ALP B.T.P

ALP B.T.P Construisez l'avenir avec ALP BTP.
- Conception
- Réalisation
- Rénovation
0343570840

🌷 Bonne Fête à toutes les Mamans ! 🌷Aujourd'hui, nous célébrons l'amour, la tendresse, le courage et le dévouement de to...
31/05/2026

🌷 Bonne Fête à toutes les Mamans ! 🌷

Aujourd'hui, nous célébrons l'amour, la tendresse, le courage et le dévouement de toutes les mamans. Merci pour tout ce que vous faites chaque jour. Que cette journée vous apporte joie, bonheur et reconnaissance. ❤️

ALP BTP

29/05/2026
‎💡 Ny fosse septique dia rafi-panadiovana tsy itambarambe (système d’assainissement non collectif). Matetika izy atao am...
12/03/2026

‎💡 Ny fosse septique dia rafi-panadiovana tsy itambarambe (système d’assainissement non collectif). Matetika izy atao ambanin’ny tany, saingy misy ihany koa ny manao azy ambony raha tsy ampy toerana.

‎Natao izy io ho fanadiovana mialoha ny rano avy amin’ny WC. Ao anatiny dia potehin’ireo bakteria tsy mila oksizena (bactéries anaérobies) ireo loto sy vaingana maloto. Rehefa izany dia rano efa madio kokoa sisa no mivoaka mankany amin’ny puisard na ny canal itambarana.

‎Ahitana efitra telo (3 compartiments) ny fosse septique:

‎1️⃣ Ny voalohany :
‎Eto no miditra ny rano maloto. Ny loto mavesatra dia milentika any ambany, ary ny menaka sy tavy miakatra ambony.

‎2️⃣ Ny faharoa :
‎Mitohy ny fahapotehan’ny loto noho ny asan’ny bakteria, ka mihalefy tsikelikely ireo vaingana maloto.

‎3️⃣ Ny fahatelo :
‎Ato ilay asiana mâchefer (ilay vato misy lavadavaka ireny) ,izay mi-jouer rôle passoire, izany hoe manivana ny rano alohan’ny hivoahany mankany amin’ny puisard.

‎Ahoana ny kajy ny haben’ny fosse septique ?

‎Raha ny tokony ho izy dia kajiana isaky ny pièce ao an-trano ny haben’ny fosse septique.
‎Fa eto amintsika kosa, matetika ny isan’ny olona mipetraka ao an-trano no anaovana kajy fa io no mahazatra sy manavanana kokoa.

‎👉 0,3 m³ / personne eo ho eo no ilaina.

‎Ohatra :
‎Raha olona 6 no mipetraka ao an-trano
‎dia 6 × 0,3 m³ = 1,8 m³
‎➡️ Midika izany fa mila fosse septique manodidina ny 1,8 m³.

‎💡 Torohevitra :
‎Matetika amin’ny fanamboarana dia atao lehibe kokoa (ohatra 2 m³) mba hisy marge de sécurité.

‎Izay indray no azo zaraina anio 😊
‎Azonao zaraina ao amin'ny commentaires izay azonao anampiana izay 😊
‎Dia mba partageo ihany sao mahasoa ny hafa 😊
‎Mirary soa daholo!

12/03/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ya Ina Hanitra, Mioty Tojo, Nary Kely Nary Kely, Ema Taotrano, Mam Princy, Layah Freedom, Tsiorinirina Razafimandimby, NantenainaSoa Razafy, Fetrarivony Nambinintsoa, Andrimahefarisoa Kantoniaina, André Nancy, Lanjasoa Andrirazafy, Herilalaina Raharinirina, Hery Lanto, Justin Razafindranasy, Soa Fahasoavana, Michel Rakotoniaina, Jules Léon Tahina, Jean Omega Rakotonirina

💡💡💡 Fa resaka resaka fa manao ahoana tokoa moa izany ny fiainana raha tsy nisy ampoule ? 😅 angamba tsy nivoaka tsara tar...
18/02/2026

💡💡💡 Fa resaka resaka fa manao ahoana tokoa moa izany ny fiainana raha tsy nisy ampoule ? 😅 angamba tsy nivoaka tsara tarehy toa izao ity futur centre commercial ho ahorina tsy hoe ela eny Andranomena ity! 😅

📌 Plan 2D sy 3D angalana permis de construire : 2500ar/m²/niveau fotsiny ato aminay 😊
📌 Devis quantitatif estimatif : 2500ar/m²/niveau ihany koa.

Visite de chantier gratuit ☺️

Miray fo tanteraka amin'ireo Mpiray tanindrazana rava fananana, eny, namoy aina mihitsy aza noho ny fandalovan'iny rivod...
11/02/2026

Miray fo tanteraka amin'ireo Mpiray tanindrazana rava fananana, eny, namoy aina mihitsy aza noho ny fandalovan'iny rivodoza Gezani iny. Ho lasan'izay anie ny ratsy rehetra!

‎Salama daholo ve isika ato oh 😊‎‎Mazava aminareo ve izao ity tableau manazava tsotsotra ny composants an’ny béton ity?‎...
09/02/2026

‎Salama daholo ve isika ato oh 😊

‎Mazava aminareo ve izao ity tableau manazava tsotsotra ny composants an’ny béton ity?

‎📌 Zarao ao amin’ny commentaires hoe ahoana ny fahazoanao azy
‎📌 Lazao raha mitovy na tsy mitovy amin’ny fampiasanareo eny an-chantier
‎📌 Mifanampy isika, mifampianatra, mifanoro, ka aleo hifampizara fahalalana fa tsy hifandrangitra.
‎👉 Raha misy zavatra fantatrao na traikefa tianao hozaraina, aza misalasala manoratra eo amin'ny commentaires 😊
‎(Sa mbola sarotra amintsika eto amin’ity domaine ity ve izany ?)

‎📌 Fanamarihana:
‎✔️ 1 seau = 10 litres
‎✔️ 1 brouette standard ≈ 80 litres
‎✔️ 1 sac de ciment = 50 kg

‎🏠 Aza adino fa manao ny asa rehetra momba ny taotrano izahay
‎📞 Téléphone : 034 30 534 44
‎💬 WhatsApp : 034 69 710 83

‎👉 Misaotra mialoha amin’ny fizaràna sy fifampianarana 🙏
‎👉 Mahavità soa daholo!

Miarahaba ny boss rehetra oh ! 😊‎Ny atao hoe dosage dia habetsaky ny ciment (en kg) ampiasaina ao anaty 1 m³ de mortier/...
02/02/2026

Miarahaba ny boss rehetra oh ! 😊
‎Ny atao hoe dosage dia habetsaky ny ciment (en kg) ampiasaina ao anaty 1 m³ de mortier/ béton

‎Noho izany :
‎📌 Ny dosage 150 dia midika hoe misy ciment 150 kg ao anaty mortier na béton 1 m³
‎📌 Ny dosage 250 dia midika hoe misy ciment 250 kg ao anaty mortier na béton 1 m³
‎📌 Dia toy izany hatrany koa ny 300, 350, 400.

‎👉 Arakaraka ny maha-ambony ny dosage no mampatavy sy mampatanjaka ilay zavatra atao, indrindra ny béton.
‎⚠️ Tsy voatery ho tsara foana anefa ilay hoe matavy, indrindra ho an’ny mortier sy enduit, satria mety hiteraka fissure.

‎Rehefa inona ary no ampiasaina ireo dosage ireo ?
‎📌 Dosage 150
‎Béton de propreté
‎Sous semelles
‎Sous dallage
‎📌 Dosage 250
‎Dallage tsotsotra
‎Béton non armé
‎📌 Dosage 350 ⭐
‎Dalle porteuse
‎Poteaux
‎Poutres
‎Fondations
‎👉 Ilay dosage fampiasa matetika indrindra
‎📌 Dosage 400
‎Escalier
‎Fosse septique
‎Béton très sollicité / spécial
‎👉 Ilay mafy indrindra

‎Ahoana ary raha mampiasa ciment 50 kg ?
‎📌 Dosage 150 → 3 sacs / m³
‎📌 Dosage 250 → 5 sacs / m³
‎📌 Dosage 350 → 7 sacs / m³
‎📌 Dosage 400 → 8 sacs / m³

‎Dia izay sy izay indray ary ny amin’iny dosage iny fa dia mahavità soa izay kasaina indray tompoko 😊
‎👉 Mba zarao raha nahasoa anao, sao mahasoa ny hafa.

‎ALP BTP – manorina ho anao
‎📞 Contact : 0343053444

‎ -no-herinay .

02/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Fandresena Tolojanahary, Mialy Kanto Kanto, Mialimanitra Andrianjatovo, Fitahiana Rakotoson, Dina Rakotondrabe, Jean Claude Jean Claude

Address

67ha
Antananarivo
101

Telephone

+261343053444

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALP B.T.P posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ALP B.T.P:

Share