08/03/2023
Salama tompoko,ireto avy ireo tombontsoa azo avy amin'ny fampiasana Éolienne :
_ Angovo madio, maharitra ary tsy mila solika.
_ Batteries fampiasa amin'ny fiarakodia dia mety aminy.
_Tsy manahirana ny fampiasana azy.
_ Afaka mifameno amin'ny Solaire Photovoltaïque tsara. It