30/04/2026
🇲🇬 𝗦𝗼𝗹𝗶𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘃𝘀 𝗺𝗲𝗻𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝘃𝗲𝘀𝗮𝘁𝗿𝗮 : 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮 𝘀𝗮𝗺𝘆 𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗮𝘇𝘆 ?
Tsy mitovy endrika ny : misy ny solitany mahazatra sy ny menaka mavesatra, izay samy manana ny toetra sy ny fomba fitrandrahana azy.
⏭️ Ny 𝘀𝗼𝗹𝗶𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗮𝘁𝗿𝗮 dia ranoka mora mikoriana ary afaka miakatra ho azy eny ambonin’ny tany rehefa vita forage : mora kokoa ny fandaniana amin’ny fitrandrahana azy. Ampiasaina indrindra izy io amin’ny solika toy ny lasantsy, gazoala ary kerosena.
⏭️ Ny 𝗺𝗲𝗻𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝘃𝗲𝘀𝗮𝘁𝗿𝗮, tahaka ny ao , dia matevina sy sarotra mikoriana. Mitaky procédés thermiques manokana mba hanamorana ny fikorianany. Ny menaka mavesatra dia matetika ampiasaina amin’ny famokarana angovo, toy ny solika ampandehanana tobim-pamokarana herinaratra.
⏭️ 𝗙𝗼𝗺𝗯𝗮 #𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 mifanaraka amin’izany : ireo fahasamihafana ireo dia mitaky teknika fitrandrahana samihafa, nefa koa manokatra fanararaotra lehibe amin’ny fanomezan-danja ny harena eto an-toerana.
Ho an’i Madagascar Oil, tafiditra ao anatin’ny ezaka maharitra sy voalanjalanja ny fanomezan-danja ny fitrandrahana ny menaka mavesatra, ho fanamafisana ny fahaleovantena ara-angovon’i Madagasikara.
---------
🇨🇵 𝗣𝗲́𝘁𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗰𝗼𝗻𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹 𝘃𝘀 𝗵𝘂𝗶𝗹𝗲 𝗹𝗼𝘂𝗿𝗱𝗲 : 𝗾𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗶𝗳𝗳𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲 ?
Le pétrole ne se présente pas sous une seule forme : on distingue le pétrole conventionnel et l’huile lourde, deux ressources aux caractéristiques et aux modes d’exploitation différents.
⏭️ 𝗟𝗲 𝗽𝗲́𝘁𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗰𝗼𝗻𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹 est fluide et s’écoule naturellement vers la surface après forage : plus facile et moins coûteux à extraire. Il est principalement utilisé pour produire des carburants comme l’essence, le diesel et le kérosène.
⏭️ 𝗟’𝗵𝘂𝗶𝗹𝗲 𝗹𝗼𝘂𝗿𝗱𝗲, comme celle de Tsimiroro, est plus visqueuse et épaisse. Elle nécessite des procédés thermiques spécifiques pour en faciliter l’écoulement. L’huile lourde est souvent destinée à la production d’énergie, notamment sous forme de combustible pour alimenter des centrales thermiques (électricité).
⏭️ 𝗗𝗲𝘀 𝗮𝗽𝗽𝗿𝗼𝗰𝗵𝗲𝘀 𝗮𝗱𝗮𝗽𝘁𝗲́𝗲𝘀 : ces différences impliquent des méthodes d’exploitation distinctes, mais aussi des opportunités importantes pour valoriser les ressources locales.
Chez Madagascar Oil, la valorisation de l’huile lourde s’inscrit dans une démarche de développement responsable, au service de la souveraineté énergétique de Madagascar.