Masontsika

Masontsika ''MASONTSIKA''
Mivarotra sy mamokatra jiro mandeha amin'ny herin'ny masoandro.

Manao ahoana ny fanomanana ny fetin'ny Reny ao ? Efa nahazo fanomezana daholo ve? 😁Mirary faran'ny herinandro sambatra a...
30/05/2026

Manao ahoana ny fanomanana ny fetin'ny Reny ao ?

Efa nahazo fanomezana daholo ve? 😁

Mirary faran'ny herinandro sambatra antsika rehetra ! 🤗

Fotoana tsara indrindra izao hanehoana fitiavana sy fankasitrahana an’i Neny. 🌹Omeo fanomezana mahasoa sy maharitra izy ...
29/05/2026

Fotoana tsara indrindra izao hanehoana fitiavana sy fankasitrahana an’i Neny. 🌹

Omeo fanomezana mahasoa sy maharitra izy : KIT M16-SHS20-KEYP, tolotra azo aloa tsikelikely isan-kerinandro manomboka amin'ny 8 700 Ar.

Misy fiantohana roa (02) taona. 💯

Alefaso amin'ny MP ny commande sao tara na antsoy ny ☎ 038 33 786 34

Arahabaina ireo tsara vintana tamin'ny lalao ho an'ny Fetin'ny Reny : 👉 Mpandresy voalohany : Harry Malala Prized 👉 Mpan...
29/05/2026

Arahabaina ireo tsara vintana tamin'ny lalao ho an'ny Fetin'ny Reny :
👉 Mpandresy voalohany : Harry Malala Prized
👉 Mpandresy faharoa : Lalaina Rkt
👉 Mpandresy fahatelo : Mia Ntra

Ankasitrahana hatrany ireo nandray anjara rehetra tamin'ny lalao. 😊

Aza miala lavitra fa mbola maro ny lalao ho ataontsika hahazoana fanomezana eto amin'ny pejy. 🎁💚

28/05/2026

FISARIHANA ireo olona telo tsara vintana tamin'ny lalao hahazoana fanomezana ho an'i Neny. 🤗

👉 Manasa ireo olona voasarika izahay mba andefa MP aminay ny anarana feno + contact + laharan'ny CIN.

Mirary fankalazana sambatra ho antsika rehetra amin'izao fetin'ny "Aïd Al Adha" izao ! 🤗💚
27/05/2026

Mirary fankalazana sambatra ho antsika rehetra amin'izao fetin'ny "Aïd Al Adha" izao ! 🤗💚

Mbola tsy nahazo fanomezana ho atolotra an'i Neny ve? Mandraisa anjara amin'ity lalao hoan'ny fetin'ny Reny ity sao mba ...
26/05/2026

Mbola tsy nahazo fanomezana ho atolotra an'i Neny ve?

Mandraisa anjara amin'ity lalao hoan'ny fetin'ny Reny ity sao mba ianao no ho tsara vintana hahazo ny loka.

👉 Ato amin'ity rohy ity ilay lalao : https://www.facebook.com/share/p/14cW94W16NL/

Amin'ny Alakamisy 28 mey izao ny fisarihana ireo telo tsara vintana eto amin'ny pejy. 🤗

Mirary Pentekosta sambatra ho antsika rehetra 🕊️ Enga anie hitondra finoana, fiadanam-po ary fifaliana ho anao sy ny ank...
24/05/2026

Mirary Pentekosta sambatra ho antsika rehetra 🕊️

Enga anie hitondra finoana, fiadanam-po ary fifaliana ho anao sy ny ankohonanao izao andro masina izao. 💚

Teny tsotra fohy, nefa tena manohina anay foana ny mahita hafatra tahaka izao. 😊Ianareo no hery manosika anay hanohy sy ...
23/05/2026

Teny tsotra fohy, nefa tena manohina anay foana ny mahita hafatra tahaka izao. 😊

Ianareo no hery manosika anay hanohy sy hanome ny tsara kokoa isan’andro.

Mankasitraka indrindra anareo rehetra matoky ny Masontsika 🙏

📢 📢 TOLOTR'ASA HO AN'NY FARITRA BOENY sy ny manodidina.👉 Raha liana ianao dia alefaso dien'izao ny CV+LM miaraka amin'ny...
22/05/2026

📢 📢 TOLOTR'ASA HO AN'NY FARITRA BOENY sy ny manodidina.

👉 Raha liana ianao dia alefaso dien'izao ny CV+LM miaraka amin'ny référence REF : CVBoeny amin'ny : [email protected]

📢 📢 TOLOTR'ASA HO AN'NY FARITRA BOENY sy ny manodidina.

Ny orinasa Masontsika izay misehatra amin’ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro, dia mitady « Chef de Vente ». 🤝

👉 Raha liana ianao dia alefaso dien'izao ny CV+LM miaraka amin'ny référence REF : CVBoeny amin'ny : [email protected]

🚨 Aza adino ny mandray anjara amin’ity lalao fetin'ny Reny ity ! 🎁Olona 3 tsara vintana no ho sarihana hahazo fanomezana...
21/05/2026

🚨 Aza adino ny mandray anjara amin’ity lalao fetin'ny Reny ity ! 🎁

Olona 3 tsara vintana no ho sarihana hahazo fanomezana tsara be homena an’i Neny.

👉 Tsindrio ny sary dia soraty eo amin’ny commentaire ilay hafatra tsy hohadinoinao avy aminy 💬

Mandraisa anjara amin'ity lalao Fetin'ny Reny ity🥰🎁

👉 Soraty eo amin'ny commentaire ny hafatry i Neny izay mbola mitoetra ao am-ponao mandraka ankehitriny.

Commentaire 3 no ho sarihana ary hahazo ny fanomezana.

📌 FEPETRA ARAHINA :
✅ Abonné-o ny page Masontsika
✅ Partage-o public ity lalao ity ary entano ny namana hanaraka ny pejy sy hilalao

Fisarihina : Alakamisy 28 Mey 2026 eto amin'ny pejy Masontsika. 🎁

Ndao ary ooo ! 🥳

Anisan’ny manampy betsaka amin’ny faharetan’ny fitaovana Masontsika ny fikojakojana azy matetika.  😊✅ Ataovy mahazo tara...
20/05/2026

Anisan’ny manampy betsaka amin’ny faharetan’ny fitaovana Masontsika ny fikojakojana azy matetika. 😊

✅ Ataovy mahazo tara-masoandro tsara ny panneau solaire mba hahafahany mamokatra hery betsaka kokoa
✅Ataovy tsara fahana ny batterie mba haharetan’ny firehetany sy hitazonany ny heriny
✅Diovy matetika ny vovoka sy loto eo aminy mba tsy hanelingelina ny fiasany

Raha misy fanontaniana mahakasika ny fitaovana dia afaka miantso mivantana ny Service client avy hatrany : 📞 038 33 786 34

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261347326949

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masontsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Masontsika:

Share