Presets

Presets "Bâtiments durables : études, revêtements et protection. Votre partenaire de confiance."

⚠️ Hoatr'izao foana no zava-misy matetika:Maçons > Enduiseur > Peintre...‼️ Raha vao miova tànana hoatr'izay foana ny ch...
16/07/2026

⚠️ Hoatr'izao foana no zava-misy matetika:
Maçons > Enduiseur > Peintre...

‼️ Raha vao miova tànana hoatr'izay foana ny chantier:
Équipes 3 samy hafa = Problèmes 3 samy hafa

Tsy mifankahazo eo amin’ny zavatra atao dia mifanilika andraikitra!

Antony hi-lancé-nay foana ny 'OFFRE TOUT COMPRIS'
Équipe iray no miandraikitra azy rehetra:

✅️ Maçonnerie d'enduit mortier
✅️ Enduit de lissage intérieur
✅️ Peinture de finition

Mora arahina kokoa ny qualité > mihena ny dépense >

• Maçonnerie: devis personnalisé.
• Enduit de lissage
• Peinture de finition: devis personnalisé.

Afaka miditra MP ianao na miantso raha mila évaluation** ny projet-nao

☎️ 034 27 297 54

⁉️ Dia ahoana no atao?Betsaka ny trano misy fissures fa tsy ny anao irery! ❌️  Mety problème dosage -na mortier izy io, ...
26/06/2026

⁉️ Dia ahoana no atao?

Betsaka ny trano misy fissures fa tsy ny anao irery!

❌️ Mety problème dosage -na mortier izy io, na ilay tany no miaina, na koa ilay rindrina mihitsy no miha-antitra sns.

✅️ Dia n'inona n'inona antony, tsotra ny solution: TRAITE-NA!

Tsy ahavaha olana ny loko na ragréage na lissage!

Farany mihitsy ny esthétique!

Afaka miantso mivantana ianao raha mila fanampiana.
☎️ 034 27 297 54

📅 Profitez du beau temps pour agir!

❌ Tsy raharahian'ny tompon-trano foana ity détail ity!❌️ Matetika koa anefa ny mpiasa no kamo. Soraty ao amin'ny comment...
30/05/2026

❌ Tsy raharahian'ny tompon-trano foana ity détail ity!
❌️ Matetika koa anefa ny mpiasa no kamo.

Soraty ao amin'ny commentaire ao hoe "ASTUCE" ahazoanao ny fanazavana.

Fa aleo resahina satria nandritra ny taona maro no nahitana ilay olana dia fotoana izao hanomezana torohevitra ho an'izay mbola anatin’ny fanorenana.

Efa maro be amin'izao no misafidy ny "style ultra minimaliste" rehefa manorina trano. Style 3D hoy ny sasany.

Izany hoe:
✔️ murs lisses
✔️ fenêtres affleurantes
✔️ lignes épurées
✔️ façade contemporaine

Tsy ratsy aloha ny bikany!
Fa "techniquement"… manimba zavatra be rehefa afaka taona vitsivitsy...

Ny tena olana:
👉 Ny ranon'orana

Raha tsisy appui de baie mety tsara ny varavarankely dia:
• hikoriana manaraka ny rindrina ny loto sy rano
• mipoitra tsikelikely ny "tâches noires"
• mihamaloto ny peinture na ravalement na enduit
• mihantitra aloha be ilay façade
• na miha-mahazo vahana ny hamandoana

Betsaka ny trano voan'izany rehetra izany fotoana fohy aorianan’ny orana

Ny antony?
Satria tsinontsinoavina ny 'détails techniques' sasany:
❌ pas de pente
❌ pas de goutte d’eau
❌ pas de débord
❌ mauvaise évacuation de l’eau

Kanefa ny appui de baie mety tsara dia miaro ny:
✔️ revêtement extérieur
✔️ joints des menuiseries
✔️ étanchéité façade
✔️ crépi décoratif
✔️ na structure ny mur mihitsy

Afaka ny hateza tsara ny ravalement.
Dieny mbola tsy tara àry dia diniho oe hanisy appui de baie sa tsia satria tsisy marche arrière io rehefa vita.

Address

Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261342729754

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Presets posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share