13/05/2026
๐ญ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐ญ๐๐ญ๐ซ๐๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ? ๐ฆ
Ny Hantavirus dia otrik'aretina (virus) tsy fahita matetika nefa mety hahatonga aretina amin'ny olombelona. Ity virus ity dia entin'ny biby mpikiky (๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐๐ฏ๐จ, ๐ญ๐จ๐ญ๐จ๐ณ๐ฒ) ary efa nisy hatry ny ela, saingy miverina resahina matetika rehefa misy tranga miseho (toy ny tamin'ity taona 2026 ity).
๐จ ๐. ๐
๐๐๐๐ ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐
Amin'ny ankapobeny, ny Hantavirus dia mifindra avy amin'ny biby mpikiky mankany amin'ny olona :
- ๐
๐ข๐๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐ฏ๐จ๐ค๐ : Rehefa manadio toerana maloto ianao ka miakatra ny vovoka misy diky, amany, na roran'ny voalavo marary.
- ๐
๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ : Raha voakaikitry ny voalavo na mikasika ny dikiny avy hatrany.
- ๐๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฌ๐๐ฆ๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ : Tsy mifindra amin'ny olona samy olona (afa-tsy ny karazany iray antsoina hoe "๐๐ง๐๐๐ฌ" any Amerika Atsimo, izay miseho mahalana).
๐ก๏ธ ๐. ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐
Mitovitovy amin'ny gripa mahery vaika ny fiantombohany:
โข Tazo mahery, mangovitra, ary marary an-doha.
โข Fanaintainan'ny hozatra (mivongana ny vatana).
โข Fahasarotana (rehefa miharatsy): Mety hivadika ho fahasemporana mafy (misy rano ny havokavoka) na olana amin'ny voa (tsy mivoaka ny pipy).
โ ๏ธ ๐
๐๐ง๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ก๐๐ง๐ : Tena mampidi-doza ity aretina ity satria mety hahafaty ny 40% hatramin'ny 60%-n'ny olona voany raha tsy voatsabo haingana.
๐ฅ ๐. ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐
* Tsy misy vaksiny na fanafody manokana (antibiotika) hitsaboana ny Hantavirus.
* Ny fitsaboana dia atao any amin'ny Hopitaly (Sampana fameloman'aina) mba hanampiana ny marary hiaina (oksizena) sy hiatrehana ny fahasarotana mandra-paharesy ny virus.
๐ก๏ธ ๐. ๐
๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐ญ๐๐ง๐ ๐ณ๐๐ฏ๐-๐๐๐ก๐ข๐๐!)
Ny fiarovana tsara indrindra dia ny fanalavirana ny voalavo sy ny fahadiovana:
โ
๐
๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐๐ฏ๐จ : Ataovy madio foana ny trano sy ny manodidina mba tsy hisy akany ho an'ny voalavo sy totozy.
โ
๐
๐จ๐ฆ๐๐ ๐๐๐ง๐๐๐ข๐จ๐ฏ๐๐ง๐ : Rehefa manadio toerana mihidy efa ela (lakaly, trano fitehirizana), dia aza fafana maina mba tsy hampiakatra na hampimparitaka ny vovoka.
โ
๐๐๐ฎ ๐๐ ๐๐๐ฏ๐๐ฅ : Fafazano rano misy eau de Javel aloha ny vovoka na ny dikin'ireo voalavo vao hofafana. Azonao jifaina ato aminay io produits io.๐
๐ซด Catalogue : https://wa.me/p/24266336336366510/261340874696
โ
๐
๐ข๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ : Manaova fonon-tanana sy arovava (masque) raha manadio toerana misy ahiahy.
Nb : Filazana vaovao sy fisorohana ihany ity. Araho foana ny fampandrenesana avy amin'ny tompon'andraikitra ara-pahasalamana raha misy tranga mampiahiahy eo amin'ny faritra misy anao.
ยฉ๏ธ : Akora Fanadiovana | 034 08 746 96