Entreprise GASY Builder BTP

Entreprise GASY Builder BTP Conception et Réalisation
Aménagement et Rénovation
Téléphone :0345118626 (whatsapp)

Asa manaraka ☺️🙏Une villa R+3 avec une architecture mixte, bientôt implantée à Fandriana ☺️🙏 Aza misalasala mifandray am...
17/08/2026

Asa manaraka ☺️🙏
Une villa R+3 avec une architecture mixte, bientôt implantée à Fandriana ☺️🙏
Aza misalasala mifandray aminay raha misy ny vina tianao tanterahina momba ny fanorenana tompoko 😊

Contact: 0345118626 WhatsApp

Asa manarakaBâtiment sur pilotis bientôt implanté à Ankadikely Ilafy. rehefa kely2 ny surface dia mitady ny vahaolana mi...
13/08/2026

Asa manaraka
Bâtiment sur pilotis bientôt implanté à Ankadikely Ilafy. rehefa kely2 ny surface dia mitady ny vahaolana mifandraika amin'izany mba ahafahana mampiasa surface maromaro ☺️
Aza misalasala mifandray aminay raha misy vina tianao tanterahina momba ny fanorenana tompoko.

Contact: 0345118626 WhatsApp

La conformité est une de nos exigences. Voici un de nos réalisations. une villa R+1 sise à Alasora. La qualité de vos pr...
30/07/2026

La conformité est une de nos exigences.
Voici un de nos réalisations. une villa R+1 sise à Alasora.

La qualité de vos projets ferons notre fierté. 🙏
N'hésitez plus à nous contacter pour réaliser vos projets. ☺️

Contact: 034 51 186 26 (WhatsApp)

🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminay Entreprise GASY Builder BTP . Villa Confort moderne A...
24/06/2026

🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminay Entreprise GASY Builder BTP .
Villa Confort moderne AINGA Premium.
surface bâtie 92m².
Hisy ny fihenambidy promotion ho an'ny conception rehetra hataonay mandritra ny 4 semaines manomboka ny faran'ny volana Jona.

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≤ 100m² = 150 000ariary/niveau

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≥ 100m² = 200 000ariary/niveau

Koa aza misalasala mifandray aminay hanao ny Etudes ny tranonao amin'ny sarany mirary. 😊🙏

Isaoranay hatrany ireo manjifa ny asa ataonay🙏🙏. Asa manaraka : Villa moderne R+3 bientôt implantée à Analamahitsy 😊🙏Aza...
29/05/2026

Isaoranay hatrany ireo manjifa ny asa ataonay🙏🙏.
Asa manaraka : Villa moderne R+3 bientôt implantée à Analamahitsy 😊🙏

Aza misalasala mifandray aminay raha misy ny vina momba ny fanorenana tompoko.

Contact: 0345118626 (WhatsApp)

Isaoranay hatrany ireo matoky anay amin'ny fanaovana ny etudes et réalisation ny ho tranony ao ariana kely 🙏. Asa manara...
23/05/2026

Isaoranay hatrany ireo matoky anay amin'ny fanaovana ny etudes et réalisation ny ho tranony ao ariana kely 🙏.

Asa manaraka villa R+1 moderne bientôt implantée à Manakara.☺️☺️

Aza misalasala mifandray aminay raha misy ny vina momba ny fanorenana tompoko.

Contact: 0345118625 (WhatsApp)

Isaorana indray ny client manaraka amin'ny fahatokisany anay amin'ny Etudes (Plans 2D et 3D + devis) ho an'ny tranony ,☺...
11/05/2026

Isaorana indray ny client manaraka amin'ny fahatokisany anay amin'ny Etudes (Plans 2D et 3D + devis) ho an'ny tranony ,☺️🙏.
Projet villa R+1 moderne prochainement implantée à Imerintsiatosika ☺️

Vonona hatrany ny hanome fahafampo ho anareo izahay eto amin'ny Entreprise Gasy Builder BTP

Contact: 034 51 186 26 (WhatsApp)

Asa manaraka ☺️🚧Petite villa basse moderne, bientôt implantée à Iavoloha.Isaoranay hatrany ireo mahatoky anay amin'ny fa...
21/04/2026

Asa manaraka ☺️
🚧Petite villa basse moderne, bientôt implantée à Iavoloha.
Isaoranay hatrany ireo mahatoky anay amin'ny fanaovana ny etudes sy réalisation ny tranony.
Aza misalasala manontany na mifandray aminay raha misy ny vina tianareo hatao momba ny fanorenana tompoko☺️🙏

Contact: 0345118626 (WhatsApp)

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Telephone

+261345118626

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entreprise GASY Builder BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Entreprise GASY Builder BTP:

Shortcuts

Share