Gasy Mizara /G.M

Gasy Mizara /G.M Pejy natao hizarana izay mahasoa sy ilaina.

๐Ÿš›๐Ÿšš ๐—™๐—”๐—ก๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—”๐—ข๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—˜๐—ฅ๐—”๐Ÿ™โš ๏ธ Mampidi-doza ho anโ€™ny mpampiasa lalana ny kaontener...
23/04/2026

๐Ÿš›๐Ÿšš ๐—™๐—”๐—ก๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—”๐—ข๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—˜๐—ฅ๐—”๐Ÿ™

โš ๏ธ Mampidi-doza ho anโ€™ny mpampiasa lalana ny kaontenera tsy voafehy tsara.

๐Ÿ“œ Araka ny ๐——๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฐ๐Ÿด๐Ÿฎ๐Ÿฏ/๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฏ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฏ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ :

โœ… Tsy maintsy ampiasaina ny "Twist lock" aminโ€™ny famehezana kaontenera
โœ… Tsy maintsy fehezina mafy tsara hisorohana ny fihetsehana mandritra ny "Dia"
โœ… Tokony hojerena alohanโ€™ny hiaingana ny fitaovana rehetra

โš–๏ธ ๐— ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ

๐Ÿšฆ ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ก๐—ฌ:
๐Ÿ‘‰ Aza miainga raha tsy voahidy tsara ny zorony 4
๐Ÿ‘‰ Aza mampiasa tady na rojo ho solonโ€™ny "twist lock"
๐Ÿ‘‰ Jereo hatrany ny famehezana alohanโ€™ny hiaingana

โš ๏ธ ๐—›๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :
โžก๏ธ Aza manakaiky kamiao mitondra kaontenera
โžก๏ธ Mitandrema rehefa misongona
โžก๏ธ Aza mijanona eo akaikiny aminโ€™ny fifamoivoizana

๐Ÿš› Kaontenera voafehy tsara = "Dia" azo antoka

๐Ÿšฆ Arovy ny aina, hajao ny lalร na
๐Ÿค ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™ ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™จ๐™ค๐™ง๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™–

BRAVO POLICE NATIONALE ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช๐ŸšจANDOHATAPENAKA : JIOLAHY RAINDAHINY MIISA TELO SAIKA HANAFIKA MPANATITRA ยซ VERSEMENT ยป MATY V...
23/04/2026

BRAVO POLICE NATIONALE ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช

๐ŸšจANDOHATAPENAKA : JIOLAHY RAINDAHINY MIISA TELO SAIKA HANAFIKA MPANATITRA ยซ VERSEMENT ยป MATY VOATIFITRY NY POLISIMPIRENENA

๐Ÿš” Ady aminโ€™ny asan-jiolahy mahery vaika.

๐Ÿ“Œ Taorianโ€™ny fahazoanโ€™ny Polisinโ€™ny SAG (Service Anti-Gang) vaovao marim-pototra momba ny fikasร na andian-jiolahy hanao fanafihana mitam-piadiana eny Andohatapenaka, aminโ€™ny mpandraharaha iray izay handeha hametraka vola eny aminโ€™ny banky ny marainanโ€™ny 23 Aprily 2026 dia nirotsaka an-tsehatra nanao velam-pandrika sy hanakana izany ary hisambotra ireo mpanao ratsy ny Polisy.

๐ŸŽฏ Taminโ€™ny 06 ora maraina dia hita tokoa ireo andian-jiolahy nitondra moto sy fiara Peugeot 309 miloko fotsy. Narahina izy ireo mandra-pahatongany teo aminโ€™ny Lavage CDA Andohatapenaka, toerana heverina fa nanaovany fikononkononana farany mialohanโ€™ny hanaovana ny fanafihana.

โš ๏ธ Rehefa nanantona hisambotra azy ireo ny Polisy dia namoaka basy ireo jiolahy, saingy noho ny fahaiza-manao manokana dia ny fiarovan-tenanโ€™ny Polisy no tonga mialoha. Jiolahy telo no maty voatifitra tao anatinโ€™ny fifandonana. Raha vao nahita ny Polisy nanantona taminโ€™io fotoana io kosa ilay nitondra fiara sy moto dia vaky nandositra ary mbola karohina aminโ€™izao.

๐Ÿ‘‰ Nandritra ny fisavana dia nahitร na bala dimy ny basy poleta efa voafahana teny aminโ€™ireo jiolahy, nisy sabatra iray, antsy maranitra iray ary โ€œBig Bossโ€ roa. Fantatra ihany koa fa efa nigadra teny Tsiafahy ny roalahy taminโ€™ireo jiolahy lavo ireo.

๐Ÿ” Manentana ny mpiray Tanindrazana hatrany ny Polisimpirenena tsy hisalasala hitoroka ireo olon-dratsy hahafahana mametraka fandriam-pahalemana maharitra.

Aleo mitandrina ry reto an...โ—๏ธMaty tsy tra-drano, teto amin'ny araben'i Massay 30 min teo ho eo izay โ—๏ธ๐Ÿ“ŒTombanana ho vo...
26/03/2026

Aleo mitandrina ry reto an...
โ—๏ธMaty tsy tra-drano, teto amin'ny araben'i Massay 30 min teo ho eo izay โ—๏ธ

๐Ÿ“ŒTombanana ho voadonan'ny moto ity raim-pianakaviana ity satria misy potika moto manodidina ny razana.

โš ๏ธFa ireny mpanampy, mpaka mpianatra ireny kosa aloha misy tena mampijaly Zaza๐ŸฅฒSao MBA misy mahalala n'y ray amndreniny ...
26/03/2026

โš ๏ธFa ireny mpanampy, mpaka mpianatra ireny kosa aloha misy tena mampijaly Zaza๐Ÿฅฒ

Sao MBA misy mahalala n'y ray amndreniny ty Zaza ty fa tena mijaly Ilay zaza . raisiny Ilay mpanampy am vozinakanjo ambanany totohondry . t'ena ef mitomany mafy Ilay Zaza fa izy milalao tรฉlรฉphone no sady atsosiny am kitapo tsy ipetraka fa asainy mitsangana . nitambaranay ray bus Teo fa be famaliana . Teo ambotomainty zareo no niala.
MBA Jereo iany re olona n'y olona ametratsika Zaza fa tena mahaontsa aaaa!

MBA HAJAO ILAY ASA EH๐Ÿ˜Š
AFAKA TSY MANAO RAHA TSY METY FA TSY NY ZANAK'OLONA NO AMPIJALIANA.

Efa androso tsy ho ela hono e...Dia miandry fa mahalala fombaโ˜บ๏ธ
25/03/2026

Efa androso tsy ho ela hono e...
Dia miandry fa mahalala fombaโ˜บ๏ธ

โ—โ—Rehefa niakatra ny adrenaline fa avy nijery Run, dia nivadika run sauvage teny amin'ny route nationale ๐ŸฅฒFiara BMW avy ...
02/03/2026

โ—โ—Rehefa niakatra ny adrenaline fa avy nijery Run, dia nivadika run sauvage teny amin'ny route nationale ๐Ÿฅฒ

Fiara BMW avy nijery RUN teny Arivonimamo no nivadibadika omaly teny aminโ€™ny lalam-pirenena voalohany.

Fiara Golf Type 5 avy nandray anjara taminโ€™ny RUN no nifanenjehanโ€™ity Fiara BMW ity sy Starex iray. Vokany nivadika indroa ity BMW ity, nipitika avy any anaty fiara ireo lehilahy miisa 3 tao anatiny, soa fa tsy nisy namoy ny ainy fa naratra daholo izy 3 lahy. Ilay Starex dia io pempo aminโ€™ny sary io.

Sary Hents T.

โ—โš ๏ธAmpitapitaoโš ๏ธโ—Tratrin'ny loza-pifamoivoizana teo Talatakely Anosiarivo izy mivady ireto.Nalefa any aminโ€™ny HJRA izy i...
28/02/2026

โ—โš ๏ธAmpitapitaoโš ๏ธโ—

Tratrin'ny loza-pifamoivoizana teo Talatakely Anosiarivo izy mivady ireto.

Nalefa any aminโ€™ny HJRA izy ireo nentinโ€™ilay nandona azy, miaraka amin'ny olona naman'ilay nandefa ity publication ity.
Ity ny laharana ahazoana azy ho an'ireo izay mahalala azy mivady (034 62 192 95)

03441 69006 Jean Eric

Jean Eric

โ—โ—LOZAAA, GISA 3 sy AKOHO 7 NO NAMONONA OLONA๐Ÿ˜ญ๐ŸŸข๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ด๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ, ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น...
28/02/2026

โ—โ—LOZAAA, GISA 3 sy AKOHO 7 NO NAMONONA OLONA๐Ÿ˜ญ

๐ŸŸข๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ด๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ, ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ, ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ'๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐Ÿฏ ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜†.

Tany Ambalabe Soamanandray, kaominin'i Tsiafahy, distrikan'Antsimondrano, ny alin'ny alahady hifoha alatsinainy teo no niseho ny tantara.

Nisy fotoana nangalatra gisa 3 sy akoho 7 tao amin'io raim-pianakaviana io izy ireo. Rehefa tratra dia nanao raharaham-pihavanana nandoa vola.
Niverenan'izy ireo notafihana indray ilay rangahy akana ilay vola.
Hitan'ilay rangahy ny endrik'izy ireo ka notaperin'izy 3 lahy ny ainy.
Niaiky izany heloka rehetra izany izy 3 lahy.

tsy aritra
Atm

โš ๏ธOLONA MANASOA SY MANAO NY ASANY NO ATAO AN'IZAO๐Ÿค”โš ๏ธ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป' ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ธ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฑ...
24/02/2026

โš ๏ธOLONA MANASOA SY MANAO NY ASANY NO ATAO AN'IZAO๐Ÿค”โš ๏ธ

๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป' ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ธ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜†.

๐Ÿ”นMpampianatra lehilahy iray 29 taona, sady talen-tsekoly any amin'ny EPP Vohitrandriana, ZAP Ambinanindrano 1 , no notafihin'ny dahalo 3 lahy tao an-tokatranony omaly alatsinainy tamin'ny 7 ora sy sasany alina.

๐Ÿ”นNaratra nofirain'ireo olon-dratsy tamin'ny famaky ny tarehiny sy ny lohany ary ny tanany. Niezaka nanohitra Ramatoa vadiny ka vaky nandositra ireo dahalo.

๐Ÿ”นVola 117.000 Ariary, Subwoofer, finday miisa 3 ary "Panneau solaire" no lasan' ireo daholo tamin'izany. Niantso vonjy izy mivady ary tsy ela dia vory ny fokonolona saingy efa tafaporitsaka ireo tsy mataho-tody. Efa nentin'ny mponina sy ny tompon'andraikitra namonjy toeram-pitsaboana ny naratra.

ยฉ๏ธTom Jorvania
_____________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

๐ŸŸข๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ฅ๐—ข-๐—ฃ๐—”๐—ข๐—ฆ๐—ฌ ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—•๐—˜ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”: ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†, ๐˜€๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ...
19/02/2026

๐ŸŸข๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ฅ๐—ข-๐—ฃ๐—”๐—ข๐—ฆ๐—ฌ ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—•๐—˜ ๐—ง๐—ฆ๐—˜๐—ก๐—”: ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†, ๐˜€๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

Izy no Fenohasina na Kell fahafantaran'ny olona azy ety.
Tratra nangaroposy teto aminโ€™ny tsena Anosibe.
Misy tsy manaiky mihitsy moa ny olona fa mila maka menaka kely hono dia tsy maintsy lanin'ny moka ihany lery๐Ÿ˜‡.

โš ๏ธTsy mampalahelo lery

18/02/2026

Partie 6: Aprรจs le divorce, je monte au sommet avec ma fille.๐Ÿ”ฅ

Bravo kosa Ilay dรฉguisement eh๐Ÿฅณโ˜บ๏ธ
18/02/2026

Bravo kosa Ilay dรฉguisement eh๐Ÿฅณโ˜บ๏ธ

Address

Antananarivo
103

Telephone

+261328864246

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Mizara /G.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share