt atsika, toeragna natokagna ho an’ny fampandrosoagna ny asa famboliagna agny an-toeragna, ahitagna lamasinam-bary ndraiky lamasina mandisa onga, izay mandeha amin’ny herinaratra avy amin’ny masoandra avy amin'ny Nanoé !

Daty : Sabotsy 4 Avrily 2026
Ora : 10 ora maraina – 5 ora hariva
Toeragna : AgriWatt, Antanantanana

Programa :
🏢 Fitsidihagna ny toerana ndraiky fitaovana misy ao
⚽ Fifaninanagna baolina kitra
🎟️ Tombola
🗣️ Adihevitra ampahibemaso
🌾 Fampisehoagna iro lamasinam-bary
Ary mbola misy raha maro samihafa mahafinaritry…

👉 Avia maro atsika hizaha an’i AgriWatt, toeragna araiky ifagnatognan’ny angovo ndraiky famboliagna hananganagna ny ho avy !



-------------

𝗚𝗿𝗮𝗻𝗱𝗲 𝗶𝗻𝗮𝘂𝗴𝘂𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱’𝗔𝗴𝗿𝗶𝗪𝗮𝘁𝘁 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 – 𝗦𝗮𝗺𝗲𝗱𝗶 𝟰 𝗮𝘃𝗿𝗶𝗹 𝟮𝟬𝟮𝟲 !

Dans le cadre du programme Energica, nous célébrons l’ouverture d’AgriWatt, notre site dédié au développement agricole local, avec notamment une décortiqueuse à riz et un moulin à farine, électrifiés par l'énergie solaire Nanoé !

Date : Samedi 4 avril 2026
Heure : 10h – 17h
Lieu : AgriWatt, Antanantanana

Au programme :
🏢 Visite des installations
⚽ Tournoi de football
🎟️ Tombola
🗣️ Débat public
🌾 Démonstration de la décortiqueuse à riz
Et bien d’autres surprises…

👉 Venez nombreux découvrir AgriWatt, un lieu où énergie et agriculture se rencontrent pour bâtir l’avenir !



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🔎 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒅𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 – 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐𝒏’𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒓𝒂-𝒃𝒂𝒓𝒐𝒕𝒓𝒂, 𝑨𝒓𝒂-𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝑨𝒓𝒂-𝒃𝒐𝒍𝒂 (𝑹𝑪𝑨𝑭)📍 SambavaMitady olona efa ma...
24/03/2026

🔎 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒅𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 – 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐𝒏’𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒓𝒂-𝒃𝒂𝒓𝒐𝒕𝒓𝒂, 𝑨𝒓𝒂-𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝑨𝒓𝒂-𝒃𝒐𝒍𝒂 (𝑹𝑪𝑨𝑭)
📍 Sambava

Mitady olona efa manana traikefa izahay, mahavita mitantana ny masoivoho, mitarika ny fahombiazan’ny lafiny ara-toekarena ary miantoka ny fampandrosoana ara-barotra eto amin’ny distrikan’Sambava.

Ny asa dia ahitana ny fitantanana ara-pitantanana sy ara-bola, ny fandraisana sy fanaraha-maso ireo mpiasa teknika sy ara-barotra, ary koa ny fanaraha-maso ny fandaniana ataon’ny masoivoho.

📩 Raha hirotsaka hofidiana :
Alefaso ny CV sy taratasy fangatahanao amin’ny : [email protected]
📅 Daty farany : 31 Marsa 2026

Misaotra amin’ny fizarana ity fahafahana ity amin’ny manodidina anao.



-------------

🔎 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ 𝒓𝒆𝒄𝒓𝒖𝒕𝒆 – 𝑹𝒆𝒔𝒑𝒐𝒏𝒔𝒂𝒃𝒍𝒆 𝑪𝒐𝒎𝒎𝒆𝒓𝒄𝒊𝒂𝒍 𝑨𝒅𝒎𝒊𝒏𝒊𝒔𝒕𝒓𝒂𝒕𝒊𝒇 𝒆𝒕 𝑭𝒊𝒏𝒂𝒏𝒄𝒊𝒆𝒓 (𝑹𝑪𝑨𝑭)
📍 Sambava

Nous recherchons un profil expérimenté capable de diriger l’agence, piloter la performance économique et assurer le développement commercial sur le district de Sambava.
Le poste inclut la gestion administrative et financière, le recrutement et la supervision d’agents technico-commerciaux, ainsi que le suivi des dépenses de l’agence.

📩 Pour candidater :
Envoyez votre CV et lettre de motivation à [email protected]
📅 Date limite : 31 mars 2026

Merci de partager cette opportunité autour de vous.



𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🌍 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓, 𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒕𝒂𝒓𝒆𝒉𝒚 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒉𝒂𝒓𝒐𝒂…Fa ao ambadik’io hatsarana io, dia misy fanamby lehibe : ny fahaz...
05/03/2026

🌍 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓, 𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒕𝒂𝒓𝒆𝒉𝒚 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒉𝒂𝒓𝒐𝒂…
Fa ao ambadik’io hatsarana io, dia misy fanamby lehibe : ny fahazoan-jiro any ambanivohitra.

Ao amin’ny Nanoé, avadikay ho tombontsoa ireo fanamby ireo.
Isaky ny tanàna iray ampidiranay herinaratra amin’ny alalan’ny tambajotran-jiro madinika avy amin'ny herin'ny masoandro (nano-réseaux solaires) dia midika fandrosoana, asa sy hoavy mamiratra ho an’ny mponina izany.

-> Antontan’isa manan-danja vitsivitsy :
- Tokantrano 13 000 efa nahazo herinaratra
- Olona 60 000 efa mifandray amin'ny tambazotra

🎯 Ny iraka ataonay : hampahazo ny rehetra herinaratra avy amin’ny masoandro ,ho mora azo, maharitra ary mahasoa.
Satria Madagasikara mazava dia Madagasikara matanjaka sy mahazaka sedra.



-------------

🌍 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓, 𝒖𝒏 𝒕𝒆𝒓𝒓𝒊𝒕𝒐𝒊𝒓𝒆 𝒎𝒂𝒈𝒏𝒊𝒇𝒊𝒒𝒖𝒆…
Mais derrière cette beauté se cache un défi : l’accès à l’électricité dans les zones rurales.

Chez Nanoé, nous transformons ces défis en opportunités : chaque village électrifié par nos nano‑réseaux solaires représente du développement et de l’avenir pour les communautés locales.

-> Quelques chiffres clés :
- 13 000 foyers équipés
- 60 000 personnes connectées

🎯 Notre mission : rendre l’énergie solaire accessible, durable et bénéfique pour tous. Parce qu’un Madagascar éclairé est un Madagascar plus résilient.

𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

🍰 𝑽𝒐𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒐 𝑨𝒏𝒕𝒔𝒆𝒗𝒂 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒊 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ !Nisy atrikasa fampianarana fanaovana m**o nokarakarain’i Nanoé tao Antseva,...
17/02/2026

🍰 𝑽𝒐𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒐 𝑨𝒏𝒕𝒔𝒆𝒗𝒂 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒊 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ !

Nisy atrikasa fampianarana fanaovana m**o nokarakarain’i Nanoé tao Antseva, nampiray vehivavy 20 tao anaty fotoana fifampizaràna, fianarana ary firaisan-kina.

Tamin’io fotoana io, Nanoé nitondra ny lafaoro elektrika voalohany tao an-tanàna, izay ampiasain’ny fikambanan’ny vehivavy ankehitriny mba hampivelatra ny asan’izy ireo sy hanandratra ny fahaiza-manao eo an-toerana.

Ao amin’i Nanoé, mino izahay fa ny fahazoana herinaratra dia mifandray amin’ny fampandrosoana ny asa mampidiram-bola sy ny fanamafisana ny fahaiza-manao eo an-toerana.

👏 Misaotra an’i Andriamatoa ben'tanàna ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambodimanga Ramena, lehiben’ny fokontany, ny mpampiofana ary ireo rehetra nandray anjara tamin’ity hetsika tsara tarehy ity.



-------------

🍰 𝑼𝒏𝒆 𝒑𝒓𝒆𝒎𝒊𝒆̀𝒓𝒆 𝒂̀ 𝑨𝒏𝒕𝒔𝒆𝒗𝒂 𝒆𝒕 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝑵𝒂𝒏𝒐𝒆́ !

Un atelier de pâtisserie a été organisé par Nanoé à Antseva, réunissant 20 participantes autour d’un moment de partage, d’apprentissage et de convivialité.

À cette occasion, Nanoé a apporté le tout premier four électrique du village, désormais utilisé par une association de femmes, afin de développer leurs activités et valoriser le savoir-faire local.

Chez Nanoé, nous sommes convaincus que l’accès à l’énergie va de pair avec le développement des activités génératrices de revenus et le renforcement des compétences locales.

👏 Merci à Monsieur le Maire de la Commune Rurale d'Ambodimanga Ramena, aux chefs fokontany, à la formatrice et à toutes les personnes impliquées dans cette belle initiative.

𝐻𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎, 𝑁𝑎𝑛𝑜𝑒́ 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑔𝑛𝑎

Address

Ambanja

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Telephone

+261320565612

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nanoé - Electrification décentralisée posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nanoé - Electrification décentralisée:

Share

Category