Mbalik by David antoine tana centre2

Mbalik by David antoine tana centre2 Mbalik mamiratra ny hoaviko

15/05/2026

TOLOTRA MIAVAKA MIARAKA @ Mbalik sy Vitogaz

🌞 Kit Solaire MBalik - Fiainana Madio sy Tsara ho an'ny Tontolo iainana 🌞

MBalik, fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro vokarin’ i Yas Madagascar☀️

15/05/2026

Tongava maka ny anjaranao ary e

🌞 Kit Solaire MBalik - Fiainana Madio sy Tsara ho an'ny Tontolo iainana 🌞

MBalik, fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro vokarin’ i Yas Madagascar☀️

15/05/2026

Efa vonona tanteraka handray anao ny ekipan'ny MBalik miaraka amin'ireo fitaovana maro mandeha @ herin'ny masoandro 🌞 mandritran'ny :

🇲🇬 Tsenabe Fivoarana
📍 Kianja Monisipaly Mahitsy Ambohidratrimo
📆 1️⃣3️⃣ hatr@ 1️⃣7️⃣ mey 2026

Tongava maro fa efa miandry anao ao ireo :
🌟 Vokatra VAOVAO be
🔥 Tolotra manokana miaraka amin'ny Vitogaz
🎁 Fanomezana maro isan-karazany



Mamiratra ny hoaviko 💛💚

Andro farany hoan'ireo izay Mbola tsy nahazo Ilay vokatra Mbalik tety @ FIM CCI IVATO androany Mitohy hatrany ny fiaraha...
10/05/2026

Andro farany hoan'ireo izay Mbola tsy nahazo Ilay vokatra Mbalik tety @ FIM CCI IVATO androany

Mitohy hatrany ny fiarahamiasa @ VITOGAZ sy Mbalik
misy tolotra miavaka bé hoanareo fa tongava mitsidika ny stand misy ny Mbalik sy Vitogaz

❤️Mbalik mamiratra ny hoaviko❤️

Faly miarahaba ny mpiasa rehetra amin'izay fetin'ny asa izao 👷👷👷
01/05/2026

Faly miarahaba ny mpiasa rehetra amin'izay fetin'ny asa izao 👷👷👷

oie oie❤️❤️ efa tonga ny arrivage BOOM misy  bluetooth indray izy amzao ❤️                   💚💛MBALIK BOOM💚💛Ilay jiro te...
24/01/2026

oie oie❤️❤️
efa tonga ny arrivage BOOM misy bluetooth indray izy amzao ❤️
💚💛MBALIK BOOM💚💛
Ilay jiro tena tianareo bé iny ity sady afaka andefasana
👉carte
👉radio
👉bluetooth
Manomboka @ 600ar isan'andrro fotsiny dia mazava ny ao antokatranonao
Raha Mila fanazavana fanampiny de afaka miditra mp na miantso n'y laharana 0349348351

🗣️🗣️🗣️ oie oie oie❤️❤️❤️Tonga Ilay nandrasanay e!             frigidaire congélateur solaire mety hoan'ny rehetra 👉Tsena...
18/11/2025

🗣️🗣️🗣️ oie oie oie❤️❤️❤️

Tonga Ilay nandrasanay e!
frigidaire congélateur solaire
mety hoan'ny rehetra
👉Tsena
👉Tokatrano
👉Bar
👉karaoke
👉 poissonnerie,sns...

❤️aza misalasala mandefa hafatra miafina

❤️❤️Oieoie!❤️❤️Efa Tonga indray izao Ilay lampe pro hoanareo izay mbola tsy nahazo a!👉15.000 ariary n 1 er versement 👉50...
20/08/2025

❤️❤️Oieoie!❤️❤️
Efa Tonga indray izao Ilay lampe pro hoanareo izay mbola tsy nahazo a!

👉15.000 ariary n 1 er versement
👉500 ariary isan'andro amzay mandritra ny 14 volana
Jiro 1
Panneau solaire 1
Chargeur téléphone 1
Misy garantie 2 taona n vokatra mbalik
Aza misalasala miditra mp na miantso ny laharana 0348906042

Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo mpiadina izay miatrika ny fanadinana BACC rehetra androany.🌟  ny hoaviko
21/07/2025

Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo mpiadina izay miatrika ny fanadinana BACC rehetra androany.🌟

ny hoaviko

Efa hoavy izao ny vokatra solar fan hoanareo izay mila izany a! Afaka mandefa commande aminy 0348906042Na miditra mp Ant...
17/07/2025

Efa hoavy izao ny vokatra solar fan hoanareo izay mila izany a!
Afaka mandefa commande aminy 0348906042
Na miditra mp Antoine hugo

Address

Ivandry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mbalik by David antoine tana centre2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share