Savony IRIKO

Savony IRIKO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savony IRIKO, Commercial & Industrial, Ambohimanambola, Antananarivo.

Mandroatra tsara, manadio, maharitra ary tsy manimba tanana ✨
Hitanao eny amin'ny mpivarotra rehetra mahazatra anao amin'ny vidiny tena mora

Savony IRIKO, lavitry ny loto ‼

Aok'izay ny loto✋🏻​❌​😡 Tsy manaiky intsony ireo lamba maloto rehetra fa mila sasana amin'ny 🧼Savony Iriko amin'izay izy ...
21/08/2026

Aok'izay ny loto✋🏻​❌​

😡 Tsy manaiky intsony ireo lamba maloto rehetra fa mila sasana amin'ny 🧼Savony Iriko amin'izay izy ireo! Sady week-end raha teo koa rahampitso😁😁

Aza adino fa mbola mitohy ny lalaontsika a👇​😁​! Araho tsara ny fitsipika, dia amin'ny Zoma 28 Aogositra izao ny fisariha...
21/08/2026

Aza adino fa mbola mitohy ny lalaontsika a👇​😁​!

Araho tsara ny fitsipika, dia amin'ny Zoma 28 Aogositra izao ny fisarihana hahazoana 1 Carton Tantely XG🤩​🧼​.

Atsangano daholo ny tanan'ireo mazoto manasa lamba rehetra🙌😁!

👉 Araho ny pejy Savony IRIKO
👉Soraty ao amin'ny commentaire ny hoe "Tantely XG"
👉Identifer-o ao amin'ny commentaire ihany koa ireo namanao 3 mazoto manasa lamba
👉Ataovy partage en mode "Public" ity publication ity

Fisarihana: 📅 Zoma 28 Aogositra
🤩Izay tsara vintana mahafehy ireo toromarika ireo dia mahazo 1 Carton Tantely XG🧼🤩.
📢Antsoy daholo ary ny namana handray anjara.

Efa manomakomana ny fidiran'ny mpianatra daholo ve📒​😁​? Sa mbola miandry kely aloha😅.Na eo aza ny fividianana fitaovan'n...
20/08/2026

Efa manomakomana ny fidiran'ny mpianatra daholo ve📒​😁​? Sa mbola miandry kely aloha😅.

Na eo aza ny fividianana fitaovan'ny mpianatra dia ny kojakoja any an-trano koa tsy adino ny mieritreritra azy🧼.

🕊️ 15 Août: Assomption☺️Mirary fety sambatra sy faran'ny herinandro mahafinaritra.Andeha ho aiza ianareo anio😁?
15/08/2026

🕊️ 15 Août: Assomption

☺️Mirary fety sambatra sy faran'ny herinandro mahafinaritra.
Andeha ho aiza ianareo anio😁?

Atsangano daholo ny tanan'ireo mazoto manasa lamba rehetra🙌😁!👉 Araho ny pejy Savony IRIKO👉Soraty ao amin'ny commentaire ...
13/08/2026

Atsangano daholo ny tanan'ireo mazoto manasa lamba rehetra🙌😁!

👉 Araho ny pejy Savony IRIKO
👉Soraty ao amin'ny commentaire ny hoe "Tantely XG"
👉Identifer-o ao amin'ny commentaire ihany koa ireo namanao 3 mazoto manasa lamba
👉Ataovy partage en mode "Public" ity publication ity

Fisarihana: 📅 Zoma 28 Aogositra
🤩Izay tsara vintana mahafehy ireo toromarika ireo dia mahazo 1 Carton Tantely XG🧼🤩.
📢Antsoy daholo ary ny namana handray anjara.

Any izay ny olona mamonjy   ☀️Ndry aty efa nanao Jp Jp be tato amin'ny facebook hoe tenue de vacances nefa kanjo tsy las...
07/08/2026

Any izay ny olona mamonjy ☀️
Ndry aty efa nanao Jp Jp be tato amin'ny facebook hoe tenue de vacances nefa kanjo tsy lasa tampoka😅🙊.

Hafa mihitsy ny vacances🌞🕶️ miaraka amin'ilay olona efa mahazatra anao iny.Mba identifeo kely ao amin'ny 👇commentaire ao...
05/08/2026

Hafa mihitsy ny vacances🌞🕶️ miaraka amin'ilay olona efa mahazatra anao iny.

Mba identifeo kely ao amin'ny 👇commentaire ao ary izy dia tantarao ao ny souvenir tena nahafinaritra anareo☺️.

Mora kokoa ilay manakorotana noho ilay mandamina e😅🤣?Matetika mandany 1 andro mihitsy hampirimana ny lamba ao anaty armo...
31/07/2026

Mora kokoa ilay manakorotana noho ilay mandamina e😅🤣?

Matetika mandany 1 andro mihitsy hampirimana ny lamba ao anaty armoara, 🙈nefa tsy ampy firy andro akory avy eo dia iny fa mikorotana indray.

Fantatrao ve?💡Ho anareo miasa an-jaridaina👨‍🌾, na mikirakira fiara sy fitaovana mety ho be menaka👨🏻‍🔧, azo esorina tsara...
29/07/2026

Fantatrao ve?💡

Ho anareo miasa an-jaridaina👨‍🌾, na mikirakira fiara sy fitaovana mety ho be menaka👨🏻‍🔧, azo esorina tsara amin'ny alalan'ny 👉Vovo-tsavony ny loto miraikitra amin'ny tananareo.
Ampianareo Huile Essentielle 2 na 3 goutte eo mba hanampy ny hanitra sy ny fahalefahan'ny tananareo😁.

Hakamoana 🥱 sa tsy mivaky loha tsotr'izao?🙂‍↔️Rehefa ilay maika iny moa indraindray dia izay 👕 misy ao no anaovana😂Nareo...
23/07/2026

Hakamoana 🥱 sa tsy mivaky loha tsotr'izao?🙂‍↔️
Rehefa ilay maika iny moa indraindray dia izay 👕 misy ao no anaovana😂

Nareo koa ve misy fotoana tratran'izao? 🫣
Vovon-tsavony IRIKO ampiasaina hampaharitra ny hanitra amin'ny lamba 🫧

Address

Ambohimanambola
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261321141562

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savony IRIKO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Savony IRIKO:

Shortcuts

Share