Urbain Construction

Urbain Construction Nous prenons en charge tous type de travaux de construction: maçonnerie, menuiserie bois & métalli

24/04/2025
URBAIN CONSTRUCTION, sous-traitant de COLÀS, participe activement à l'amélioration de la Route Nationale 6, à travers : ...
24/04/2025

URBAIN CONSTRUCTION, sous-traitant de COLÀS, participe activement à l'amélioration de la Route Nationale 6, à travers :
- des travaux d'assainissement entre Ambilobe et Diego Suarez.
- la réhabilitation du pont entre Ambanja et Diego Suarez,en collaboration avec JOAN Entreprise.

🏗️ Urbain Construction – Fanorenana ho amin’ny ho avy maharitraAo amin’ny Urbain Construction, manolo-tena amin’ny fanav...
27/02/2025

🏗️ Urbain Construction – Fanorenana ho amin’ny ho avy maharitra

Ao amin’ny Urbain Construction, manolo-tena amin’ny fanavaozana sy fanorenana izahay, mitondra vahaolana mafy o***a, azo antoka ary mifanaraka amin’ny fenitra teknika ambony.

Manome lanja ny kalitao, fahatokisana ary fahaiza-manao izahay mba hanatsarana sy hanamafisana ny fotodrafitrasa eto Madagasikara. Misaotra anareo rehetra amin’ny fanohanana sy fiaraha-miasa!

03/10/2022
URBAIN CONSTRUCTION dia mirary soa ho antsika rehetra mba hahatontosa ny asa aman-draharaha mandritra ity herinandro vao...
03/10/2022

URBAIN CONSTRUCTION dia mirary soa ho antsika rehetra mba hahatontosa ny asa aman-draharaha mandritra ity herinandro vaovao ity.

Mankasitraka ny mpitondra ankehitriny fa mahavita IZY e.
27/08/2021

Mankasitraka ny mpitondra ankehitriny fa mahavita IZY e.

Manao ny asa vy rehetra koa izahay.
27/08/2021

Manao ny asa vy rehetra koa izahay.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 23:00

Telephone

+261331183646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Urbain Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Urbain Construction:

Share