À Mi L Mode

À Mi L Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from À Mi L Mode, Solar Energy Company, Behoririka, Antananarivo.

Fitaovana sy Tolotra Ho An’ny Trano & Orinasa,Toro_hevitra
Misy karazana entana maromaro mety ho ilainao sy hanampy anao amin’ny vidiny mirary:
🔋Kit solaire–Mety ho an’ny fanjifana maharitra sy anti-délestage
💧 Pompe à eau solaire–Immergée sy surface

"🚧 Installation en cours... Toliara.Manao izay hahafahan'ny mpanjifa misitraka herinaratra milamina sy mahaleo tena ary ...
12/06/2026

"🚧 Installation en cours... Toliara.
Manao izay hahafahan'ny mpanjifa misitraka herinaratra milamina sy mahaleo tena ary mahakely ny facture hoaloa.
Misaotra tamin'ny fitokisana! ☀️🔋"

✨ FISAORANA SY FANKASITRAHANA ✨Vita soamantsara ny fametrahana Kit Solaire Hybride 6kVA teto Ambatondrazaka. ☀️🔋Mankasit...
12/06/2026

✨ FISAORANA SY FANKASITRAHANA ✨

Vita soamantsara ny fametrahana Kit Solaire Hybride 6kVA teto Ambatondrazaka. ☀️🔋
Mankasitraka indrindra ny mpanjifa tamin'ny fitokisana napetrany taminay. Mirary fahombiazana sy fampiasana maharitra, ary enga anie hitondra herinaratra milamina sy fitsitsiana ho an'ny ankohonany ity installation ity.
Ho anareo izay mbola misalasala na mbola tsy manana système solaire, izao no fotoana tsara hirosoana amin'ny vahaolana maharitra sy mahaleo tena amin'ny herinaratra.

✅ Kit solaire hybride
✅ Batterie GEL sy Lithium
✅ Panneaux solaires
✅ Installation professionnelle
✅ Torohevitra sy fanaraha-maso

À Mi L Mode dia vonona hatrany hanampy anao hahita ny kit solaire mifanaraka amin'ny filanao sy ny teti-bolanao.

KIT SOLAIRE 10kVA📍 Behoririka – Immeuble Florida033 40 242 10 | 034 92 701 24 | 032 19 277 00                           ...
11/06/2026

KIT SOLAIRE 10kVA

📍 Behoririka – Immeuble Florida
033 40 242 10 | 034 92 701 24 | 032 19 277 00


KIT SOLAIRE 6KVA📍 Behoririka Immeuble Florida 📞 033 40 242 10 | 032 19 277 00 | 034 92 701 24
11/06/2026

KIT SOLAIRE 6KVA

📍 Behoririka Immeuble Florida 📞 033 40 242 10 | 032 19 277 00 | 034 92 701 24

KIT SOLAIRE 3KVA📍 Behoririka Immeuble Florida📞 033 40 242 10 📞 032 19 277 00 📞 034 92 701 24
09/06/2026

KIT SOLAIRE 3KVA

📍 Behoririka Immeuble Florida
📞 033 40 242 10 📞 032 19 277 00 📞 034 92 701 24

09/06/2026

Aza miankin-doha amin'ny délestage intsony!
🔋 Kit solaire 3kVA ✔️ Accessoires complets ✔️ Garantie 8 mois ✔️ Service après-vente

📍 Behoririka Immeuble Florida 📞 033 40 242 10 | 032 19 277 00 | 034 92 701 24

🏆 OFFRE COUPE DU MONDE 2026⚽ Tsy tapaka ny match na dia maty jiro aza!📺 TV écran plat 26" kadoa☀️ Kit solaire complet💰 1...
09/06/2026

🏆 OFFRE COUPE DU MONDE 2026

⚽ Tsy tapaka ny match na dia maty jiro aza!

📺 TV écran plat 26" kadoa
☀️ Kit solaire complet
💰 1 280 000 Ar
📍 Behoririka – Immeuble Florida
034 92 701 24
033 40 242 10

💡 LAMPADAIRES SOLAIRES PROFESSIONNELSÉclairage puissant, autonome et économique✅ Détecteur de mouvement✅ Mode éclairage ...
03/06/2026

💡 LAMPADAIRES SOLAIRES PROFESSIONNELS
Éclairage puissant, autonome et économique

✅ Détecteur de mouvement
✅ Mode éclairage permanent
✅ Télécommande incluse
✅ Support métallique inclus
✅ Étanche et résistant aux intempéries
✅ Autonomie jusqu'à 12h+
✅ Durée de vie jusqu'à 6 ans

Nos modèles disponibles
🔹 150W Réelle – 115 000 Ar
(105 000 Ar à partir de 5 pièces)
🔹 200W Réelle – 125 000 Ar
(115 000 Ar à partir de 5 pièces)
🔹 1000W Réelle – 150 000 Ar
(140 000 Ar à partir de 5 pièces)

📍 Behoririka – Immeuble FLORIDA
📞 034 92 701 24
📞 033 40 242 10
📞 032 19 277 00
À Mi L Mode
L'énergie du futur, aujourd'hui.

30/05/2026

fizarana tsotra ihany

Address

Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when À Mi L Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share