Rihitrala

Rihitrala Orinasa malagasy misehatra amin'ny asa fikarohana sy famokarana
serasera ara-barotra

👏𝗙𝗢𝗜𝗥𝗘 𝗙𝗜𝗘𝗥 𝗠𝗔𝗗𝗔 2026👏Rihitrala koa dia anisany mandray anjara amin'ny Foire Fier Mada 2026 Andohatapenaka.Miandry anao ...
05/08/2026

👏𝗙𝗢𝗜𝗥𝗘 𝗙𝗜𝗘𝗥 𝗠𝗔𝗗𝗔 2026👏

Rihitrala koa dia anisany mandray anjara amin'ny Foire Fier Mada 2026 Andohatapenaka.

Miandry anao ny ekipa ety amin'ny Foire izay ahitanao sy hamantaranao ireo vokatra ato amin'ny ( 05 août - 09 août).

Manasa anao! Tongava mitsidika ny stande Rihitrala !
Taomy ny namana, fianakaviana 🤩.

Miandry anao izahay,mandray ampifaliana anareo!

Misy kosa ny livraison ho an'izay manao commande en ligne.




🇲🇬 𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗲𝗲! 🇲🇬Miarahaba antsika Malagasy rehetra amizao fetim-pirenena izao !!!Ho lasa lavitra anie n...
26/06/2026

🇲🇬 𝗧𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗲𝗲! 🇲🇬

Miarahaba antsika Malagasy rehetra amizao fetim-pirenena izao !!!

Ho lasa lavitra anie ny vokatra natoraly !
Ho tahiana anie isika mianakavy !
Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy rehetra !
Misaotra antsika manohana ny vokatra hatrany hatramizay ka hatramizao !

Mandray commande foana izahay isan'andro,manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra misy anareo ihany koa!

Mirary soa ho antsika rehetra 🥳

📍 Point de vente Rihitrala : Ankazomanga près supermaki

𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮 𝗟𝗮𝘁𝘁𝗲́ - 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼! 🌿☕Inona moa no atao hoe Moringa latté ?Sakafo ny thé moringa au lait ny hoe Morin...
24/06/2026

𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮 𝗟𝗮𝘁𝘁𝗲́ - 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼! 🌿☕

Inona moa no atao hoe Moringa latté ?

Sakafo ny thé moringa au lait ny hoe Moringa latté, izany hoe Ananambo sy ronono.

Fantatrao ve fa manatsara ny fahasalamana amin'ny ankapobeany ny fisotroana Moringa latté !?

Ny moringa no safidy tsara indrindra, amizao ririnina izao dia mampafana sy manome ny hery fiarovana. Noho izy fanampin-tsakafo tsara, dia mahasalamana sy mampitombo otrikaina feno ho an'ny vatana.

Tsy izay ihany fa mampatanjaka,maha nofosana,manatsara ny torimaso ary manome heri-batana ny fisotroana azy.

Ho anao rera-dava, stressé lava dia tsara hatrany misotro azy mba hanana angovo aingana !

Ankoatra izay, ny moringa latté koa anie manampy amin'ny fikoloam-batana e!, satria ireo singa voajanahary hita ao aminy dia miaro ny vatana sy ny hoditra mba tsy ho mora tratry ny fahanterana.

Hita ao anaty ny moringa latté avokoa ny magnésium, calcium,fer, vitamine B & E, protéines végétales 🤩.

☕Tsotra sy mora vonona ny fisotroana azy:
Atao amin'ny rano mamay eran'ny kaopy ny fatra 3 sotrokely famarana, afaka manampy siramamy izay itiavanao azy.

📍Ankazomanga akaiky supermaki no ahitana ny point de vente,manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.

VIDINY : 16000AR BOÎTES 200G
CONTACT : 034 29 069 55 NA 034 51 333 55

Ankafizo isan'andro, moringa latté ho an'ny fahasalamana 💪🏼😉


Isan’ireo vokatra   tena be mpitady ity antsoina hoe   ity indrindra rehefa fotoana mampiova ny toetr’andro toizao.Ny te...
17/06/2026

Isan’ireo vokatra tena be mpitady ity antsoina hoe ity indrindra rehefa fotoana mampiova ny toetr’andro toizao.Ny tena mahazatra ny maro dia ny mampiasa azy raha sendra tsy salama,

Tsy voatery ho marary anefa vao afaka misotro azy fa ny tena tsara dia misoroka aretina.

Inona avy ireo fangaro aminy sy ireo vokatsoa ara_pahasalamana entiny?

Fanaovana dite vita avy amin’ny karazana épices (GINGEMBRE SY ANIS ÉTOILÉ) miampy TANTELY sy VOASARY MAKIRANA izay manome hery sy hafanana ny vatana,

Mampitombo ny fiarovana ka miaro amin’ireo aretina vokatry ny hatsiaka,

Manala ny anaty kibo sady manatsara ny fandevonan-kanina indrindra raha misy sakafo tsy zaka.
Manafaka ny sy ny ary mampiafana aingana ny tazo.

Mampisokatra ny lalan-drivotra (voies respiratoires) sady manadio ny avokavoka, indrindra hoan’ireo olona mifoka sigara..
Manala ny arerahana sady manatsara ny torimaso raha sotroina amin’ny hariva.

☕ Ahoana ny fomba fampiasana azy hisorohana ny aretina?

Atao amin’ny rano mamay eran’ny kaopy lehibe ny fatra anaty capsule iray dia misotro avy hatrany! Tsy asiana siramamy na zavatra hafa intsony.

📌 Misotroa 1 kaopy isanandro ka ny fotoana tsara indrindra dia isaky ny hariva alohan’ny hatory. Hilamina tsara ny torimasonao sady hiahazo hafanana tsara ny vatana!

👉🏼Raha sendra tsy salama kosa dia atao 2 na 3 kaopy isanandro mandra-piala ny soritr’aretina!👈🏼

VIDINY:
BOATY 7 CAPSULES 10 000Ar
BOATY LEHIBE 20 CAPSULES 27 000Ar

NY TSIAMBARATELON'I NENIBE MAHATSARA NY FITADIDIANA!Ny ,    dia isan’ireo fanampin-tsakafo tena ilaina eo amin’ny fitomb...
02/05/2026

NY TSIAMBARATELON'I NENIBE MAHATSARA NY FITADIDIANA!

Ny , dia isan’ireo fanampin-tsakafo tena ilaina eo amin’ny fitomboana ara-tsaina. Antsoina hoe sakafo ho an’ny atidoha mihitsy izy io satria ahitàna ireo singa voajanahary ( ) izay miaro sy manatsara ny fiasan’ny atidoha. Ny fihinànana azy isanandro dia mampisy fifantohana (concentration) sy fitadidiana (mémoire) eo amin’ny fianarana sy ny asa.

Ny tena mampiavaka azy amin’ny SESAME BLANC izay fahita matetika, dia ambony ny tahan’ireo otrikaina (CALCIUM sy FER ary MAGNESIUM) ao aminy ka mandaitra kokoa.

Ny fomba tsara indrindra ihinànana azy dia afangaro amin’ny ronono ka izany no atsoina hoe LATTE AU SESAME NOIR.

Ity vokatra ity dia efa misy ny fangaro rehetra ka azo ampiasàna avy hatrany.

Tsotra ny fampiasana azy: maka 3 na 4 sotro kely dia atao amin’ny rano mamay eran’ny kaopy. Asiana siramamy araka izay itiavana azy.

Ny tsirony sy ny hanitra mamerovero entiny dia tena tsara ka mampazoto homana sady mamelombelon’aina ery!:

Afaka sotroina amin’ny fotoana rehetra ary mety amin’ny sokajin-’taona rehetra.

VIDINY: BOATY 200GR: 18 000Ar
mahavita 15 hatramin’ny 20 kaopy.

Filan-kevitra; O34 51 333 55 na 033 28 424 99



Manatsara ny fahasalamana amin'ny ankapobeany ny fisotroana ity vokatra natoraly  tamotamo  miaro tantely ity! 🌿Ny Tisan...
14/04/2026

Manatsara ny fahasalamana amin'ny ankapobeany ny fisotroana ity vokatra natoraly tamotamo miaro tantely ity! 🌿

Ny Tisane Bio Détox Curcuma dia natao hanampy amin’ny fikolokoloana ny vatana sy hanohanana ny fahasalaman’ny taova anaty, indrindra amin’ny fanadiovana voajanahary ny organisme 💚

🍵 Fomba fisotroana azy :
Ataovy anaty rano mafana eran’ny kaopy (tasse du thé) ny 1 capsule, afangaroy tsara dia sotroy.

⏰ Tsara sotroina :
Maraina sy hariva alohan’ny sakafo (à jeun) no tena tsara kokoa.

💬 Ianao koa ve efa nahatsapa ho maivamaivana sy milamina kokoa rehefa nisotro azy ? Zarao aminay ao amin'ny commentaires ny tombon-tsoa azonao!! ✨

27/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Faliarisoa Norotiana Andriambeloniaina, Loloniaina Annah, Klarys Vatosoa, Herinantenaina Valisoa, Nambinintsoa Randrian, Linda Nie Bluee, NY Aina Jenny, Julie Herisoa, Fafara Holi Ranivo, Colombe Lalao, Dimbintsiva Salohy, Nirina Adèle Rakotoarimanana, Mariah Evelina Voahanginirina, Pétronille Andria, Bakoly Arisoa, Maminirina Randriamanantsoa, Herilala Ramaroson, Anar Daya, Sandratra Antonio, Fenosoa Daniel Randrianarisoa

Address

Avaradoha Ambohitrakely
Antananarivo
101

Telephone

+261332842499

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rihitrala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rihitrala:

Shortcuts

Share