JC Flour Officiel

JC Flour Officiel JC Flour, PME malgache, se spécialise dans la farine de patate douce à chaire blanche et orange

Mirary P***a Feno Fifaliana sy Fitahiana, Feno Fitiavana sy Fanantenana ary Fahasalamana sy Fahasambarana hoantsika Rehe...
08/04/2023

Mirary P***a Feno Fifaliana sy Fitahiana, Feno Fitiavana sy Fanantenana ary Fahasalamana sy Fahasambarana hoantsika Rehetra!







📣📣Araraoty ny fihenam-bidy izay atolotry ny JC Flour Officiel  amin'ity asaramanitra ity🎄🎄indrindra hoantsika izay tia m...
15/12/2022

📣📣Araraoty ny fihenam-bidy izay atolotry ny JC Flour Officiel amin'ity asaramanitra ity🎄🎄indrindra hoantsika izay tia miakarakara m**o mamy.

11/12/2022
[Journée Nationale de Nutrition 2022 - 17eme édition]"Célébration nationale de l'année de la Nutrition pour l'Union Afri...
17/11/2022

[Journée Nationale de Nutrition 2022 - 17eme édition]
"Célébration nationale de l'année de la Nutrition pour l'Union Africaine"

Anisana mandray anjara amin'ny varotra fampiratina amin'ny fankalazana ny androm-pirenena ho an'ny fanjariantsakafo andiany faha17 ny vokatra vokarin'ny JC Flour Officiel izay tanterahina any Antsiranana (Diego Suarez) devant Ritz ny 19 Novembre 2022 hoavy izao.
Manentana antsika ary hitsidika sy hanjifa ny vokatra !

"Atsika jiaby miara-mientana, ho fanatsarana ny fanjariantsakafo"






Mankasitraka 🙏Hatrany ho anareo izay efa nanjifa ary nanaiky ny  hifampizara ny recette eto Page . Manentana ho an'izay ...
26/10/2022

Mankasitraka 🙏Hatrany ho anareo izay efa nanjifa ary nanaiky ny hifampizara ny recette eto Page . Manentana ho an'izay mbola tsy nanjifa ihany koa mba andray anjara amin'ny Farine de Patate douce🍠 izay vokarinay ato amin'ny JC Flour Officiel

Ireto avy ireo toerana ahafahanao manjifa ny vokatra vokarinay ato amin'ny JC Flour Officiel : , Maroroho TsimbazazaTsen...
22/09/2022

Ireto avy ireo toerana ahafahanao manjifa ny vokatra vokarinay ato amin'ny JC Flour Officiel :
, Maroroho Tsimbazaza
Tsena Solikala - by Mahatsara Andohanimandroseza
Kamikrea-Boutique Entre Nous Ankorondrano
Harenantsika Galerie Commerciale Ampasanimalo, Box:19
La Maison Du Vita Malagasy Bâtiment Croix Rouge Tsaralalana

Manao Livraison ihany koa izahay, mandefa any amin'ny Faritra ary mandray commande amin'izay Quantités ilainareo (Pâtisserie, Boulangerie, ...) koa aza Misalasala Miantso na mandefa Message ato amin'ny Page.







𝑩𝒆𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑷𝒂𝒈𝒆 𝒉𝒐𝒆 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 "𝒑𝒂̂𝒕𝒆 𝒂̀ 𝑷𝒊𝒛𝒛𝒂" 𝒗𝒆 𝒏𝒚 "𝒇𝒂𝒓𝒊𝒏𝒆 𝒅𝒆 𝑷𝒂𝒕𝒂𝒕𝒆 𝑫𝒐𝒖𝒄𝒆"?𝑬𝒏𝒚, 𝒂...
22/09/2022

𝑩𝒆𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑷𝒂𝒈𝒆 𝒉𝒐𝒆 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 "𝒑𝒂̂𝒕𝒆 𝒂̀ 𝑷𝒊𝒛𝒛𝒂" 𝒗𝒆 𝒏𝒚 "𝒇𝒂𝒓𝒊𝒏𝒆 𝒅𝒆 𝑷𝒂𝒕𝒂𝒕𝒆 𝑫𝒐𝒖𝒄𝒆"?
𝑬𝒏𝒚, 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 "𝑷𝒂̂𝒕𝒆 𝒂̀ 𝑷𝒊𝒛𝒛𝒂" 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒌𝒐 𝒏𝒚 "𝒇𝒂𝒓𝒊𝒏𝒆 𝒅𝒆 𝑷𝒂𝒕𝒂𝒕𝒆 𝑫𝒐𝒖𝒄𝒆" 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 JC Flour . 𝑰𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 "𝑹𝒆𝒄𝒆𝒕𝒕𝒆 𝒅𝒆 𝑷𝒊𝒛𝒛𝒂🍕" 𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒂𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 "𝒇𝒂𝒓𝒊𝒏𝒆 𝒅𝒆 𝑷𝒂𝒕𝒂𝒕𝒆 𝒅𝒐𝒖𝒄𝒆"𝒐𝒎𝒆𝒏𝒂𝒚 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐; 𝒆𝒇𝒂 𝒉𝒊𝒕𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒂𝒗𝒐𝒌𝒐𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒁𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚! 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒇𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒌𝒐 𝒐̂!🍽🍽👨‍👩‍👧‍👦







Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340347547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JC Flour Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JC Flour Officiel:

Share