Tsarajoro Construction

Tsarajoro Construction Tsarajoro Construction dia misahana ny tetikasa fanorenana trano izay ankininao aminy.

TSARAJORO Construction, mandray an-tanana ny tetikasanao.📞 +261 34 78 090 95📧 tsarajoro.construction@gmail.com
11/02/2023

TSARAJORO Construction, mandray an-tanana ny tetikasanao.

📞 +261 34 78 090 95
📧 [email protected]

Miarahaba tompoko, Manam-pikasàna hanorina trano ve ianao? Maro isafidianana ny  endrika afaka omena ny trano iray, anis...
20/09/2022

Miarahaba tompoko,
Manam-pikasàna hanorina trano ve ianao? Maro isafidianana ny endrika afaka omena ny trano iray, anisan'izany ny "endrika MODERNE", toy ireto asehonay amin'ny sary ireto.
Izahay ato amin'ny TSARAJORO CONSTRUCTION ary dia vonona hatrany hanampy anao amin' ny tetikasanao araky ny safidinao sy araky ny fenitry ny fanorenana.
Afaka manampy anao manomboka amin'ny famoronana hatramin'ny asa fanorenana izahay :
- " Plans 2D "
- " Rendus 3D " (toy ny amin'ny sary)
- " Devis descriptif-quantitatif-estimatif "
- " Exécution gros oeuvre - finitions "
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra aminay TSARAJORO Construction na miantso ny laharana : +261 34 78 090 95, fa vonona ny hanatanteraka ny tetikasanao izahay mba ho tsarajoro sy haharitra ny trano honenanao.

Miarahaba tompoko, Manam-pikasàna hanorina trano ve ianao? Maro isafidianana ny  endrika afaka omena ny trano iray, anis...
02/09/2022

Miarahaba tompoko,
Manam-pikasàna hanorina trano ve ianao? Maro isafidianana ny endrika afaka omena ny trano iray, anisan'izany ny Trano Gasy, toy ireto asehonay amin'ny sary ireto.

Izahay ato amin'ny TSARAJORO CONSTRUCTION ary dia vonona hatrany hanampy anao amin' ny tetikasanao araky ny safidinao sy araky ny fenitry ny fanorenana.

Afaka manampy anao manomboka amin'ny famoronana hatramin'ny asa fanorenana izahay :
- " Plans 2D "
- " Rendus 3D " (toy ny amin'ny sary)
- " Devis descriptif-quantitatif-estimatif "
- " Exécution gros oeuvre - finitions "

Koa aza misalasala ary mandefa hafatra aminay TSARAJORO Construction na miantso ny laharana : +261 34 78 090 95, fa vonona ny hanatanteraka ny tetik'asanao izahay mba ho tsarajoro sy haharitra ny trano honenanao.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347809095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsarajoro Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsarajoro Construction:

Share