Lys Tongasoa eto amin’i Lys ✨
Pejy iray ihaonan’ny hakanto, ary ny fanomezan-danja ny vokatra malagasy 🇲🇬.

Araho izahay hahitana ny vaovao farany, tolotra sy ary ny maro hafa 😊

Hiaino ny  fahalefahana miaraka amin'ny Lys 🤍Nisy efa nampiasa ilay Lys ROSE ve 🤩? Ahoana fahitanareo azy🩷
16/04/2026

Hiaino ny fahalefahana miaraka amin'ny Lys 🤍

Nisy efa nampiasa ilay Lys ROSE ve 🤩? Ahoana fahitanareo azy🩷

Mirary p***a sambatra o 🥰Ho tontolo andro feno fahalefahana ho an'ny tsirairay anie izy ity dia aza adino ny manao "chas...
05/04/2026

Mirary p***a sambatra o 🥰

Ho tontolo andro feno fahalefahana ho an'ny tsirairay anie izy ity dia aza adino ny manao "chasse au Lys" hampialana voly ny ankizy 🧻

Mirary soa 🥳

***a

Na ny kely 👶na ny lehibe🧑 dia mampiasa LYS avokoa 🧻🥰Noho izy natao ho an'ny fianakaviana rehetra 👨‍👩‍👦‍👦Hiaino ny kalita...
03/04/2026

Na ny kely 👶na ny lehibe🧑 dia mampiasa LYS avokoa 🧻🥰

Noho izy natao ho an'ny fianakaviana rehetra 👨‍👩‍👦‍👦
Hiaino ny kalitao miaraka amin'ny Lys : taratasy malefaka no sady tsy mora rovitra🤩

Iza no manintona anareo kokoa : ilay Lys ROSE🩷 sa Lys BLANC🤍 ?

Singa vaovao mandravaka ny kalitaon'ny LYS 🧻  ny fisian'ny hanitra  💃👉Telo karazany : Citron  🍋 Fraise 🍓 Orange 🍊🤩Efa az...
01/04/2026

Singa vaovao mandravaka ny kalitaon'ny LYS 🧻 ny fisian'ny hanitra 💃

👉Telo karazany : Citron 🍋 Fraise 🍓 Orange 🍊

🤩Efa azo jifaina eny rehetra eny 😁

Vokatra mitondra ny anarany 👉eny : Lys tokoa 🥰Kalitao manara-penitra sady tsy manantsahala 🫠Vita Malagasy 🇲🇬 amin'ny vid...
30/03/2026

Vokatra mitondra ny anarany 👉eny : Lys tokoa 🥰

Kalitao manara-penitra sady tsy manantsahala 🫠Vita Malagasy 🇲🇬 amin'ny vidiny tena mirary 🤑

🥳Azonao jifaina eny amin'ny mpivarotra rehetra mahazatra anao

Na ny kalitao 🤩na ny endrika ivelany😎 samy mahababo avokoa 🥰Anisany hitenenana fa ny vokatra LYS🧻 dia tena miavaka amin'...
27/03/2026

Na ny kalitao 🤩na ny endrika ivelany😎 samy mahababo avokoa 🥰

Anisany hitenenana fa ny vokatra LYS🧻 dia tena miavaka amin'ny maro amin'ny lafiny rehetra🥳

👉Misy efa nampiasa azy io ve? Ahoana no fahitanareo azy 😁

❌Tsy azo avela banga ny fasiana taratasy😮‍💨❌Tsy azo avela amin'izao fotsiny koa ny taratasy🙄✅Fasiana taratasy = misy tar...
25/03/2026

❌Tsy azo avela banga ny fasiana taratasy😮‍💨
❌Tsy azo avela amin'izao fotsiny koa ny taratasy🙄
✅Fasiana taratasy = misy taratasy 💡

🧻Na Lys Tsotra 🤍 na Lys Rose🩷
Apetrao amin'izay toerana tokony hisy azy🥰

😁Aiza avy ireo toerana ''insolite'' efa nahitanao Lys? 😆

🥳Satria ny fahafaham-po anareo mpanjifa no tanjonay ka indro  ny vokatra vaovao atolotray  ho anareo : LYS ROSE 🩷Ny kali...
24/03/2026

🥳Satria ny fahafaham-po anareo mpanjifa no tanjonay ka indro ny vokatra vaovao atolotray ho anareo : LYS ROSE 🩷

Ny kalitao tsy miova 🧻ny endriny no hitarina sy havaozina 🤩
Mba ahafahanareo manana safidy malalaka rehefa manjifa azy io🤗

👉Iza avy no maika hampiasa azy ito? 🫠Efa azonareo jifaina a😁

Eid Mubarak 🌙Hitondra soa sy fiadanana ho an'ny rehetra anie ity anio ity ✨🥰
20/03/2026

Eid Mubarak 🌙

Hitondra soa sy fiadanana ho an'ny rehetra anie ity anio ity ✨🥰

Miarahaba ny Malagasy🇲🇬 rehetra nahatratra ny taona vaovao🎉Ho ambinina amin'izay rehetra atao ary handroso hasina hatran...
19/03/2026

Miarahaba ny Malagasy🇲🇬 rehetra nahatratra ny taona vaovao🎉

Ho ambinina amin'izay rehetra atao ary handroso hasina hatrany✨

Mirary soa e🥳

Satria mendrika ny tsara indrindra ianao 🥰Ilay kalitao natokisanao hatrizay : "Lys" 🫠 sady malefaka 😶‍🌫️no tsy mora rovi...
11/03/2026

Satria mendrika ny tsara indrindra ianao 🥰

Ilay kalitao natokisanao hatrizay : "Lys" 🫠 sady malefaka 😶‍🌫️no tsy mora rovitra 🤗 natao ho an'ny rehetra 😄

👉 Ianao ahoana? Mbola misalasala sa efa mpanjifa ny vokatra Lys? 🥳

Rehefa tonga iny ilay fotoana tsy maintsy hifandaozana eo amin'ny samy mpinamana na tsy mifankafoy aza 🥹😅👉Ampiteneno hoe...
09/03/2026

Rehefa tonga iny ilay fotoana tsy maintsy hifandaozana eo amin'ny samy mpinamana na tsy mifankafoy aza 🥹😅

👉Ampiteneno hoe ny sary 🤪

Address

Tour Redland, Route Des Hydrocarbures/Ankorondrano
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lys posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lys:

Share